COULISSE DAMA 02 MARS 2014

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 25 сер 2024
  • COULISSE DAMA 02 MARS 2014

КОМЕНТАРІ • 41

  • @perlehope5599
    @perlehope5599 4 роки тому +2

    Dès que j’entends Dama chanter,je replonge des années en arrière et c’est vers mon enfance au côté de mon grand père
    il résonne dans ma tête,dans mon coeur et c’est la nostalgie🤗😊

  • @tianarakotondramaro6826
    @tianarakotondramaro6826 2 роки тому

    Merci :)

  • @clairethemusician968
    @clairethemusician968 5 місяців тому

    This was 10 years ago today!

    • @clairethemusician968
      @clairethemusician968 5 місяців тому

      It's also very coincidental because this aired on Dr Seuss' 110th birthday and now it's his 120th birthday 🎂 😁

  • @66HOLI
    @66HOLI 3 роки тому +1

    Tena mahafinaritra mihintsy no miheno an'i Dama miresaka sy manazava ny tanjona ataony amin'ny mozika sy hira. Tena mandroso lavitra ny Malagasy raha toa anao daholo ny toetsain'ny gasy sy ny mpitondra hatran'nizay nazahon'ny Malagasy fahalevaontena tany izay.

  • @harsoa2326
    @harsoa2326 9 місяців тому

    Manja mihintsy ilay fikapoka gitara eh. Enjana😍💜

  • @hasinjakaandrianome3221
    @hasinjakaandrianome3221 3 роки тому +1

    Raozy 53:40

  • @sylvoalias
    @sylvoalias 3 роки тому

    MISAOTRA BETSAKA TOMPOKO O.... MIRARY SOA RE RADAMA O.

  • @learajo651
    @learajo651 4 роки тому +1

    Merci.Tena enjana lay accord guitare.Mitoraka salut za... Bravo Dama😍😍

  • @jocelynrandria1128
    @jocelynrandria1128 10 років тому +1

    Merci encore à Nicolas RABEMANANJARA, ça compte beaucoup pour nous les histoires de nos artistes-musiciens malgaches.

  • @galeolaveromanitra4828
    @galeolaveromanitra4828 10 років тому +5

    Il faut que Mcar se réunisse comme Mcar all stars, on a des richesses dans tous les sens du terme.

    • @rolandkapp4268
      @rolandkapp4268 9 років тому

      très juste - un vrai plaisir de voir All Stars pour la musique et la très bonne ambiance du groupe ... Dama et ses copains sont fantastiques et les meilleurs ambasadeurs de Madagascar ...tout comme les autres artistes malgaches

  • @ramihramih6579
    @ramihramih6579 7 років тому +1

    Mankasitraka be eram-po eran-tsaina DAMA!!! RESPECT

  • @tianacaro2398
    @tianacaro2398 4 роки тому +1

    Tena manandaza, sy tena mpanakanto ambony mitsy izy io ary anisan'i andrarezin'i Madagasikara, fa indrisy lasan'Andriamanitra i Fafah sy Dadah, mahereza e.

  • @gabrielleamd3966
    @gabrielleamd3966 4 роки тому +1

    Manantalenta👏🏻👏🏻👏🏻🇲🇬🙏🍀chapeau bas ❤️🍀

  • @jacquesramanankandrasana8570
    @jacquesramanankandrasana8570 7 років тому

    bonne année 2017 DAMA -

  • @rolandrakotondramanana6854
    @rolandrakotondramanana6854 6 років тому +1

    Mavesatra be ilay hafatra ao @ ilay hoe Ambodibonara raha mihaino tsara isika. Tiako be ilay izy, kanefa mampalahelo ilay Nosy malala, anjakan ireo tsy mataho-tody.

  • @solobetsitohaina7433
    @solobetsitohaina7433 10 років тому +1

    misaotra Dama fa voaray tsara ny vazo tsotra fa manohina ny fo. Tsara razabdry a! ho ela velona!

  • @zafimamy6766
    @zafimamy6766 10 років тому +1

    Misaotra zoky Dama a! Tsy mbola niova e!

