Efa ela ny nahafantarana fa hidongy 3eme mandat etc i ANR..vaovao: ny olona any ambanivohitra dia tsy misento @izay resaka fifidianana ka izay no trna olana
Ka ilay Vahoaka ao Madagougou anie Mr Fleury , Rainitetaka , ka tsy misy sahy mihetsika eh, asa raha ho sahy otran'ny tany COLOMBIE, manaiky izay ataon'ireo MAFIA ireo
Salama o
Zao vao mijery rediffusion
Miarahaba Mr Fleury , misaotra betsaka anao @fampitana ny vaovao "marina" / Rabedaoro j claude
Viavy Tontakely , Mpangalatra daholo izy mianakavy
Efa ela ny nahafantarana fa hidongy 3eme mandat etc i ANR..vaovao: ny olona any ambanivohitra dia tsy misento @izay resaka fifidianana ka izay no trna olana
Merci Fleury.
Tena mbola hafa mihintsy ilay MPitolona taloha kah, Izany Manandafy izany , tena sahy fony fahavelony
Ka ilay Vahoaka ao Madagougou anie Mr Fleury , Rainitetaka , ka tsy misy sahy mihetsika eh, asa raha ho sahy otran'ny tany COLOMBIE, manaiky izay ataon'ireo MAFIA ireo
Sady hanova constitution Rajoelina, ary dia ataony koa izay ny maha" légitime " ny nahalany azy tamin'ilay élection présidentielle bidons farany teo iny
Pb Madagascar c'est borizano n'a hova
Mpivaron-kena sy mpivaro-damba (zana-kira)
Deal t@ PRM hono , tena Viavy tsy manjary Mpangala-bato , Avoahay mihintsy ho re tany , ho re ndanitra
Grave be zany constitution izany an . Tsy mahagaga
😊
Colombie, t@ andron'i ESCOBAR , raha mitohy, mety ho lasa otran'izany ao Madagougou ao
Predator Etsy andaniny mbola miasa akoatry ny pouvoir n LALATINA
Traffic drougue fort sy cannabis no tsny teneninao zany .Ary zoty efa eto madagascar
Ts poi's ntsony fahatelo rah vendrana olona
TENA marina momba an' COLOMBIE
Tsotra tokoa ny olona any
Ninany ma madagascar. Il est torot
Anarany nivonoiny izy tompony misy sucrité izy io olona io
Filoha mahay manorina indrindra.....ra.joelina
Mpangalatra ve nisy mihoatra noho ny t@ fitondràna HVM ???😊 Mbola R., Claudine R, Pm Mahafaly, PM Jean R........
zao kosa tena pire, sady mamono sy managadra ny tsy mitovy hevitra aminy ,
Izay miteny ny marina indray no adala , na "tort"