NIHARAN'NY HATEZERAM-BAHOAKA I ANDRY RAJOELINA

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 24 січ 2025

КОМЕНТАРІ • 87

  • @sakaymena209
    @sakaymena209 Місяць тому +6

    Leader slipy satria any amin’ny vodiny no misy azy !!!!!!!!

  • @rajaonarisolojustin6505
    @rajaonarisolojustin6505 Місяць тому +4

    Filoha mpihatsaravelatsihy, mapamotika firenena

  • @estellesoumira7010
    @estellesoumira7010 Місяць тому +18

    Anao Andry Rajoelina mpamosavy mpangalatra Tragnondainga nampahatra ny malagasy, mpamosavy anao Andry Rajoelina Français 8 Cm

  • @balimalalachou9625
    @balimalalachou9625 Місяць тому +4

    Hita fa mahantra ny vahoaka. Tia seza mianakavy.

  • @jobellsybevahiny1996
    @jobellsybevahiny1996 Місяць тому +13

    Filoha jiolamboto

  • @roz1046
    @roz1046 Місяць тому +3

    Tratrani tanjona oe 1 am fahatrana maneratany . Menatra ah🙈

  • @gertrudebernadette5584
    @gertrudebernadette5584 28 днів тому +2

    Tsy mahalala tsy tiana Io eee

  • @randriantafitasoaduck6279
    @randriantafitasoaduck6279 29 днів тому +2

    Noeson'izao tontolo izao ny Malagasy

  • @JeannetteRalison
    @JeannetteRalison Місяць тому +16

    andry rajoelina HALAMBAHOAKA./.

  • @RatiandrenyArisoa-l1l
    @RatiandrenyArisoa-l1l Місяць тому +3

    🤣🤣🤣 Leo ny olona

  • @andrydoue
    @andrydoue 28 днів тому +1

    Lay zalahy ty ma hadala efa tsy tianao ny vahoaka ry filoha e, fa efa leo zahay tsy mila anao intsony , rehefa tsy hiala de aiza anareo mpadatsabaratra e aboaho ny fahaizanareo mpahay azy , ekeko efa misy fiaro ny filoha fa mitambara anareo

  • @antoinetterazafitseheno3674
    @antoinetterazafitseheno3674 Місяць тому +4

    Tsy ataoko mahantra intsony hono , asa mifoka inona ity Zoky ity snbv , voafidy ho Mpitarika hono, odoie, Mitarika ny Firenena @ Kolikoly sy ny Fahantrana, Trophée novidiana 50 000 € ve ?

  • @Miniyas-cj8hu
    @Miniyas-cj8hu Місяць тому +1

    Oletee 😂😂

  • @carlarose6797
    @carlarose6797 Місяць тому +3

    Mapi degôba

  • @abadousamoelmaulerlaingoha1578
    @abadousamoelmaulerlaingoha1578 Місяць тому +2

    Leader ny fampahatrana ao Afrika

    • @NathaliaClaire-c5g
      @NathaliaClaire-c5g Місяць тому

      Ty razoky député ty zany de tena manao valalanamboa ka

  • @zafinjanadambo
    @zafinjanadambo 24 дні тому

    Fanatatsian a drajoelina eo fa hanaovan drajoelina demonstration am fahaiza manoriny ianareo fa tsy miraharaha fanaratsiana eto am tambaeotea i rajelina..le leader de l afrique plus fort que jamais. Aller orange alleeeeer...

