Masoandro mivaliaka ny masonao mijery Mangalangalatra ahy Tsy fantatro izay dikany, fa toa mieriery Kanefa koa toa sahy Odiako tsy jerena odiako hangarihina Ezahiko adinoina Fa miherika mankany ny masoko variana Miandry ny hoantsoina Dia mifamilafila teo toa ankizy miady No fijery anay Kanefa ange ny fonay dia mifampitady Efa may dia may Ka nony vetivety voatery nifandao Ny masony sy ny ahy Toa banga vetivety izao tontolo izao Verivery fanahy
ity kosa aloha ilay hira mihitsy no efa tsara foana, mpanakanto telo izao no henoko nihira azy ity fa samy tiako daholo, samy manana ny famoakany azy fa hmmmm foana, fa eto kosa aloha tena teo amin'ilay adlibs tonga dia lasa nanidina e
Masoandro mivaliaka ny masonao mijery
Mangalangalatra ahy
Tsy fantatro izay dikany, fa toa mieriery
Kanefa koa toa sahy
Odiako tsy jerena odiako hangarihina
Ezahiko adinoina
Fa miherika mankany ny masoko variana
Miandry ny hoantsoina
Dia mifamilafila teo toa ankizy miady
No fijery anay
Kanefa ange ny fonay dia mifampitady
Efa may dia may
Ka nony vetivety voatery nifandao
Ny masony sy ny ahy
Toa banga vetivety izao tontolo izao
Verivery fanahy
Manja be ilay 🎶! Asiana 🎧 tonga de mi-fly!
mangoritsina.....indrindra eo amle impro vocale🥴🔥❤️❤️
I't'sgreat and good voice,for interprétation of Fanja Andriamanantena's jazzy song ❤❤❤❤ thanks a lot
Eto aho dia babo ilay feo , ny tonony , ny lamina ao anatiny 😍😍😍😍
Mankasitraka e, fa tena afapo ny sofina mihaino!!!! manidina mihintsy!!!
🥰🥰
Gayyyy zany hatsarana tsy misy otrzanyv😍🎧😍🎧😍🎧😍🎧😍
❤🙏
❤❤❤❤ belle chanson de Fanja Andriamanantena,qui était interprètée par Lalie paix à son âme 💞💕
Woaw! So nice….Lovely❤
tena kanto e !!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!! mahababo fo
Wouahhhh
Tsara ery ♥
ao tsara e....100%
🌹🌹🌹
Tsara be
Tsara tsotra izao
❤
ity kosa aloha ilay hira mihitsy no efa tsara foana, mpanakanto telo izao no henoko nihira azy ity fa samy tiako daholo, samy manana ny famoakany azy fa hmmmm foana, fa eto kosa aloha tena teo amin'ilay adlibs tonga dia lasa nanidina e
efa mahatoraka andri Lalah Hathaway ;)
Sity hoe Stella ve? Stella kely t@taloha! Tsara beuhhh
mankafy e
eny hoy aho e !
Tsara feo loatra