lay mpihira tropical lou tena malaza lotra nefa ny refrain sy zvtra iray foana no miverimberina dia mandihy v*d* ... nefa ny mpihira otrany Mirado vitsy kely 😢 sady tsy malaza toy ry Tence mena
Miray annif amiko no. Nanindry ny fitiavako ny hiran izy ity ! Date andro , taona , miarataona izahay dah e! Mirariso ho anareo , kopakopatanana ho atsika rehetra any Mada any !
ay ve Antso mahay mtendry batterie e!tena nanamarika anah ko i Mirado sady samy Mirado ny anaranay fa saingy za fotsiny tsy bogosy,hahaha...tamzan andro zan zahay ilay milalao skateboard sia mihaino green day,simple plan ,sum41 sns....tsy tsapan'ny année 2000 marina.hihihi...tohizo lesy Mirado ny mozika fa tsara le izy
Manao aon ry ... fa naona ary no any dago iani no tenendri fa zai aty Canada ve zani tsy ba omena salut. Mafinaritr be ni ataodri de miadri vidéo manarak zai aty lavitr. Mazoto
Ndriiii ry bandsy bogosin génération anay!!merci Antso fa mlay iny!!
Antso mahay be ianao !!je t'adore tohizo f mahafinaritr sady milay
Fière d'être malgache et ce gars il gère de ouf ,je suis née à mada mais je suis parti tôt enfin bon ,continue comme ça
Atsivo miaraka amin'i Bôlô Pixx ninnnnn ann 🤗
Antso mahay be ianao!! je t'adore tohizo le video fa milay
Cooool be Mirado an sady miha bogosy fona
Ita aty lavitra aty n vidéo anji r antso bomartin à.. Mankasitraka😉😉👌👌👍👍(Guyane française)
Waouw bgs ranga elah a 😍😍
Ankafiziko le feeling, mba te ahita andry manao réaction vidéo zah, keep up Girl😍
Mankasitraka fa tena milay o😉👏🏻👏🏻👏🏻👏🏻👏🏻👍🏻👍🏻👍🏻👍🏻👍🏻
Sa fait trop plaisir de voir mon pays.Merci antso de nous faire montré tout sa ❤️
Zahay aty an dafy manaraka anao Antso an hihi, mahafinaritr eh!!
Jerena tampoka izy Ohatran'ny misy itovizana amin''i Ony ao amin'ny Talenta.
hmmm, tsara ny zava-boarin'Andriamanitra :-) milay Antso an! aza hitao ka tonga aty izany défi cochon de lait izany marina mafy! uhuh
Hum...
Ilay anjeliko... 😉
Je suis fan.❤
Mirado T trop chou😍😍😍😍😍
Calin.......
Tiko le izy😊😊😊,il était presque mort dans le game.... miandry ny retour sy ny hira vaovao!
Milay be nareo oh. Merci Antso a. ,😊
Mlay le génération Avril Lavigne sy LP e! Les vrais savent :)
Paramore!!!!!! 😍😍😍😍
Oh il est presque célibataire 😂😂😂😂 tsara b daoly ilay question... Bravo antso
Il est marié , je suis sa copine de Mirado
Oh lalala!!! On dirait Ricky Martin 💕
Lasa bg be Mirado 😍
Tsara be ky antso an makasitraka e asivo vlog fona fa tsara de mba manaova 1journée dans mon assiette ky an merci
ao tsara ,..BG and BLG reo aa hihi
Tena mahay manentana be ndrii...mlay be mihaino azy...mety fa tohizo e!
mila be antso ah hihihi
Tiko bé merci beaucoup 😘🤩🤩
hihihih, za zany zao cousin andry sa tonton andry ry Antso? hahah, mahafinaritra le fandaharana
hahaha! artistay 'ty le
6:30 Tsy azo ampijerena anty vidéo ty ny Vadiko fa manjary mitady an'i Mirado 😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂 tiany be lôtra manko io bandy io 😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂
raha mbola sipa t@ reny generation reny kosa lou mandainga rah niteny we tsy tia azy e
hahaha
Mankasitraka eee mafinaritra be 😍
BG b Mirado, itako indray mandeh tao @club du car Mandrosoa Ivato ndray mandeh zay
Tsy voafafa na ovina ovina 👏👏👏👏
4:25 Kay ty mahay mively batterie fa mody fanina fotsiny .... Mba asio video karazana fivelezan'ny olona batterie indray e!
bgs be mirado an 😁
Mahafinaritra e😍😍😍❤❤💕💕💕
Tsara ko zao ra vlog miaraka am'ireo mpihiry tropical reo a, ry tence mena sy ry black nadia...
