Mix de chansons malgaches des années 70 - Radio Madagascar part.1

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 16 чер 2024
  • Chansons en versions originales :
    1.Jingle : Pepper's - Masiaka
    2.Very maina - Soeurs Zaharia 00:58
    3.Vetivety foana - Nana 5:08
    4.Ny anjara- Vetson' Androy 7:30
    5.Izato ianao fahiny - Ny Rivo Lala 10:19
    6.Hirako a zama - Sateta sy Julios 13:53
    7.Taom-baovao hariva - Super 7 17:25
    8.Jingle 20:33

КОМЕНТАРІ • 4

  • @tianaheryrafanomezantsoa4109
    @tianaheryrafanomezantsoa4109 12 годин тому

    Salama Tompoko.
    Misaotra mamelona ireo hira fahiny.
    Tanora aho, kanefa mihaino sy mankafia ny asa-soratra sy kanto fahiny.
    Ny anjara- Vetson' Androy ❤

  • @manampisoarandrianarivelo8432
    @manampisoarandrianarivelo8432 Місяць тому

    Miarahaba tompoko ! Maty mihintsy ve izany ilay chaine taloha ??

    • @kapila.malagasy
      @kapila.malagasy  Місяць тому +1

      Salama ! Tena nofohanan'i UA-cam e ! Misy zanak' artistes nitory dia maty ilay taloha. Haverina haroso indray ity chaine vaovao ity fa kosa tsy hasiana ny hiran' ireo nitory. Mampalahelo fa hira vitsy no mametraka olana dia ny ambiny rehetra no tonga dia fotsy ...
      Marihana fa tsy misy na dia ariary aza ange no mba voaray, mikarakara itony chaîne itony ...

    • @mobileplus5243
      @mobileplus5243 Місяць тому +1

      Salama tompoko
      Anga mo na mandefa hira fotsiny amnity fandaharana ity d mis olana amny tompon kira zfd ???
      Ts mangalatra nefa izany f mandefa ho henoiny mpakafiha
      Ohatriny mahagagaaa
      Misaotra anao nikirakira hitony hira fahiny hitony aloha ee
      Mankasitraka nao
      D mirary soa ho anao
      Dia mbol manantena nao ny mpakahiha ny fandaharana ❤❤😍😍🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