  • @RakotovaoMartin-ng4eq
    @RakotovaoMartin-ng4eq Місяць тому +2

    Leader @ fahantrana sy politika maloto re ra olona

  • @PhilibertRandrianarivelo
    @PhilibertRandrianarivelo Місяць тому +1

    Fahendrena Atoa Flou ny mametra-pialana fa tsy tafitanao intsony ty

  • @sylvianerakotomalala164
    @sylvianerakotomalala164 Місяць тому +1

    😅😅😅😅 menatrà ra zà😅😅😅

  • @ahmadaladullah7860
    @ahmadaladullah7860 Місяць тому +1

    Loza lohatr

  • @SylvainRAZAFINDRASOLO
    @SylvainRAZAFINDRASOLO Місяць тому +1

    😂

  • @lalatinatahina8348
    @lalatinatahina8348 Місяць тому +1

    Efa fahantrana be ty ko nahazo leader sheap 😂😂

  • @chriosandrescene8538
    @chriosandrescene8538 Місяць тому +2

    Tsy atao mahantra fa mahantra velona ny gasy eee😥😥😤

  • @Yvette-r8p
    @Yvette-r8p Місяць тому +1

    Ita hoe tsy mahay miteny le Rajoel

  • @sakaymena209
    @sakaymena209 Місяць тому +1

    Tsy mbola nisy fiPONDRANA ohatran’ity aloha 60 taona e !!! Marrrrrrrrina sa tsy marrrrrrrrinaaaaa ????

  • @Yvette-r8p
    @Yvette-r8p Місяць тому +4

    FILOAN NY MPANAO KOLIKOLO SY FANGALARA BATO

  • @miaryraza5193
    @miaryraza5193 Місяць тому +6

    Elah mihitsy no filoha Vendrana indrindra t@ filoha nandalo rehetra teo !!??? GISITRA erantany ny Gasy !!!!

  • @carlarose6797
    @carlarose6797 Місяць тому +2

    Tengo n'ny neni nd rajwel

  • @estellesoumira7010
    @estellesoumira7010 Місяць тому +7

    Anao Lalatiana Bisogny ny SAYDA, fa zatra mangalatra volam-bahoaka agnifanao i SAYDA Artiste milely anao Bôriny, Vôto ny vadinao nigadranao ihny mety hely, nefa Vôto maventy no tianao ry Lalatiana Bisogny ny Sayda.

  • @jaomarengatsikoza3140
    @jaomarengatsikoza3140 Місяць тому +1

    Quelle contradiction !!!!! Mila misaina kely fotsiny ny malagasy dia mahatsapa fa maha menatra ity filoha ity . Quelle honte !!!!

  • @krismasy8709
    @krismasy8709 Місяць тому +3

    Mety hoe Prezida manan-karena indrindra eto Afrika kosa . Mety hahazoana titre koa Izany. Reherehan-tsika Malagasy ny hoe ny Prezida anay tsy pofotra.

  • @jacquesrkz4526
    @jacquesrkz4526 Місяць тому +1

    Leaders politiques aminy fampahantrana. dia ny tena no menatra

  • @MahombieTorice-h6t
    @MahombieTorice-h6t 2 дні тому

    Raha avy @ko milà ao , ilay ts hiaro ny fananan'i Malagasy sy ny tanindrazana

  • @Yvette-r8p
    @Yvette-r8p Місяць тому +2

    IZAY MANANDRATENA NO AHETRY F IZAY MANETRY TE A NO HASANDRATRA

  • @bouzigeaimee9338
    @bouzigeaimee9338 Місяць тому +1

    mahafinaritra daholo le commentairenareo bandy kely rehetra

  • @JulesharisonTombo
    @JulesharisonTombo Місяць тому +1

    Un leader de paradoxe.

  • @lovarajohnson133
    @lovarajohnson133 Місяць тому +1

    Fikambanan'ny franc-maçonnerie ao Afrique io e! Tsy mahagaga. Tohanana izy marefo. Tsy izay mafy fa izay marefo.

  • @leilarakotoson9820
    @leilarakotoson9820 Місяць тому +1

    Tena ratsy

  • @carlarose6797
    @carlarose6797 Місяць тому +1

    Ny zavatra avoaka n'i Luc Hervé momba n'io no mety indrindra : tengo

  • @gasyman3704
    @gasyman3704 Місяць тому

    Afaafa

  • @njakazaka4803
    @njakazaka4803 Місяць тому +1

    Zay zany ny fomba az ahoana DERA SY LAZA raha aty Afrika no resahina....Fanambaniana izany fa hoan'ny Sady tsy mahay no sty menatra dia fahamboniana bevata zany e

  • @njakazaka4803
    @njakazaka4803 Місяць тому +1

    Ny Mpitondra mahay mampijaly ny vahoakany no FAVY aty afrika e

  • @ninamioratina267
    @ninamioratina267 28 днів тому

    AONA LE OE ATAO 100ARIARY N KAPOKAMBARY?