lay mpihira tropical lou tena malaza lotra nefa ny refrain sy zvtra iray foana no miverimberina dia mandihy v*d* ... nefa ny mpihira otrany Mirado vitsy kely 😢 sady tsy malaza toy ry Tence mena
Mlay b ki Antso ah! Ba asivo crash test jay kia, le resto bety's dinner eo akorondrano ohatra
hahaha plaza atanimena !!!! hahahaha
I Antso milay aki njy a, mande aty andafy mihitsy ny UA-cam njy an. BG be lery an
Mahafinaritra ahy ny fandaharany Antso Bommartin rehetra (y)
Mahafinaritra be !!!fianakavian'ny zanako io Mirado io cousin ny avy eny antsapandrano
Positifs tout les temps 😍
Cc Antso tsara be tena embiance be le interview dia fa any Ampefiloha le plaza fa tsy any Antanimena hi hi bizz miandry ny manaraka
tena mbola manana chance kosa zahay generation 90 taraik aaaa kkkkkkkk
Tsy maninona mihitsy raha mahafinaritra anao izy ka 😉
Il est beau😍😍😍.
Miray annif amiko no. Nanindry ny fitiavako ny hiran izy ity ! Date andro , taona , miarataona izahay dah e! Mirariso ho anareo , kopakopatanana ho atsika rehetra any Mada any !
ny pihira tiko de Mirado
Bandy any amnay io ahn!!
Mba ambondrona ndray anaovana vlog
1er vue
ay ve Antso mahay mtendry batterie e!tena nanamarika anah ko i Mirado sady samy Mirado ny anaranay fa saingy za fotsiny tsy bogosy,hahaha...tamzan andro zan zahay ilay milalao skateboard sia mihaino green day,simple plan ,sum41 sns....tsy tsapan'ny année 2000 marina.hihihi...tohizo lesy Mirado ny mozika fa tsara le izy
Tena bôgôsy kely lay Mirado 😎💕 za kou célibataire... 😘
Mafinaritra 😂😂
Tiko b
Tara B le Vlog de tohizo foana fa zay mankafy foana
Tiko be dol ny hiran mirado
afa mits le annee 90. 😊
Tiko be le fandaarana miome rery mintsia ato
Mirado
Tu ès trop chou😍😍
Tsara kosa ny hiranao e
@@lucileraveloarisoa9712
Hihihi. Zay aloh de marina e
Forme ko mirado zany
mpanakanto tiko b
asio secret fa sao voaendaka eo nareo ka !
rehefa niteny izy hoe Avril L, LP sy BB ! de ozy aho hoe tena génération nay mariny ty bandy ty! milay mirado e! 😉
Misaotra anareo oe de ba mangatak Nin'as koa izy tena tiko be
Mahafinaritra e! Ary nga tsy manao ceinture ?? Mada marina
😂😂😂
Tena tsara kia!!!
mlay eehhhh!!!!
😍mirado
Sure mits amle mikapoka aponga maro anaka e... Mety be antso a
Tena tiako ny initiative an'itony Vlog ataon'i Antso itony...mankasitraka
mafinaritra ka..fa mba mangataka hoe i Joseph d'Af indray antsoina..sur e
Manao aon ry ... fa naona ary no any dago iani no tenendri fa zai aty Canada ve zani tsy ba omena salut. Mafinaritr be ni ataodri de miadri vidéo manarak zai aty lavitr. Mazoto
😍❤❤
mba ataovy BOLO PIX ndray manaraka e!
MANKASITRAKA o
Za ranga masosotr anah mits le oe génération 2000 ty 😂
Za teraka 2000 fa mieno Avril Lavigne Green day Paramore BreakingB tiko be 😂
zay ar 2001 kou
dommage
cc dol za alo tena mahita fa mety aminy ny atao hoe Mpanakanto "Tsotra, manao zavatra azo vokarina tsara, sns."
Tsara be
tiako ilay milalao be amin'ny batterie e
Mba tiako ho hita vlog miaraka amin'i Black Nadia 😛
tena endrasana zany
La ceinture et le téléphone chez nous, on s'en fout an
bolopix nin mba ataovy ry monica
zan ny bg sy blg ny génération 90,
Zany 90 zany aho tsy mbola nanambady ,fa tadidiko i Mirado lay izy mbola kely tokony ho 10 taona teo .fa zao ny zanako mitovy @ mirado io ny habeny sy misy itovizana kely ny endriny
mampi lendalenda
"tsy tsapanareo génération 2000" hihihi, napme ana iny
mba omeo ahy hoe azzzafady ny anaran io bandy io am faisibokyyy
nafnartr ana tao fb tao am insta d arahako atraty am Utube
Tsara B
Stéphanie aki mbo anaovy Vlog koa a! Merciiiii
Efa niandry mintsy ato aminy you tube;mankasitraka e
Aleo miasa
fa avelao io hira hira io ry Mira a!
En toute franchise ôtran ´ny tsy mety ty Vlog fa on dirait juste une pub pour le Mirado....
Nga mo zan ratsy? azo atao tsara zao, ho an'ny mpankafy io tsy inona, samy gagnant gagnant
mahafinaritra kosa e :) ary mino aho fa tsy.i Mirado irery ihany no mbola handalo amin Vlogn'n Antso.
Tiako Ianao ry Mirado 😍😍😍