Andry Rajoelina et Dada Ndri 2

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 5 січ 2025

КОМЕНТАРІ • 115

  • @estellesoumira7010
    @estellesoumira7010 Рік тому +1

    Fanomezana tsy ankasitrahiny Zagnahary, satria Volamenam-bahoaka halatra nomena lay mahantra fa tsy vola karamanao ry Andry Rajoelina Tragnondainga mivady.

  • @ambinintsoarandriamaro4684
    @ambinintsoarandriamaro4684 10 років тому +2

    Une telle action mérite d'être appréciée quelque soit la divergence, qui que ce soit le fait, ...
    Arrêtons de dire du mal, ici c'est ANR et son épouse qui l'a fait, remercions les, c'est une bonne action humanitaire...nous pouvons tous faire pareil et mieux selon nos moyens à commencer par sourire aux gens seulement, cela ne demande pas d'effort financier ou matériel...mais ça peut apporter beaucoup ... Moi je dis bravo (y)

    • @MrRALGY
      @MrRALGY 7 років тому

      c'est son devoir... conséquences de son coup d'état 2009 !!!

    • @ravoniarisonvictor4065
      @ravoniarisonvictor4065 6 років тому

      Vous avez plus que raison Mr Ambinintsoa,que la grâce de Dieu soit avec vous.

    • @SL-px2cb
      @SL-px2cb 6 років тому

      Pufff, tete-zamita 5 taona en 2009 après Mapoutou...oadray...Vola bé kolikoly mpanjakana jiaby io. Voky dia nanome place an'i Rajao. Ary izao dia hiverina indray. Tsy lany hoanina mihintsy ty volan'ny gasy, entiny anamavoana ny gasy fadiranovana ka mora baboina... mampalahelo bé...

  • @tirikeaugustin2495
    @tirikeaugustin2495 3 роки тому +1

    Misaotra betsaka anao @ izao fihetsika izao Atoa Filoha - Andriamanitra hamaly izao soa nataonao izao ho anao sy ny fianakavianao fa mampihetsi po tokoa

  • @NyAikoAndinandrasana
    @NyAikoAndinandrasana Рік тому

    Efa asa fanao ny mijery sy mitety ny majinika ary miahy azy❤❤

  • @jaomarengatsikoza3140
    @jaomarengatsikoza3140 26 днів тому

    Firy amin'ny malagasy mahantra no nahazo tahaka izao ?

  • @nory3337
    @nory3337 6 років тому

    ohww tohina ny tena nahita ilay films,merci

  • @arosteguymarclucindah3386
    @arosteguymarclucindah3386 7 років тому +4

    tres émouvant dada Randria

  • @nyavotrarandriamalala4642
    @nyavotrarandriamalala4642 7 років тому +1

    Mankasitra Andriamatoa Filoha, izany no tena olona manetry tena sy olona manana fo. "Ny fitiavana no lehibe indrindra"

  • @jeanbessonprosper8221
    @jeanbessonprosper8221 6 років тому +1

    Mankasitraka Atoa Filoha homba anao sy ny ankohonanao hatrany anie ny Tompo ka hiaro anao @fotoana rehetra !hisandratra @avo indrindra anie ianao !!

  • @ravoniarisonvictor4065
    @ravoniarisonvictor4065 6 років тому +2

    Ary taiza koa itony vidéo itony Mr Jeannot no izao vao hita ato @ youtube a?Sa izaho no tara?

  • @gilbertaugustin986
    @gilbertaugustin986 Рік тому

    Tia olona i Andry Rahoelina Mivady

  • @stellamarieangel3778
    @stellamarieangel3778 7 років тому +8

    enga anie mba ho lany anao @2018. Andriamanitra anie homba anareo mivady. amen

    • @MrRALGY
      @MrRALGY 7 років тому

      Tokony mbola zato avo heny no ataony satria ny mahantra sy very asa nitombo vokatrin'ny coup d'état 2009 nataony....