  • @WendyAthena
    @WendyAthena Місяць тому +1

    Vola zaraina Amin jareo mamy zany angamba , isika gasy be hipocrite , vavany mitsiky tsy midika ao ampony hoe tia, ampy zay balaosy

  • @moenyh1888
    @moenyh1888 Місяць тому +1

    Tsy hataony mahandra intsony hony 😂, efa tratra ny tanjona de hovaina amizay 😂😊

  • @sharashara7179
    @sharashara7179 Місяць тому +1

    Korahina foana zany leader politique zany.
    Ts fatany fa fanambanina azy zany noho n Madagascar volohany mahatra

  • @ramalagasy9470
    @ramalagasy9470 Місяць тому +2

    Je comprends pas, nahoana ny malagasy mbola manaiky ny fitondrana efa hita fa tsisy raha manjary,.Tena kivy aho no malahelo.

  • @marcrkt9331
    @marcrkt9331 Місяць тому +1

    Tsy zay lazain'ny olona... Raha miaina tsara ny vahoaka Malagasy dia afaka nirehareha saingy 0!

  • @evarani2470
    @evarani2470 Місяць тому +1

    Toetsaina mankany amponja ve mba torohevitra, Fitiavana ve de ahavita haratsiana toetra,ny tanjony aza mbola hiotra ny vitany ko

  • @sakaymena209
    @sakaymena209 Місяць тому

    Filoha tsisy nifidy ve dia filoha ??????

  • @jessicaandriantsoa
    @jessicaandriantsoa Місяць тому +1

    Mahay mangalatra indrindra hoe fa ts hoe mahay mitondra indrindra. Satria saribakoly ho an Frannce sns.....zany ve d tokony hagaga tsiaka e

  • @marieangelerasoamanalina4497
    @marieangelerasoamanalina4497 Місяць тому +1

    Mampalahelo ny tanindrazako Andriamanitro olona efa ho faty rahampitso mbola ratsy saina mampalahelo

  • @julesrasolondraibe7820
    @julesrasolondraibe7820 Місяць тому

    j'ai entendu à mon coté les francais disent :" qu il n'y a pas d état et gouvernement à Madagascar"

  • @ninie93190
    @ninie93190 Місяць тому +1

    Mitovy be amin'ny fitenin'i Zatia Rocher n'a i Raymond izy eto sa izy ihany iny

    • @marcrkt9331
      @marcrkt9331 Місяць тому +1

      😂😂😂 ka na ny tarehiny aza mitovy

  • @mischaemmanuella6151
    @mischaemmanuella6151 Місяць тому +1

    Tsy reharehanay fa weraweranao...ndrey znao nividy titre kay....enao zao ve de ho Leader ship alohany filoha Sénegal...tsy megnatra maty...

  • @fidynarindrarandriamiarana8922
    @fidynarindrarandriamiarana8922 Місяць тому +1

    Resaka fisondrotany vidimpiainana sy ny fandaminana ny delestage ngamba no critere nifidianana azy ko🤣

  • @sakaymena209
    @sakaymena209 Місяць тому +1

    Inona indray no hagegena manaraka e??? Hilaza hoe nahazo diplôme chirurgien neurologue sa mathématicien faratampony ?????? Ra 6e dan volombo….. asary !!!!

  • @collettebavita8093
    @collettebavita8093 Місяць тому

    Ino mn prombleme regny nahazo fanomezana

  • @NathaliaClaire-c5g
    @NathaliaClaire-c5g Місяць тому

    Zany ko ve lesy n'y comment entinareo mpanao gazety eto?

  • @fanjavafanjava2700
    @fanjavafanjava2700 Місяць тому

    Chhhhhhh . Resabe

  • @FelixTOMBOSOA-np1xu
    @FelixTOMBOSOA-np1xu Місяць тому

    Aza ampakorontanina izahay

  • @JeanClaudeRatsarafetra
    @JeanClaudeRatsarafetra Місяць тому +1

    Anao adala

  • @gertrudebernadette5584
    @gertrudebernadette5584 28 днів тому

    Mpitondrana sady vendrana no tsy misy fitiavantanindrazana MBOLA HO EKENTSIKA VAHOAKA V???? D ALEO HINANFATINY ETO DAHOLO REHEFA TSY HIHETSIKA SOA AHO FA MBOLA MISY AHITSANA !!!!!!!!!!!!!!

