MITOHY NY HALA-BATO , FOTOANA HIJOROANA HANDRODANANA IZANY TSY RARINY IZANY IZAO ... [ Mr. Bernard ]

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 18 січ 2025

КОМЕНТАРІ • 21

  • @Yvette-r8p
    @Yvette-r8p 22 дні тому +1

    Esory any io Rajoel io fa mampijaly ny malagasy

  • @Andriananahahary101
    @Andriananahahary101 7 місяців тому +2

    Mahamenatra sady mampalahelo Jehovah ohhhh....❤❤❤❤❤

  • @philippejeanClauderakotoni-w8s
    @philippejeanClauderakotoni-w8s 7 місяців тому +3

    Kapakapao fa maninba ny tany eee

  • @philippejeanClauderakotoni-w8s
    @philippejeanClauderakotoni-w8s 7 місяців тому +4

    Tonga de idio ny frontiera tsy mahazo moviaka eo sambory daholy reo mpagalatra reo

  • @gertrudebernadette5584
    @gertrudebernadette5584 7 місяців тому +1

    Ibrahim Traore 👍

  • @gasikarazanatany
    @gasikarazanatany 7 місяців тому +2

    Mpivavaka ireo e... Matahotra an'Andriamanitra hono e...😂😂😂😂

  • @philippejeanClauderakotoni-w8s
    @philippejeanClauderakotoni-w8s 7 місяців тому +3

    Okona tsy vanona reo ceni reo eee aza mahatoky any reo

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 6 місяців тому +2

    Efa miteny ah hoe Dory le ceni s'y hcc Dia vita io

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 6 місяців тому +1

    Mitombona fa tsy azo raisina😅

  • @julienjackie6887
    @julienjackie6887 7 місяців тому +3

    Miarahaba Tompoko ! Misaotra anao ! Tena marina daholo ny voalazanao ! Olona tsy vanona no tsy manjary mihintsy ireo olona mpangalatra ny harem-pirenena, mpangalatra volam-bahoaka, mampijaly vahoaka, mpamono vahoaka ets……… tena mampalahelo dia ireo généraux tsy niatrika ady ! Bokotra nomemem-pona ! Mpanohana sy mpiray tsikombakomba aminy ry jiolahimboto mpamohehitra sy mpamono firenena.

  • @Andriananahahary101
    @Andriananahahary101 7 місяців тому +2

    Mitohy ny halabato
    .Comme d habitude satria matsiro ny vola
    . Sao d efa fombandrandrazana sa fitiavantena sa efa voahozona?. sa tsy fatahorana an'Andriamanitra ?.Samia misaina tompoko. Soyez bénis.

  • @ttlsolo6671
    @ttlsolo6671 7 місяців тому +2

    tsy haiko hoe inona kay no manakana anareo diaspora sy ny mpanohitra rehetra na izay rehetra miady ho an'ny fahamarinana tsy HANORATRA SY HANAO FANAMBARANA ANY AMIN'NY COMMUNAUTE INTERNATIONALE fa de samy mimenomenona eto fotsiny tsika mianakavy. inona no olana raha samy mandefa taratasy any amin'ny ambassade rehetra daholo daholo tsika ? ny mahagaga ange de toa lasa MANAO SILENCE COMPLICE ireo any ivelany fa tsy misy réaction satria isika efa sady tsy manao manif no mbola mijanona mifanasa vangy fotsiny

  • @harsoa2326
    @harsoa2326 7 місяців тому +1

    Miarahaba tompoko oh.

  • @philippejeanClauderakotoni-w8s
    @philippejeanClauderakotoni-w8s 7 місяців тому +2

    Aza matoky uo cenie io fa momba fanjajakana io

  • @Yvette-r8p
    @Yvette-r8p 22 дні тому +1

    MITSANGANA NAREO TANORA FA DE EFA ZAY ZANY ..

  • @mamyandrianony9648
    @mamyandrianony9648 7 місяців тому +2

    Mitongava anao atỳ fa be wawawa fotsiny any ampita any !!!!!!
    Ho hita eo zey mba vitanao !!!!

  • @Andriananahahary101
    @Andriananahahary101 7 місяців тому +2

    Reraka ianao manazava fa tsy hisy solutuon io. Plus enao mitaraina. Plus izy manao.
    Si j.etais vous . Je.me tais et je priesm.
    Fa tsisy na phrase aza hilazana ny toetran ireo tompoko. même le dictionnaire est épuisé pour eux. On N a plus de mots pour definir ces especes humaines..
    Et c est pas finis
    Tsy mety voky reo eh

  • @gasikarazanatany
    @gasikarazanatany 7 місяців тому +5

    Andry=vazaha - CENI=vazaha - Hcc=vazaha..... Iza no mbola mihevitra an'io ho gasy.... Vendrana lay gasy hatreto....

    • @JeremHouse
      @JeremHouse 7 місяців тому

      Ny vahoaka taritiny ny mpanohitra kosa dia sady hendry tsara no ten malala fomba tsara. Mahay miandry tantana 😁

  • @josephinerasoarimalal2979
    @josephinerasoarimalal2979 7 місяців тому +3

    Mandana makany a madagascar dia arodanonao daholo inona no andrasana mankaleo be vava lava eo patati patata pfff

    • @lazajens
      @lazajens 7 місяців тому

      Ny logique letsy mipetraka hatrany fa tany masina i Madagascar ah, ny 75% lazain'ialahy isany fa mpomba an'ialahy isany aza tsy nihetsika akory midika izany fa mbola betsaka ny mankatoa ny fitondram-panjakana ankehitriny, ka rehefa tsy natoky ny CENI sy ny HCC dia tsy tokony nandray anjara t@ fifidianana fotsiny eh, tsotra be izany, fa tsy ireny efa mpanao politika Malagasy chômeur politika ireny no lelafina eo, tsss mbay any fa mandreraka be