Journal VM │ Viva Tv Madagascar │02 Juin 2024

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 31 січ 2025

КОМЕНТАРІ • 4

  • @Johannes3176-z9w
    @Johannes3176-z9w 8 місяців тому

    GREETINGS FROM INDONESIA🙏

  • @zafinjanadambo
    @zafinjanadambo 8 місяців тому

    Tsy ahazo maro an isa ao am anteminieram pirenena i tim raha mbola madagascar ihany i madagascar satria variana nitezain dravalomanana tam fanavakavahany tsy mankatia cotier ireo mpisolelaka aminy dia tananarivo tananarivo tananrivo ihany ny an i lery!!madagascar dua tananarivo am ravalomanana...io iz nifindra am toavina io...hay ny fifidianana tam le 29 dia fifidianana hoan ny vavahadin ny magro sy kianjan ny 13 mey zay namonoan drajao olona nataon i ekipan ny florens voky vola tam rajao..!mba aiza toerana mba mis tim any am faritra ka mba nahita zavatra misongadina voahorin .y tim nandritrin ny 5 taona nitondrasan i rajoelina jeunne comandant de l afrique tam 1er mandat ny???nifindran areti tsy manjarin dravalomanana i toavina ao am dondresaka...vao vita androany fifidianana dia rahampitso ihany dia efa nanapoaka champagne i robinson nirahin i ravalo satria any afique d sud no niseho ny valim pifidianana fa hoe lany hono i robinson..poahy ny champagne...nefa vato rehetra avy any am faritra mbola tsy voasokatra akory tonga ao am srmv...ka aza ambanimbaniana ny olon ny faritra ry toavina fa any dia tsy ahitana maire na depute n i tim firy akory ka handatsa baton y firaisan kina na i lera.na laisoa...laisoanareo siteny aza nalatsak i tinoka eoberthooo...inona ilana depute be fanavakavahana toravana daholo zay manana nationalité frantsay nefa vady vadiiny ao francaise...aza manao ny malagasy dondrona ianreo mpanohitra fafahoatra loatra lay vava avoaka indraindray tsy mba refesina alohan ny hiteny.

  • @zafinjanadambo
    @zafinjanadambo 8 місяців тому

    Famoahana valim pifidianana am tv viva ihany no tena fiable sy mazava..marina anie tenin ny paul rabary e!!i toavina ao am do dresaka dia efa maika dia maina mihitsy ny miteny fa manomboka rahampitso dia tokony tonga dia sokafana ny magro sy koanjan .ny 13 mey fa efa maharesy hono i tim eto antanarivo...rajoelina no comandant n i antananarivo ..tsy taitran izay fandokadokafana atao ni toavina an i tim fa. Mandreraka toeysain i toavina fa toa mampiseho hoe. I madagascar dia tanananarivo...fifidiananana mba hanokafana an i magro sy kiaanjan ny 13 mey izany fifidianana natao farany teo nefa nahoana tsy nandoa vava toy izany ireo tim na firaisan kina tam n iz ireo nanao propagande tany am faritra??? Aoka mba tokony handrefy ny vavany i toavina fa toa manambanimbany loatra ny any am faritra..azy dia fa datsaham nato hoan y magro sy 13mey ny fandatsaham bato natao teo..ka mila mandrefy ny vavany i toavina fa tsy ilaina mikapokapoka.

  • @zafinjanadambo
    @zafinjanadambo 8 місяців тому

    O zalahy aaaa..haay ny ekipan ny firaisan kina no tena tompon ny toetra mampiasa buletin efa vita cochée !!!mizara vola??? Lizara cafe??? F ahoana marina ry ravalo tim eeee!!!aiza i toavina ralambondrainy manoloana izany filazana mavaivay izany ...hay ry zareo firaisankina no tena tompon ilay fangalam bato?????? Am toanina dia gay lay fandatsaham bato natao tamble 29 dia fifidianana sy fandatsaham bato hoan ny vavadin ny magro sy kianjany 13mey manomboka am alatsinainy izao .