    • @mickyjaiyah6668
      @mickyjaiyah6668 7 років тому

      sur mints

    • @berthewashington9433
      @berthewashington9433 6 років тому +1

      Stella Marieangel,Tanteraka ny faniriantsika lany soamantsara Andriamatoa filoha Andry RAJOELINA 👍✌

  • @abubacar92saoud7
    @abubacar92saoud7 6 років тому +1

    Je comprend rien mais j'aime cette Président

    • @jaomarengatsikoza3140
      @jaomarengatsikoza3140 26 днів тому

      Madagascar est devenu le pays le plus pauvre du monde à cause de cet ignorant. Le savez vous ? 😅😅😅

  • @hiramalagasycassette9045
    @hiramalagasycassette9045 6 років тому +1

    Mendri-piderana ilay fihetsika

  • @jeandekentyrazanadrambelo9716
    @jeandekentyrazanadrambelo9716 7 років тому +3

    Tsy resaka politika ny ahy fa fijery am-pitiavana, raha mba afaka manampy olona ianao de tanteraho am-pitiavana izany fa lova tsara ny miandry anao any an-danitra, maromaro ny tahaka izao, mankasitraka!!!

    • @SL-px2cb
      @SL-px2cb 6 років тому

      Raha afaka manampy ny olona, dia aza mba atao @ fotoana tsy lavitra loatra propagandy politique, satria mandoto ny asa soa atao. Omeo asa ny Malagasy, hajao ny zony ary aza tifirina izy rehefa maneho ny hevitra eny andalambe. Aza angonina hoan'olon-tokana ny harem-pirenena Malagasy. Mampalahelo ireo gasy izay mbola tsy mifoha ankehitriny.

    • @andrew91mil200
      @andrew91mil200 6 років тому

      KO maninona no anaovana film bé .. asa mampiomehy. 1 omena fasoavana bien filme, des millions ampahoriana. Aza mba nandra fa mahaiza manisa

    • @andrianaisaac8768
      @andrianaisaac8768 6 років тому +1

      Tsara ny fanampiana ny mahantra, fa tena ratsy kosa ny "mody manampy ny mahantra mba hanaovana dokambarotra hahatonga anao ho filoha".Exploiter la pauvreté des autres pour être reélu.Raha tena honnête ny asa soa atao dia tokony tsy natao film fa natao tsotra fotsiny.Andriamanitra tompon'ny zavatra rehetra no hamaly an'iny.Tandremo fa hainy ny mpihatsaravelatsihy

  • @sandyrajery4126
    @sandyrajery4126 6 років тому +7

    Fitiavana no lehibe indrindra

  • @snaivo1
    @snaivo1 12 років тому +2

    sambany mba nisy mpitondra nanome ohatra toy izao!!! tsara fa tohizo!!

  • @malalalydiaramanamisata706
    @malalalydiaramanamisata706 11 років тому +2

    misy foana mpanaratsy tsy mahagaga le toe-tsaina gasy

    • @vivianeratovoson201
      @vivianeratovoson201 6 років тому

      Va ailleurs tsita n'y masonareo ve hoe namoka volamena s'y bois de rose Ary lasa milliardaire tampoka Téo Rajoelina ??? À son âge !!! C'est pas étonnant avec tous les vols qu'il a fait et les Malgaches ont bcp souffert pour celà en tout cas ...moi j'ai investi et à cause de ce mec on a tout perdu , mais c'est pas grave , un jour viendra , en tout cas pour moi c'est un escroc c'est tout

  • @juliazanarisoa6683
    @juliazanarisoa6683 6 років тому

    Tandremo mba tsy hanao ny asan'ny fahamarinanareo eo imason'ny olona hahitany izany; fa raha tsy izany, dia tsy manana valim-pitia amin'ny Rainareo Izay any an-danitra hianareo.Koa amin'izany, raha manao fiantrana hianao, aza mba mitsoka trompetra eo anolohanao tahaka ny fanaon'ny mpihatsaravelatsihy eo amin'ny synagoga sy eny an-dàlambe mba hankalazan'ny olona azy. Lazaiko aminareo marina tokoa fa efa azony ny valim-pitiany.Fa hianao kosa, raha manao fiantrana, dia aoka tsy ho fantatry ny tànanao ankavia izay ataon'ny tànanao ankavanana,mba hatao ao amin'ny mangingina ny fiantranao; ary ny Rainao, Izay mahita ao amin'ny mangingina, no hamaly anao.Ary raha mivavaka hianao, aza mba ho tahaka ny mpihatsaravelatsihy; fa izy tia ny mivavaka mitsangana eo amin'ny synagoga sy eo an-joron-dàlana hahitan'ny olona azy. Matio 6:1.6

