lavorary a! samy manana ny tiny fa zà manokana tena MPAKAFY BEKOTO à fond ra Mahaleo no resahina,amiko ny feony sy le fahaizany piano sy guitare miaraka no itiavako azy,mo ko tsy lalatokana otrin'i sasany!mankasitraka tanteraka e! Tsy mijery Mahaleo tsisy Bekoto lo ah e!fantatry ny namako zany!
i BEKOTO no mpihira lehilahy tiko indrindra feony. dia ty ny hira tena itiavako azy: ..dia naka sambo ikala fa te hahita faramparany ilay nosintsika, fa mbola ho ela vao tafaverina...trop bien.. LOGE: trano fiakanjona ( en réponse à Serge Desuert )
mlay ranga Bekoto ahh..tonga mitsotra oe ef nandray anle sigaran'i ralita fa ts otran le artista amzao oe ref anotanina d milaza fa ts mandray na d ef fatatra zoa ar fa mandray
Amiko ts misy oe enjana dadah na i dama na i fafah n'a i Raoul n'a Charles na i nono na i bekoto fa Samy manana n'y maha izy azy sy ny kanto oentiny mankasitraka ny tarika mahaleo hatrany izahay pakafy
Salama Rabe. Manao stage aty lavitra be momba ny machines agricoles de manala azy mijery anareo fa tena milay.Mieazaka ny mikarakara ny tantsaha mpamboly malagasy eh. Hafa mihintsy le kozy eh. Milay eh.
Ary ilay hira Mosary sy Lagaly dia tena tsy hita popoka intsony e ? Ohatry ny tsara lazaina kely koa ny momba ireny an...Ary tokony ho nitohy nanao sary hosodoko koa ianao an...Mety ho mpamorona gravy be an...
Ilay mpanentana mitsatsaingoka de manapaka feeling n' vahiny,tsy mahandry tantana tsssss
Tiako rangah,mankasitraka BEKOTO .
Misaotra ny coulisses koa nizara e
lavorary a! samy manana ny tiny fa zà manokana tena MPAKAFY BEKOTO à fond ra Mahaleo no resahina,amiko ny feony sy le fahaizany piano sy guitare miaraka no itiavako azy,mo ko tsy lalatokana otrin'i sasany!mankasitraka tanteraka e!
Tsy mijery Mahaleo tsisy Bekoto lo ah e!fantatry ny namako zany!
i BEKOTO no mpihira lehilahy tiko indrindra feony. dia ty ny hira tena itiavako azy: ..dia naka sambo ikala fa te hahita faramparany ilay nosintsika, fa mbola ho ela vao tafaverina...trop bien..
LOGE: trano fiakanjona ( en réponse à Serge Desuert )
soa iany fa tsy ao tsony ty herilanto ty fa impolie be...merci bekoto a....ho ela velona anie nareo 3 sisa
mlay ranga Bekoto ahh..tonga mitsotra oe ef nandray anle sigaran'i ralita fa ts otran le artista amzao oe ref anotanina d milaza fa ts mandray na d ef fatatra zoa ar fa mandray
Amiko ts misy oe enjana dadah na i dama na i fafah n'a i Raoul n'a Charles na i nono na i bekoto fa Samy manana n'y maha izy azy sy ny kanto oentiny mankasitraka ny tarika mahaleo hatrany izahay pakafy
Mankasitraka. Nihezaka mafy tokoa ny tompon-trano ary nampiasa ny tetika an-kolaka maro samihafa ary isan-karazany nefa mafy vava ny vahiny. Nihodokodina avia,avanana,tsy nisy vokany.Toa nanentoento ilay fofona tsy tàna satria efa nanembona tao an-tsain'ny rehetra. Ary toa efa fanimpanina daholo rehefa vaky ny hiran'I Ralita...Mankasitraka é!
Mankasitraka. Misaotra Bekoto, misaotra coulisse on tv.
Salama Rabe. Manao stage aty lavitra be momba ny machines agricoles de manala azy mijery anareo fa tena milay.Mieazaka ny mikarakara ny tantsaha mpamboly malagasy eh.
Hafa mihintsy le kozy eh. Milay eh.
Kamboty Madagascar 🇲🇬🇲🇬🌒🖤🙏🌙🌑🌒🌙🌑🌑
dadah ihany ho ahy no tena enjana ao @mahaleo ao Na i Bekoto aza miaiky
bandy ny bira mirevy bekoto foana
Ary ilay hira Mosary sy Lagaly dia tena tsy hita popoka intsony e ? Ohatry ny tsara lazaina kely koa ny momba ireny an...Ary tokony ho nitohy nanao sary hosodoko koa ianao an...Mety ho mpamorona gravy be an...
zanaka jomaka zanaka alika
zanaka jomaka ki...... alika
jomaka jomaka jomaka
androany aho vao nahita azy ity ,mnalazy irery aty an-tanin'olona aty,mpihira tena tiako i Bekoto,amin'ilay feo
gaigy be le mpanentana raha hanapa-teny a,
ao tsara razandry fa tohizo!
Mankasitraka Razoky a! d mamerina firahabana tratr'ilay 60 taona e! ho lavà velona e!
milay feeling an zoky be ty ah
🇲🇬🙏❤️🖤🍀
Inona moa le atao hoe "LOGE" amin'ny gasy
ary aleo fa avoka youtube ny fitendrena anl'lendrema ahitana anzany olona 3 zany fotsiny