MPAMPIHOROHORO I JENERALY BOMBA KORONTAMBY SADY MPANDAINGA - FLEURY RAKOTOMALALA

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 13 січ 2025

КОМЕНТАРІ • 11

  • @juliennelieven3356
    @juliennelieven3356 16 годин тому +7

    Marina loatra ny teninao zokibe Merci 🙏 ho An’ ny 🇲🇬💕MALAGASY ❤

  • @andriramaroson8520
    @andriramaroson8520 3 години тому +1

    Vous avez vu juste Mr Fleury! Bonne analyse et bonne interprétation ! Ary raha izany tokoa moa no objectif n'ity Bomba ity ?
    Il est avide de pouvoir et prêt à tout pour y parvenir ! quitte à tuer ses propres parents !
    Voalazany fa "izay manam-bola sy basy ihany no hafaka hanongam-panjakana"! Mazava ny teniny fa nilaza tsy nanontaniana izy tompony !😮😮😮😮😮😮😮😮

  • @lucierazanany1192
    @lucierazanany1192 4 години тому +1

    Marina n'y voalazanao M FLEURY misaotra @ fanazavana nysain'ny VAHOAKA mankasitraka Anao 🙏

  • @kotorazaka4364
    @kotorazaka4364 17 годин тому +5

    Anisan'ny nampitotongana ny fiandrianan'ny tafika Malagasy mihintsy io jeneraly io

  • @redmizoe2668
    @redmizoe2668 10 годин тому +3

    Tsisy mafy otran'i deba zany fa tsy antidahy efa miala aina sy boay Kely tsy hafa taimbody io no hiseo hilay eto amin'i tanana eto

  • @JOYCEFLY-zl9hl
    @JOYCEFLY-zl9hl 17 годин тому +2

    Aleo ny Generaly hampihorohoro sy izay miombon kevitra aminy fa miandry azy foana ny Afobe rahatrizay ,

  • @andriramaroson8520
    @andriramaroson8520 3 години тому

    Mba ohatrinona marina moa ny vola azon" Gl Bomba @ izao fihetsiny toy izao?

  • @redmizoe2668
    @redmizoe2668 10 годин тому +1

    Generalimbomanga alefa any Ukraine mety aminreny antidahy ireny

  • @HélèneRaveloson
    @HélèneRaveloson 6 годин тому +1

    Asejoy ary n'y herinao e ! Nga ianao tsy mahalala 'ny tantaran'i David s'y Goliata ? Vato kilonjo fotsiny dia naharesy lay Goliata mifono vy s'y ary fomba@ fiadina K'aza mirearea ianao jeneraly o

  • @raolisonraphael
    @raolisonraphael 15 годин тому

    Tao @ Toby ratsimandrava iny