Hira sy Mozikan' i Bessa anaty 15 mn (Medley/Tambatra/Bemiray)
Вставка
- Опубліковано 19 жов 2024
- Jangobo
Ndao hihira
Hehy
Raha mbola misy tsiky
Tojo anao
Aza manao an izany
miala tsiny
Maty ilay mpivaro-tena
Harmonia
Foiko manontolo
Bessa sy Lola sy Bodo
• Nanie sy Lalie- Feo roa
• FITIA RAKOTOMAVO-Diavo...
• IRAIMBILANJA-Tao an-ts...
• Hanitra-Misy kalo (Tse...
Tena mahafinaritra sy tena Malagasy
Tsy tontan'ny ela sy ny ela e!
Misaotra fa tena ela no nitadiavako ireo ee! Mirary soa ho an'i Bessa sy Lola an!
Souvenir Beyrouth,Kopakopatana hoan'lay namako any Philippines,Mamy loatra ny kanto Gasy Mankasitraka oh
Kanto tsy tontan’ny ela! Nandrotsirotsy ny fahatanorako ireo hira ireo, misaotra e! 😊
Mankasitraka be e, tsara be
♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️
CHEF D OEUVRE A L ANCIENNE !!!...NOSTALGIQUE MERCI !!
kanto loatra eee❤❤❤
Tsara be
afapo tanteraka, mampahatsiaro ny fahazazako
Kanto loatra e!❤❤❤
Hafa mihitsy.
Kanto loatra 😍
Tiako daholo .❤❤
mahafinaritra fa mampilamindamina,misaotra
Merci fa tena Tsara ilay Medley e! Tonga dia Tena niverina 25 taona lasa. Mahatsiaro ny tanindrazana 🥹
Mba zarao ny titre an'ireo hira azafady
Mankasitraka ô
Hafa iany lay vazo taloha
Hafa ihnay y ira fahiny
💯💖
Tiana
❤
Tsara be