  • @guessandthinko531
    @guessandthinko531 10 років тому

    fa refa inona no azo commentiavana ny blog-nao ramambazafy armand an,mba ataov azo commentena daholy e,@ zay hita oe tena reven kil le zavatra voizinao, ze manopa sy manao menace kosa no aoka fafana fa ra kiana b avelao eo e,ady hevitra no atao

  • @vivianechristian9901
    @vivianechristian9901 7 років тому

    Mb mieritrereta vo miteny ee
    Zany v mb fiteny oe ola jamba ko homena jiroo
    Izy nge manambady aman janakeee
    Musaotra betsaka
    Meur Andry Rajoelina mivady
    Ny tompo b ftiavna anie hamaly soa ho anao s vady amanjanakao

  • @vivianechristian9901
    @vivianechristian9901 7 років тому +5

    Mbola ts afaka zanak'olombelona fanaratsina
    Sy ny fandrabirabina
    Mampalaelo le toe tsaina

  • @vivianeratovoson201
    @vivianeratovoson201 6 років тому +1

    Ampafiriny volam pirenena nahodikodiny izy sy rainy io. Taon dansa tsy tsarona ve ramalagasy ny ratsy vitan izao lehilahy dokafanareo izao

  • @romeoratsimbazafy3446
    @romeoratsimbazafy3446 6 років тому +1

    Mankasitraka ny fihetsika nasehonareo mivady ny tenako, ohatra ho an ny rehetra io mba hahafahan ny olona mifanampy .

  • @lavorary
    @lavorary 12 років тому +1

    de Aona zany reo jamba hafe rehetra manerana ny nosy tsy hovangiana ?

    • @ravoniarisonvictor4065
      @ravoniarisonvictor4065 6 років тому

      Aza adino tompoko fa fahendrena malagasy ny milaza fa:ny te-hanana tsy mahaleo ny ambinina,raha manan-tsaina ianao dia ho azonao ny dikan'izany.

    • @SL-px2cb
      @SL-px2cb 6 років тому +2

      Andry Rajoelina manao propagande. Volampanjakana kolikoly nangoniny ihany no zarazarain'ny @ Malagasy jamba ankehitriny, satria tehiverina hanangombola kolikoly eo @ fitondrana izy. Mampalahelo ny gasy..atao fitaovana politique kolikoly.

    • @ra_salimo
      @ra_salimo 6 років тому +1

      L. S. Marina mintsy

    • @wendyram2063
      @wendyram2063 6 років тому

      Aza miandry an'i Andry Rajoelina hamangy ireo jamba sasany, fa na dia manome izay kely ananao azy ianao def mety

  • @nirinanirina9228
    @nirinanirina9228 3 роки тому

    Amen 🙏🙏🙏

  • @moustaphaphilbert3801
    @moustaphaphilbert3801 10 років тому +4

    Tena mapihetsopo mints ny mahit zavtr toy zao

  • @cecilelaou-hao4990
    @cecilelaou-hao4990 4 роки тому

    Bon coeur 🤣😂😅🙏🤣😂😅

  • @RivoHarizaka
    @RivoHarizaka 7 місяців тому

    😂NY ASA SOA TSY ILAINA FISEHOSEHOANA

  • @Benmongomri7333
    @Benmongomri7333 7 років тому +4

    ndry mi vavaka aminy fony marina izy samy ho tahiny tompo re olona

  • @fabriceroyalstevie3279
    @fabriceroyalstevie3279 6 років тому

    Na jamba ary vé izy , tsy mila jiro vé ny vady alanjanany hikarakara azy sy ny télé na radio hohenoiny , mahagaga iany lay tomba fiteny tsy mahay mankasitraka .

