Antso Bommartin vahiny tao @ STARVAN / VIVA Madagascar

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 25 сер 2024

КОМЕНТАРІ • 42

  • @miaburciaga1497
    @miaburciaga1497 5 років тому +2

    Vendrana ko le mpanolotra sady otrany tsy concentré akory sady otrany hautains be, sady mila doka. Antso t'es la meilleure 💜

  • @lauraratombotiana8480
    @lauraratombotiana8480 5 років тому +7

    Tsy mahay ninoninona lay vehivavy sy lehilahy mpanolotra...soa i Antso mahay mampihomehy tsara.

  • @lazarafalinirina8722
    @lazarafalinirina8722 2 роки тому

    Tikob ny famalinao❤. Resinao lavitra le mpanentana. sady maha matotrab zany le maquillagen. Otran i Aya Nakamura zany eto

  • @marieleonide5491
    @marieleonide5491 5 років тому +3

    Manja be i Antso 😍

  • @lehilahymahery3927
    @lehilahymahery3927 5 років тому +1

    Hhhhhhh mialona ve le mpanolotra 😂 Tsy mtouv @ starvan hafa

  • @razafimahefaralimanana25
    @razafimahefaralimanana25 3 місяці тому

    Tsy MBA menatr'olona ve nareo?

  • @adamyimbi2459
    @adamyimbi2459 5 років тому

    Latsakaaaaa b za tamle action hahahhahahahaha milayyyyy e MARIMAAAAAR

  • @balisamarandrianaivo78
    @balisamarandrianaivo78 4 роки тому +1

    Ary naninona i Mandresy no niavonavona kely teo nefa olona cool be io,?sa misy problème?

  • @priscamaharavo7202
    @priscamaharavo7202 4 роки тому

    Reveko eeee
    Henjan dry am impro Antso 😘

  • @diamondrah
    @diamondrah 5 років тому

    Je suis devenue fan en un jour .. Hahahah

  • @holinatsweets3551
    @holinatsweets3551 5 років тому

    Kay sipa mitovy génération amiko, même année mihitsy. Bonne continuation Antso.

  • @gasykamanja2091
    @gasykamanja2091 5 років тому +1

    Merci aky kôpetsa maitso kouely a 😂 salanitra fôna mjery andry !!! Sady ndry naturel b fôna produits bio tsis chimique !!!! Makasitraka d tohizo atrany fa Zay manohana fôna eeee 😉

  • @evafelantsoa7045
    @evafelantsoa7045 5 років тому

    Haha
    Mafana fona ny resaka misy andry😁😁

  • @ialytahantsoaramiharimanan2928
    @ialytahantsoaramiharimanan2928 5 років тому +2

    Mahafinaritra foana ny mijery an'iAntso! ts maka lagy am rehetra e!

  • @itoerantsoafantenana15
    @itoerantsoafantenana15 4 роки тому

    😂😂😂😂 ripaka be aho amlay action

  • @joussajoussa6844
    @joussajoussa6844 5 років тому

    tiko be le tsy maka lagy @ fiainana merci bcp Antso Bomartin makafy anao fona 😘

  • @niniratsimba7704
    @niniratsimba7704 5 років тому

    BRAVO ANTSO 👍👍👍👏👏👏👐👐👐

  • @ainzojim2492
    @ainzojim2492 5 років тому

    hahah, milay rangah ity sipa ity le

  • @roxanetinaernest100
    @roxanetinaernest100 5 років тому

    Kkkkkkkkk😂😂😂😂😂,le hira ripakaaaaaaa

  • @vonifanjafaniriantsoarakot5003
    @vonifanjafaniriantsoarakot5003 5 років тому +1

    tsara beuh....mafinaritra foana ny mijery any antso......tohizo atrany euh.....

  • @smartest1199
    @smartest1199 5 років тому

    tena efa mihendanja mihintsy ilay fahaizan ny malagasy mankafy zavatra, otrin ny oe ratsy tarehy le olona , dia vo mainka ko lazaina fa oe tena tsara mintsy aky ndry a, mihatsaravelatsihy, mijery arina an tava, ka tsy mandroso mihintsy ny zava kanto, lasa zava pona indray aryny hiafarany ra tsy handraisana fepetra.marina oe fitadiavambola fa izay indrindra aza no tokony tene hifantohana lalina amin le asa atao

  • @nanjaranarimahefa1399
    @nanjaranarimahefa1399 5 років тому

    bravooo Antso

  • @mominahibrahim2209
    @mominahibrahim2209 5 років тому

    Tena mahafapo mitsy mijery anao Antsa tiko be 😁😁

  • @kdo976
    @kdo976 5 років тому

    mahalatsaka b ki ndri an! ni genre ako an lay olona tsisy nifi amboni mihyntsy xD

  • @rakotonindrinamamisouh4921
    @rakotonindrinamamisouh4921 5 років тому +1

    Mpiteny² foana indray²

  • @landrymandimby7542
    @landrymandimby7542 5 років тому

    Tenin'ny tanana no fiteny fa tsy hoe baiko moana ka, merci

  • @nathymyah3615
    @nathymyah3615 5 років тому

    Action ko enjana 😂

  • @olgalalasoa7059
    @olgalalasoa7059 5 років тому +2

    Toizo fona ry antso fa mafinaritra be.le fapmezana

  • @lovatianarajaonarivelo6790
    @lovatianarajaonarivelo6790 5 років тому

    Efa lasan viva nga ity fandaharana ity fa tsy Sky one TV tson

  • @felanarafidy8388
    @felanarafidy8388 5 років тому

    Ndry ki tena mampihomehy ka !

  • @hemakeny8096
    @hemakeny8096 5 років тому

    😂😂 😂

  • @suzelleandrianasolo2854
    @suzelleandrianasolo2854 5 років тому

    Kkkkkkk

  • @baorieko3299
    @baorieko3299 5 років тому

    Mahafinaritr b

  • @anjaranaivo8782
    @anjaranaivo8782 5 років тому

    Kkkkkk

  • @toarirakoto7644
    @toarirakoto7644 5 років тому

    tena mahafinaritra be ny mijery anareo

  • @mimichrisnah8649
    @mimichrisnah8649 5 років тому

    tena n adala tsy misy f ondrakondrafana n betsaka

  • @nandrainarajaonary4251
    @nandrainarajaonary4251 5 років тому

    Anisany Matotra Be mintsiny

  • @olivahanitrinialarabemanan7506
    @olivahanitrinialarabemanan7506 4 роки тому

    diso ry Antso hoe tonton le mikitika nono @ langage des signes midika hoe reny

  • @user-oe1qy9cj9r
    @user-oe1qy9cj9r 5 років тому

    Mafinaritra

  • @mimichrisnah8649
    @mimichrisnah8649 5 років тому

    to atitra b 26 ans mitovy amiko 40 ans efa mamie

  • @fenomananamampitasoa2826
    @fenomananamampitasoa2826 5 років тому

    Kkkkkkkk