  • @leoniesamoine3664
    @leoniesamoine3664 9 років тому +1

    Mampalahelo kosa n'i fanahy n'olombelona, fa isôragna n'i Zagnâhary si n'i Razâgna Tany masigny fa Ragasy isaorako @'Andriamanitra tsy dia ratsy fanahy loatra à par rapport @ n'i sasany. Key zégny tokony ikambana n'i Ragasy jiaby mbà iaharovana ny ho avy n'i Gasikara, satria n'i Rà Gasy, Lio n'i Razagnatsika latsaka @ n'i fiarovana io Tany Masignio! Que la Force de leurs esprits nous guide et nous accompagnera vers leurs sagesse éternelles et la vrai liberté!!!...All TOGETHER.

  • @gabrielleamd3966
    @gabrielleamd3966 4 роки тому

    Tiko be ny tantaranareo🇲🇬🇲🇬🇲🇬🍀🍀🍀👏🏻👏🏻👏🏻🎧🎧🎧

  • @guessandthinko531
    @guessandthinko531 10 років тому +1

    ra olona mahay mamakafaka dia mahatakatra ny tin'i dama sy ny tarika mahaleo apitaina, ary maha lasa eritreritr

  • @thomaszoelle9926
    @thomaszoelle9926 8 років тому

    Bravo

  • @sandiirana7925
    @sandiirana7925 4 роки тому

    Hita we ef pro oh we any @ studio hany le feon DAMA

  • @randriatahinaherylaurent3803
    @randriatahinaherylaurent3803 8 років тому

    Manitra ny kafe gasy nasiana siramamy gasy, tapaky ny kôpy vy.

  • @ramarosonandrianjaka3741
    @ramarosonandrianjaka3741 10 років тому

    oka marna e!!!

  • @lavorary
    @lavorary 10 років тому

    hafa ihany ny takamine e!

  • @solobetsitohaina7433
    @solobetsitohaina7433 10 років тому

    Ao tsara ny fanentanan'ilay Tary vaovao fa mivoatra tsikelikely arak'izay fisehony fa mbà mahaiza mankasitraka Ranamana Andriana Truckin ah!

  • @andrianatruckin7014
    @andrianatruckin7014 10 років тому

    Fa naninona no nosoloIna lay bandy mpanentana mahay tsara taloha.....tsy dia mahay tsara lay bandy vavao

  • @fanomezanjanaharyeugenieso8005
    @fanomezanjanaharyeugenieso8005 9 років тому

    ny ahy indray re olona le tsiky2 ny dama rehefa mihira tena tikkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkoooooooooooooooooooo

    • @SamdhaniSamdhani-st6up
      @SamdhaniSamdhani-st6up 4 роки тому

      Dama dia tena mitsiky foana. Hita hoe olona tsotra izy sy madio fo. Ny hira noforoniny tsara daholo sady tsy miseho milay mirehareha.Hafa mihitsy Dama laharana voalohany@fitendrena gitara sady mampiteny azy mihitsy. Tantara tsotra fa nila fikirizana tokoa ny tantaran'ny Dama sy ny tarika Mahaleo. Misaotra Dama sy ny Tvplus namokatra ity fandaharana ity. Ho ela velona ianao Zoky DAMA.

  • @maidentijanuary162
    @maidentijanuary162 10 років тому

    manakalaza e!!!

