FAQ/VLOG Niaraka t@ Nate Tex
Вставка
- Опубліковано 12 вер 2024
- Namaly ireo fanontaniana napetrakareo t@ko i Nate Tex...
P.s:Mi Clash zava-doza be ity chachalah ity VS be ity🙄😅😂
Tagueo sy zarazarao ho an'ilay mpankafia ,alatsaho ny tora-po fa andalo hitsidika ato izy...
Réalisation,montage: Antso Bommartin
Assistante prod: Jessie Cah
Antso,zao vao mijery🤣mahafinaritra be😍tiko ilay mianiany be
Coucou nareo ah! Faly mahafantatra an'i Nantenaina 😁😁😁😁😁
Mahafinaritra e ! Ary mianiany be kay lety ! Ha3 !
Mba atovy ko eky miaraka amin'ny fy rasolofoniaina
Marin zan ahhh !!!
Siora eee
Iny Mandilaza iny 😊😊
mongo nama ny hohonao ry bôgôsy a tena marina e sinon, sady tsara tarehy ise no tsara feo no tsara hira
🤣🤣🤣🤣
tiko beu, fa tsara beu ki ra mba diovana kely le bruit fa manimba anle video beu
Somary mkaratsana le feo...
"somary"