    • @ravoniarisonvictor4065
      @ravoniarisonvictor4065 6 років тому

      Rahefa ratsy ny ao am-po ao Mr Fabrice dia tsy vitan'ny hoe tsy mahay mankasitraka ,fa sady efa tsy manao no ny vitan'ny olona koa ratsy foana mampalahelo tokoa e.

  • @jeanclaudeedmond5674
    @jeanclaudeedmond5674 5 років тому

    Quelle parle t'on a Madagascar?

    • @soamalala5857
      @soamalala5857 4 роки тому

      Notre langue officielle c est la Malagasy mais on parle francais aussi

  • @badoumful
    @badoumful 13 років тому +1

    tohizo fa tsara e! mba jereo ny havan'ireo namoy ny ainy t@ nametrahana anao eo @ zao toeranao zao andriamatoa filoha

  • @oriahdiary5785
    @oriahdiary5785 7 років тому +4

    Mahafinaritra raha toy izao daholo ny fomba fisainan'ny olona, mifanampy

    • @SL-px2cb
      @SL-px2cb 6 років тому

      Manome hoatrinona ny vahoaka Mamagasy tsirairay izy ? Ary manangona volampirenena hoatrinona ho azy irery ?

  • @berthinrakotovao8575
    @berthinrakotovao8575 6 років тому

    La France et Andry Rajoelina

  • @ravoniarisonvictor4065
    @ravoniarisonvictor4065 6 років тому

    Ary izany kay no niangaran'A/tra t@ izy mivady ireto,olona tsara tokoa e.

  • @vivianeratovoson201
    @vivianeratovoson201 6 років тому +1

    Tsisy jalousie akory au contraire tsy ahavita ho vadin olona mpanodina volam bahoatra ohatrany io ny tenanay, sa niaina be daolo NAREO tsara commentaire rehetra reo tamin ny ANDRONY ny tetezamita

    • @ra_salimo
      @ra_salimo 6 років тому +1

      viviane ratovoson hita oa, de agga fotsiny enao

  • @alhassanemalala4553
    @alhassanemalala4553 5 років тому

    Tena afa ian ranga filoa pirenena tsika aa misaotra betsaka présidant aa

  • @Blaise6407
    @Blaise6407 12 років тому

    Est ce que quelqu'un peut traduire en Francais s'il vout plait?

  • @andriamanalinaralambo9770
    @andriamanalinaralambo9770 6 років тому

    TENA EFA POTIKA NY TOE-TSAINA GASY . NY MANAO INDRAY NO ENJEHINA SY OMPAINA . MBA MAHAIZA MIAINA FA NY ZAVATRA ATAO NO JERENA FA AZA MANAFANGARO NY OLANA SAMY MANANA NY LALANY

  • @akamagasy4415
    @akamagasy4415 8 років тому

    Mety matsiro b mihintsy vady lery io an

  • @sandrasandra-jt3vm
    @sandrasandra-jt3vm 6 років тому

    mankasitraka andriamato filoha

  • @SL-px2cb
    @SL-px2cb 6 років тому +5

    Tena fetsy bé mihintsy ity Andry Rajoelina ity. T@ 2009, efa izy no namitaka ny projet Mapoutou niarahan'ny Malagasy ho @ teteza-mita. Dia nitondra 5 taona izy t@ alalan'ny coût d'état. Izao 2018 izao dia izy indray no manimba ny gouvernement Ntsay @ accords politiques kolikoly. Tsy te-hiala @ fitondrana mihintsy izy satria nahazo loatra ny tsiron'ny vola-bé- mpanjakana kolikoly lavareny io. Ny Malagasy amin'izany moa dia misy ny vendraniny bé...

  • @minoheritiana9018
    @minoheritiana9018 5 років тому

    poins b dada randri

  • @rakotoarivonymioranasolo6450
    @rakotoarivonymioranasolo6450 7 років тому +2

    Miandry anao izahay Prezidà amin 2018, ianao no hanavotra an'ity firenena ity

  • @sahondrarey-vignau2071
    @sahondrarey-vignau2071 6 років тому

    Tena mampihetsimpo ny fihetsik izy mivady.!