  • @valoharavahoaka1516
    @valoharavahoaka1516 10 років тому +2

    Maneho ny fisaorana sy fankasitrahana ho an'azy mianadahy mpanolotra ny fandaharana, ny Tv Plus, ary indrindra ho an' i Dama! Araka ny zava-misy dia tsy mpihira sy mpamoron-kira Malagasy fotsiny i Dama, fa kosa olom-pirenena mandray andraikitra feno tokoa eo @ fiaraha-monina. Fitaizana ny tanora izany, fanandratana ny kolon-tsaina ambony dia ambony, fifanomezan-tanana, ady @ ny rariny sy ny hitsiny mba hisian'ny mangarahara sy ny tsy fitoviana eo @ samy Malgasy, fampielezana sy fiarovana ny Malagasy hiombonana izay potehan'ny kolon-tsaina vahiny mafy, fitahirizana ny tantaran'i Madagasikara ao anaty hira sy kanto, fampiakarana avo ny teknika fambolena ny vary maroanaka mba hialan'ny Malagasy @ fanafaram-bary avy any ivelany lava, ny fitiavana ny Tany Malagasy mba hamokatra sy hiankina, hiala @ ny zava-misy rehetra eto isika fa tsy haka tahaka lava ny any ivelany ho entina eto! Tsy mahagaga raha be ny fahavalo ry Dama satria ny fiaraha-monina misy izao dia ny fanjakan'ny fitiavan-tena, fangoronana ny harena Malagasy ho an'olom-bitsy tohanan'ny avy any ivelany(lafrantsa indrindra2), fanapotehana ny toe-karen-tsika sy ny kolon-tsaina fototra nomen-dRazana! Mari-pototra ianao sy ny tarika Mahaleo satria niforona, nihainga, mijoro, miaina @ ny soatoavina sy ny fahendrena Malagasy ny hiranareo, ny kalonareo, ny foto-kevitra hijoroana, fitantanana ny tarika sy ny isam-batan'ny mpikambana(enga anie ka mba toy izao ny fototra hitantanana ity Firenena Malagasy ity!). Tsy ho lefy na eto an-toerana, na eran'izao tontolo izao sy ny tarika Mahaleo. Mahafinaritra, mahavelom-bolo ny mihaino anareo na aiza na aiza; feno metaphores(stylistic devices) Malagasy ny tonon-kira; mirakitra fikirizana sy fitiavan'asa eo @ fiainana mba ho olona mendrika sy hendry; fankatoavana ny Ray aman-dReny sy teny Malagasy; manome herin-tsaina amam-panahy; manandratra avo ny Malagasy tokoa! Hita ary ampisehonareo fa manana ny maha-izy azy marina isika Malagasy na dia somary sahirana aza izao! Ny tenako dia anisan'ny mankafy sy tia ny tonon-kira sy ny mozikan'i Bob Marley sy John Lennon, fa kosa ny tarika Mahaleo miaraka dia avo kokoa amiko manokana ny toerany eto n-tany. Tsy hoe Malagasy Ray Malagasy Reny ny tena milaza io fa @ fo sy fijery tsy miangatra no hanoratana sy hilazana izany. Ho ela velona anie ireto tarika manga Mahaleo ireto! Ho tahian'Andriamanitra sy ny Razana @ izay atao sy kasahina rehetra ho reharehan-tsika Malagasy rehetra! Ary ho mamy hoditra mandrak'izay eo @ tsika Malagasy mianakavy!

    • @SamdhaniSamdhani-st6up
      @SamdhaniSamdhani-st6up 4 роки тому

      Marina ny teninao. Manantsaina ianao sady hendry. Aoka anie hiely erantany ho ren-danitra ity commentaire momba an'i Dama ity. Misaotra betsaka anao.

  • @SimonSolomampionona
    @SimonSolomampionona 8 років тому

    Ambodibonara ohatra any Antsiranana any no misy azy

    • @tianarasamoelina7227
      @tianarasamoelina7227 8 років тому

      faritra tamatave tsaroako satria nanao accident teo ny zokiko

    • @SimonSolomampionona
      @SimonSolomampionona 8 років тому

      aiza ho aizao indray izany, tena mahaliana e

    • @rolandrakotondramanana6854
      @rolandrakotondramanana6854 6 років тому

      Ambodibonara sary an ohatra ilazana an i Madagascar amin ity hira ity. Te hanampita hafatra i Dama fa avy any @ fokonolona ny fandrosoana fa tsy avy @ system Democratique ny Frantsay.

    • @claudeihany4056
      @claudeihany4056 4 роки тому

      La fille s’est trompée de chanson. La dernière chanson devrait pas être Mimosa d’après la discussion. Ça aurait pu être : NAHOANA KAY.

    • @andomampiononaravalison873
      @andomampiononaravalison873 4 роки тому

      Ambodibonara sur la RN2 koa. A 40km de Tamatave