  • @lolanagel6103
    @lolanagel6103 Місяць тому

    Maharikoriko na ny mijery sy ny mihain anao sy ireo mpiara- mandavaka sy mpamarina ny fireneba @ nao.
    Marina ny voalazanao f'tsy avelanao nahantra ireo pusolelaka sy izay miasa ho anao na @ nao rehetra fa lasa multimilliardaire daholo
    Iabzo no bachar el asadin'ny malagady

  • @marieangelerasoamanalina4497
    @marieangelerasoamanalina4497 Місяць тому +1

    Zao hiany no tsy maha tafavoka an ny madagasikara , be fialonana sady be panosavy

  • @toloramanjakaandria3736
    @toloramanjakaandria3736 Місяць тому

    Tsy takona tsara le anarana

  • @saholyrakotovao9869
    @saholyrakotovao9869 Місяць тому +1

    Pfffffffff

  • @ramananahery6355
    @ramananahery6355 Місяць тому +1

    De lazao oe nangalabato indray aza mapme reolona(TIM)😂🤔🤔🤔

  • @nalijaonatiana6071
    @nalijaonatiana6071 Місяць тому

    misy olona hoa eto tokony aboridana de afatotra eo analakely de avela ny olona hanao izay azony atao aminy eo. Raha tsy diovina mihitsy ny sehatra politika ary faizina ireo nanimba ny gasy sy nangalatra ary tia tena loatra reo na deputé zany na ministra na mbola eo na efa tsy eo tsony de tsy ho hendry mihitsy ireto karazan'olona ireto ary tsy hivoatra ny gasy

  • @PhilibertRandrianarivelo
    @PhilibertRandrianarivelo Місяць тому +1

    Esoin' ny vazahamainty sy ampijabahany anao de andro fa miwerawera
    Mba tongavasaina fa mahamenatra

  • @graciarasolohery834
    @graciarasolohery834 Місяць тому +1

    mbola midoka tena foana ve radijaka ? dia faly ve enao fa oe voafidy leader politique ? jereo akaiky vahoakanao raha tena hendry ? mahantra be gasy !!!

  • @rakotoarivelohasimandimby4082
    @rakotoarivelohasimandimby4082 Місяць тому

    fa rehefa inona dia ny banque mondiale ihany no tokony jerena dia rehefa inona dia misy dikany ny filaharana avy amin'ny entité hafa

  • @ritahmario7802
    @ritahmario7802 17 днів тому

    Raha raha oe vitainlerie teo izany prezida de tena avotra tokoa ve lay firenena anefa? aza manatena miracle

  • @user-sadika
    @user-sadika Місяць тому +2

    Azonareoa atao ny mamafa ny commentaire napetrako, tsy mampiova ny hevitro akory izany, aru=y voa maika aza aheliko sy ambarako, fa olona kentrona sy mpampiady ny malagasy ,sy tsy mamana fotok'evitra mitombona ianreo rehetra, fa naratsiana sy tsy fitiavana no besaka. Iza ilay vahoaka tezitra aminy, ireo misolelakamitady toerana sy mihaina ay ivelany, vokin'ny fanompoana ny vazaha, sy aihaina @,ny RSA, aide sociale, izay menetra raha mody , na mety migadra mihintsy aza , fa mpangalatra sy mpisoloky no nitsoany tao Mcar. Ny tena no menatra.

  • @joelandrynirina3073
    @joelandrynirina3073 Місяць тому

    Iza moa Ilay vahoaka malagasy resahina eto ?

  • @HamannKichenin
    @HamannKichenin Місяць тому

    😂😂😂😂😂😂

  • @gastonrafanomezantsoa3756
    @gastonrafanomezantsoa3756 Місяць тому

    🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣

  • @josephinerasoarimalal2979
    @josephinerasoarimalal2979 Місяць тому

    Raha marina ny teninareo oe Leo azy tanteraka ny vahoaka fanontanina mimpetraka maninona izany ny vahoaka maro anisa ef mihoatra ny 50% tsy nandeha nifidy nanohana ny mpanohitra ireo raha te handresy ???izay , safidy malalaka tsis teritery ny mandeha mifidy

  • @evarani2470
    @evarani2470 Місяць тому

    Halambahoka ahona mo nefa le mpanohitra aza ts mahavita akory