Hatramizao aloha de mbola tsy misy mpihira maharesy na afaka misolo Ny Ainga raha mbola any gasikara ary na aiza na alehako de Ny Ainga foana no revy mandeha eo. Mankasitraka Om Guy
Ny Ainga dia anisan'ireo mpihira ankafihiziko mafy hatramin'izay nahafantarako azy ireo izay. N'aiza n'aiza misy ahy dia miaraka amiko eny hatrany ny hiran'Ny Ainga ; ary ny hiran' Ny Ainga no hainoako rehefa "manaikitra ny gadra" hoy ny fitenenana ; izany hoe rehefa tena lasa haolo an-tanin'olon-kafa iny ny tena. Misaotra.
Tsy tafavoakan'ireo mpandimby toerana mihitsy ny timbre vocal an'i Ashna sy Tantely,aleoko ihany mijery sy mihaino ny clip taloha e, mitadiava na manaova casting indray sao dia ....
manigna agny aminay fianarantsoa agny aho mandre ity hira sy ity tarika ny ainga ity, merci e,
Hatramizao aloha de mbola tsy misy mpihira maharesy na afaka misolo Ny Ainga raha mbola any gasikara ary na aiza na alehako de Ny Ainga foana no revy mandeha eo. Mankasitraka Om Guy
23/09/2020 Hafa ihany i OM-GUI
Ndry! tsy maty ato amponay ny fitiavana ny kanto nao ry Om Gui, RIP
bien jolie merci Om-gui
Ny tsara vitany tsy ho very é sarotra hadinoina é , tohizon'ireo tarika Ainga @ izao indray é
tany fandalovna ,ny eto an-tany é raha hisafidy aleo manao ny tsra sy may ho any olona rehetr'é
Ny Ainga dia anisan'ireo mpihira ankafihiziko mafy hatramin'izay nahafantarako azy ireo izay. N'aiza n'aiza misy ahy dia miaraka amiko eny hatrany ny hiran'Ny Ainga ; ary ny hiran' Ny Ainga no hainoako rehefa "manaikitra ny gadra" hoy ny fitenenana ; izany hoe rehefa tena lasa haolo an-tanin'olon-kafa iny ny tena. Misaotra.
Mafatifat kel i andr s chrisitina ao anat lay sarotr.merc tvplus
Souvenir sisa é! tsy mapino mitsy
héeeeeeee......indrisy mantsy,mandria ampiadanana ry zoky malala Om guy
Tsy ho hay adinona mihitsy zavabitany OM GUY tety tsy maty ato amponay mandrakizay enao zoky malalanay OM GUY
ndriiii,tsy hisy intsony mandrakizay ny ohatr'izao...
milay!!!!! misotr eh
mampitomany ny mahita an'Om Guy eto ao anatin'ilay hira sento fitia 😂😂😂
Fanatenana hira tiko be
Raha anao RS ve izy ry zoky dia hiteny anao ,
Tsy tafavoakan'ireo mpandimby toerana mihitsy ny timbre vocal an'i Ashna sy Tantely,aleoko ihany mijery sy mihaino ny clip taloha e, mitadiava na manaova casting indray sao dia ....
7 taona aty aoriana (2023),tena marina ny voalazanao,aleoko koa mijery ireo hira taloha misy an'i OM GUY no jerena fa ireny no tena tsara.
Ny Ainga Mpanankato tiako indrindra
Ndriii RIP Om Guy 😢😢😢
Hommage à Om Guy
RIP OM.GUY
Ambohimahasoa
oh manonofy é
eeee lasa izy eeee
Aaa ,aleoko ian n timbre vocal Patty kah,mba mitadiava kopikole an Patty s Tantely ao am tv plus ao e