    • @SL-px2cb
      @SL-px2cb 6 років тому

      Maman Noël taloha, rehefa tonga hoatr'izao dia tena mizara marina anie @ harena eh. Satria, manambola bé ry zareo, no bé karama bé isambolana, no sady tsy mandoa impôts hoatry ny olondrehetra...

  • @malalaoli8120
    @malalaoli8120 11 років тому

    Andrekako o le jamba eo ihany fa io olona io no mpanao ny gris gris ny andry rajoelina

  • @jeanclaudeedmond5674
    @jeanclaudeedmond5674 5 років тому

    Langue!

  • @raharisonniandry8743
    @raharisonniandry8743 8 років тому +5

    milay ity filoha ty...mankasitraka e!

    • @najimanajima6940
      @najimanajima6940 8 років тому

      RAHARISON Niandry ita wa fa mlay be

    • @MrRALGY
      @MrRALGY 7 років тому +1

      Tokony mbola zato avo heny no ataony satria ny mahantra sy very asa nitombo vokatrin'ny coup d'état 2009 nataony....

    • @MrRALGY
      @MrRALGY 7 років тому

      Tokony mbola zato avo heny no ataony satria ny mahantra sy very asa nitombo vokatrin'ny coup d'état 2009 nataony....

  • @MrKhan-dq5km
    @MrKhan-dq5km 8 років тому

    Mendrika az ny ho filoha, 2018

  • @roygeorges6067
    @roygeorges6067 7 років тому +5

    le futur president de la repub malgache le plus merite

  • @onjatsy
    @onjatsy 14 років тому

    Mampientam-po tokoa.

    • @secuunitetana5232
      @secuunitetana5232 7 років тому

      Fitiavana tokoa no lehibe indrindra.Amen

    • @donaldms53
      @donaldms53 6 років тому

      misy gasy dia tsy mahay afa tsy manaratsy!!! toetsaina mirefarefa @ tany izany fa mba mahaiza MIAINA

    • @josephriviere3050
      @josephriviere3050 6 років тому

      Ça fait 50 ans que j'ai quitte Mada .. Je pense que les jeunes sont assez responsable du pays

  • @lakolosycoco9921
    @lakolosycoco9921 12 років тому

    d mba ataovy matetika fa tsy in 1 ftsny na wé ref propagande ian

    • @SL-px2cb
      @SL-px2cb 6 років тому

      Volambahoaka kolikoly ihany no mody averina amin'ny vahoaka. Efa teo @ fitondrana i Andry Rajoelina 5 taona talohan'i Rajao. Efa voky kolikoly bé lavareny izy, fa mitady hevitra hiverenana eo @ fitondrana. Ka dia mitandrema ry vahoaka Malagasy...fa eo indray isika no horaisina eo...

  • @bozkel007
    @bozkel007 13 років тому

    oups !!

  • @Rariny25
    @Rariny25 13 років тому

    JAmba anie lé olona é

    • @SL-px2cb
      @SL-px2cb 6 років тому

      Mampalahelo bé ny vahoaka Malagasy satria izao vao mody izarana zavatra...Ataon'ny mpanao politique politicienne fitaovana sy tohatra hiverenany eo @ fitondrana kolikoly...Mifohaza ré...

  • @felixineclaudie5590
    @felixineclaudie5590 7 років тому

    mnkasitrak Ato Andry Rajoelina mivady

  • @yukakazuky2111
    @yukakazuky2111 8 років тому

    Apolapoladary

  • @harenyainaandriamiantsa2022
    @harenyainaandriamiantsa2022 8 років тому

    olona jamba ve omena jiro

    • @ravoniarisonvictor4065
      @ravoniarisonvictor4065 6 років тому

      Ianao mana-maso nefa tsy nahita ,manam-bady aman-janaka ilay olona tompoko,mana maso ianao nefa tsy mahita,mihevera vantana.

  • @tojorakotomanga4476
    @tojorakotomanga4476 8 років тому

    maka anao zay e

  • @cynthopeux1072
    @cynthopeux1072 6 років тому

    Za ifidy any président sura!!!

