FA inona ihany ity reportage tsy misy fitsaharany ity intsony e! Asio fanajana tompoko fa tena tsy rariny intsony ity tantara lavabe isankarazany ity aleo izy hi se reposer en paix any tompo ao ambony ny fitsarana veloma ma chère Nini donia vita ny hazakazaka nataonao tsy ho adino ny asa rehetra avela'nao t@ firenena ❤️❤️❤️❤️❤️❤️
Mirary fiononana hoan velona fa indrindra ny zanany tia hiteny fotsiny aho hoe efa nanao crizy ve izy voalohany dia faharoa koa Mbola nihetsika ary fantatra fa aretina tsy azo tsaboina dia inona mbola nampidirana azy am ponja olona tsy nangalatra fa mitaky ny zo ooouuuff tsarovy fa tsy eto ihany Fitsarana olon kadalo isika amin izao ary tsy maintsy andalo izany fahafatesana izany koa vita ny adiny vita😢😢😢😢
Raha mba tsy notazomina tsy an-drariny tao izy, dia afaka nitsabo tena ara-dalàna fony tsy mbola phase finale. Miala foana ialahisany isaka ny manao fôkasy.
Fa maninona izy tsy navoakanareo raha efa fantanareo fa condamnée izy ? Partout dans le monde , izany no atao . Matoa notananareo any @ prison izy dia tsy au courant ny gravité ny haretiny ianareo na hoe olona tsy misy fo intsony . Ny marary tsy avotra intsony dia avoaka mba ho faty ampanajana any akaikin'ny fianakaviany, izany ny réaction ny olom-belona manana fo sy fanahy.

Respecter sa mémoire mr le chef penitencier
Hainareo iz phase final de mon nihiazinareo tao aiza n'y droit de lhomme
Rehefa hita izy marary mafy dia tokony tsy naverina ao amponja, mila traitement spécifique ary koa mila régime alimentaire normal fa tsy gagazo
Anareo mahita tenena fo
Nade efa diso mbl miseho milai fo
Sincères condoléances à sa famille et que son âme soit en paix
Raha mba tsy notazomina tsy an-drariny tao izy, dia afaka nitsabo tena ara-dalàna fony tsy mbola phase finale. Miala foana ialahisany isaka ny manao fôkasy.
Fa maninona izy tsy navoakanareo raha efa fantanareo fa condamnée izy ? Partout dans le monde , izany no atao . Matoa notananareo any @ prison izy dia tsy au courant ny gravité ny haretiny ianareo na hoe olona tsy misy fo intsony . Ny marary tsy avotra intsony dia avoaka mba ho faty ampanajana any akaikin'ny fianakaviany, izany ny réaction ny olom-belona manana fo sy fanahy.
Aza asina resaka be un peut de respect..indrisy mantsy. Crise crise crise. Tena c'est du n'importe quoi 😭😭😭😭😭
Arrêter d'inventer...