Revivre ces heures de ma jeunesse de jadis...uoooof,,,,,Quel joie... merci et longue vie á vous Mr.Henri ...SVP acceptez tous mes profonds appréciement.Merci
Misaotra ry SKYONE TV & RADIO ! Tena mankasitraka anareo ary indrindra HENRI RATSIMBAZAFY izay tiako hatramizao ! Hafa ihany ny tena gasy manana TALENTA ! BRAVO !
Raha mbola kalony Fahiny , mbol grand kosa izy eh misaotra eh fa na tanora na zazakely indrindra moa ny antitra de tena mankasitraka ny hiranao Datoa Henri an
Mankasitraka indrindra amin'ny fandaharana fa mba HANITSY kely ilay nolazain'i Rojo mikasika ilay hoe "Doyen'ny artiste" eto madagasikara, tsy fantatro hoe iza no doyen fa ny fantatro dia hoe tsy i Henri Ratsimbazafy no doyen satria mbola misy an'i Fidimalala ( 90 taona ) izay mbola sady mihira no mitendry ihany koa ary vao nanolorona pao-tsatroka tao @ CCESCA vao tsy ela akory izay.
Mba hanaovy album fiderana manokana zahay zoky Henri Ratsimbazafy fa tena tsara be izy teo. Karazana fihirana avy aminao manokana, ary misaotra. Mba ataovy tonga any aminy ny hafatro fa lavitra aho. Mankasitraka indrindra.
Revivre ces heures de ma jeunesse de jadis...uoooof,,,,,Quel joie... merci et longue vie á vous Mr.Henri ...SVP acceptez tous mes profonds appréciement.Merci
Misaotra ry SKYONE TV & RADIO ! Tena mankasitraka anareo ary indrindra HENRI RATSIMBAZAFY izay tiako hatramizao ! Hafa ihany ny tena gasy manana TALENTA ! BRAVO !
Manaiky anao aho … Tsinontsinona aho eo anatrehanao Mister RATSIMBAZAFY
Raha mbola kalony Fahiny , mbol grand kosa izy eh misaotra eh fa na tanora na zazakely
indrindra moa ny antitra de tena mankasitraka ny hiranao Datoa Henri an
Mahay vava ity Naval botso ty
Ndriii ry fahazazana
Mankasitraka indrindra amin'ny fandaharana fa mba HANITSY kely ilay nolazain'i Rojo mikasika ilay hoe "Doyen'ny artiste" eto madagasikara, tsy fantatro hoe iza no doyen fa ny fantatro dia hoe tsy i Henri Ratsimbazafy no doyen satria mbola misy an'i Fidimalala ( 90 taona ) izay mbola sady mihira no mitendry ihany koa ary vao nanolorona pao-tsatroka tao @ CCESCA vao tsy ela akory izay.
mba manaova spectacle ao amy Carlton re ê! merci Dear Henri, icône malagasy !!
Dera ho an' i RATSIMBAZAFY fa kintana maneho an' i GASIKARA FAHINY,ho ela velona anie
Tsara be
Misaotra betsaka amin'izay rehetra efa vitanao sy ny mbola ho avy. Lavà andro iainana Dadatoa.
Za de tena pakafy ireo kalokalo taloha ka anisan'izany HENRI RATSIMBAZAFY fa mitondra hafatra ilay hirany
le grand artiste !!
Za mba te hihira ihany koa
Hafa ihany ny hira taloh tiko sad mamiko
tena afapo fa merci bkp ho anareo team ...
❤😢
Mba hanaovy album fiderana manokana zahay zoky Henri Ratsimbazafy fa tena tsara be izy teo. Karazana fihirana avy aminao manokana, ary misaotra. Mba ataovy tonga any aminy ny hafatro fa lavitra aho. Mankasitraka indrindra.
Misaotra ny feo faharoa koa. Haingo moa izy teo?
Misaotra tompoko, Mirana no anarako