Ho aiza anefa

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 19 вер 2024

КОМЕНТАРІ • 30

  • @razafindrakotoravo2947
    @razafindrakotoravo2947 2 роки тому +14

    Hitady tany hafa ve no hatao
    Ilay rivotra madio sy tena vao
    Hitady olon-kafa ianao hiara-dia
    Hitady lalan-kafa izoranao
    Hitady fiainan-kafa ho zakanao
    Hitady lanitra fiadananao
    Ho aiza anefa, ho aiza ianao
    Hitodika aiza, handeha ho aiza
    Hikaroka aiza anefa ianao
    Hitodika aiza moa ny maso
    Dia hitady an'iza anefa ianao
    Ho sendra inona izato dia
    Dia inona indray no ho hitanao
    Ho aiza moa ny lalanao
    Tsy hahita tany hafa anefa ianao
    Na lanitra madio sy tena vao
    Tsy hahita paradisa an-tany ianao
    Izaho no paradisanao, na afobe mandoro
    Ny horohoro sy ny tsaho ary ny fahalovana
    Ka ny fahoriana, herisetra, ny fanenjehana sy ny ady
    Ary na hitsoaka na hiery, tsy afa-hikimpy tsy hijery
    Vatsio fanantenana ny misy anao
    Tsilovy hazavàna ny alinao
    Zory am-pitiavana ny lalanao
    Araho tsiky izato dianao
    Ento am-pitiavana ny lalanao

  • @sandyminosoa4727
    @sandyminosoa4727 4 місяці тому +3

    2024, mbola mieno fona❤❤

  • @josiannetainio6438
    @josiannetainio6438 2 роки тому +1

    Superbe chanson!

  • @njaranyaina8235
    @njaranyaina8235 5 років тому +1

    Zory ampitiavana ny lalanao, araho tsiky zato dianao❤❤❤ tiko lotra

  • @RatomSpvc-mc3yd
    @RatomSpvc-mc3yd 4 місяці тому

    Repose en paixx ❤️✨💔

  • @stephaniemadjide-nf7no
    @stephaniemadjide-nf7no 4 місяці тому

    RIP Lalie,❤❤❤🙏🙏👌👌

  • @razafindravonjytimoty7836
    @razafindravonjytimoty7836 6 років тому +1

    tena mbola mitady ny album an Lalie za amzao fa tsy mahita tsony

    • @julienhonorat2995
      @julienhonorat2995 5 років тому

      za manana hirany maromaro fa na izany az efa manomboka miverina anat youtube ato ny hirany

    • @julienhonorat2995
      @julienhonorat2995 5 років тому

      le numero 14 ian no tsy ananako.......
      1 Andriamanitra inoako Lalie Andriamazava
      2 Ankoay Lalie Andriamazava
      3 eo anilanao Lalie Andriamazava
      4 Fay Lalie Andriamazava
      5 FEO ROA Lalie Andriamazava
      6 Fitia nangalarina Lalie Andriamazava
      7 FITIAVA-NAMANA Lalie Andriamazava
      8 Fo mifampitady Lalie Andriamazava
      9 Ho aiza anefa Lalie Andriamazava
      10 Mbola fay Lalie Andriamazava
      11 MIANDRY ANAREO Lalie Andriamazava
      12 Misy tsikinao 'zay Lalie Andriamazava
      13 NANKAIZA Lalie Andriamazava
      14 PETITES ANNONCES Lalie Andriamazava
      15 Tiako ianao Lalie Andriamazava
      16 Tsy miraika Lalie Andriamazava

  • @volarajaona9737
    @volarajaona9737 6 років тому +1

    tsy ahita paradisa an tany ianao ,

  • @julienhonorat2995
    @julienhonorat2995 6 років тому

    j'adore lalie

  • @deraniainafanomezanjanahar1584
    @deraniainafanomezanjanahar1584 2 роки тому

    tsara be
    🤩

  • @nyahvorandrianarivelo66
    @nyahvorandrianarivelo66 5 років тому

    Mbola tiako foana 😍

  • @ismenenirinaramanantoandro7300
    @ismenenirinaramanantoandro7300 4 місяці тому

    Mandria am-piadanana Lalie!

  • @TitaRahj
    @TitaRahj 7 років тому +1

    tsara loatra (y)

  • @luciakeys1173
    @luciakeys1173 7 років тому +1

    sady tsara no mampalahelo

  • @hobiniainaramasindraibe9147
    @hobiniainaramasindraibe9147 6 років тому

    💕

  • @houbirazaka7267
    @houbirazaka7267 6 років тому

    💛

  • @ravelonarivonyharinavalona7989
    @ravelonarivonyharinavalona7989 7 років тому

    ❤❤❤❤

  • @ikalasoa3764
    @ikalasoa3764 6 років тому

    Kay ve tato nisy an ito hira ito e !!!!!!

  • @papaelia1
    @papaelia1 9 років тому +1

    ary mba aiza hoa lalie zao eh ?

  • @lantorabearison3360
    @lantorabearison3360 5 років тому

    Tsara loatra...

  • @lydsrama2974
    @lydsrama2974 5 років тому

    tiko eeee tiko foana

  • @agencydv
    @agencydv 3 роки тому

  • @valisoaeliasmaminomenyidea6635
    @valisoaeliasmaminomenyidea6635 9 років тому

  • @ramarosontantelyhasiniaina2045

    Milay fona ty hira ty e , Immortel

  • @HollyRakotomanga
    @HollyRakotomanga 11 років тому