    • @SL-px2cb
      @SL-px2cb 6 років тому

      Ho entiny any Maurice hanao vacances anaty maison meublée ve isika ?

  • @fabrab2440
    @fabrab2440 6 років тому +1

    politique aby, zao natao é propagande ho any zay tsy mafatatra.

  • @diamondrah
    @diamondrah 12 років тому

    aaaaaaahhhhhh t@ 2010 kay ty video ty... ka tsika zao efa 2012 ....somary gaga zah oe rah ny vaovao hitako farany toa betsaka ny olona tsy mahaloa volan'ny jiro @ zao fotoana . Ary firy amin'ny vahoaka gasy zany zao no efa nahazo an'le jiro solaire nandritra zay fotoana nivoahan'ty video ty? fa ny zavtra mampihomeh kely de le oe manome jiro an'olona jamba.

    • @FeytchNyrwinRan
      @FeytchNyrwinRan 7 років тому

      toi , ca se voit que t'as vraiment rien a foutre de ta pauvre vie ......

    • @ravoniarisonvictor4065
      @ravoniarisonvictor4065 6 років тому

      Mampalahelo ianao tompoko,ny olona toa anao tsy mahalala afa-tsy ny tenany,adinonao na tsy nijery tsara ianao ,fa manam-bady aman-janaka mahiratra ilay ramose jamba.Mila diovina koa ny fonao e.

  • @ra_salimo
    @ra_salimo 6 років тому

    Propagande mazava be zao

  • @mamymamy2345
    @mamymamy2345 5 років тому

    Itinimero im 60481630 kadam

  • @lova.Ravel59
    @lova.Ravel59 6 років тому +5

    Mampalahelo ny gasy tena mora ambakaina! !! verezin'ny africains 😨😢

    • @ravoniarisonvictor4065
      @ravoniarisonvictor4065 6 років тому +1

      Tsara dia tsara ho anao tompoko ,ny miala eto M/Car dia mandeha any afrika ,araka ny lazainao,any tokoa no mety aminao e,soava dia.

    • @lova.Ravel59
      @lova.Ravel59 6 років тому

      ravoniarison victor >> Aou! !! Marina hoe ? Niahahahaha 😂 😂 😂 😅 sans blague! !! 😆😆😅😂😂😆 efa ela aho tompoko no efa niala tao Madagascar ary tena tsy te hiverina any intsony fa mety be amiko mitsy aty ivelany.... fa mahaiza manaiky hoe tsy avotra intsony ny gasy fa ataon'ny mpanao pôlitika gasy comédiens kilalao.... Pfffff

    • @ravoniarisonvictor4065
      @ravoniarisonvictor4065 6 років тому

      Eh bien ,tant mieux pour vous alors si vous avez la possibilité de quitter ce pays que vous n'aimez pas de toute façon,ne reviens plus jamais ;reste là ou vous êtes .Malgré tout que Dieu vous bénisse.

    • @SL-px2cb
      @SL-px2cb 6 років тому +1

      Mampalahelo mihintsy ny fandrebirebena ataon'ireo politique kolikoly @ ny Malagasy tsy ankanavaka. Jiro maimaimpoana hono kanefa volan'ny gasy ihany no aodinkodiny.

  • @andrianiainafranklinjamesr333
    @andrianiainafranklinjamesr333 7 років тому +1

    Volambahoaka sy propagandy

    • @ravoniarisonvictor4065
      @ravoniarisonvictor4065 6 років тому

      Vahoaka koa no nasoavina ,ka misy maharatsy izany ve ,diovy ny fonao tompoko fa mahantra loatra ianao.

    • @SL-px2cb
      @SL-px2cb 6 років тому

      Mihinana volambahoaka izy, avy eo mody sary manome zavatra zaraina maimaimpoana, satria tehiverina @ seza politique kolikoly. Grave bé.

    • @vaoaryjeryrakotomavonirina9311
      @vaoaryjeryrakotomavonirina9311 6 років тому

      Ambany be ny toe-tsainao!