Dama Mahaleo sy Andry Satana

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 4 кві 2013
  • Tsy izay hita ao amin'ny Internet dia marina avokoa. Ao ireo izay manana saina maizina tanteraka ka sady manosom-potaka olona no ataony fidiram-bola mihitsy izany fomba izany. Io i Dama, ao amin'ny tarika Mahaleo, manazava. Satria tsy maintsy nitory ireo olona mahavanon-doza ireo izy. Misy fetrany daholo na ny hoe "Liberté d'expression" aza e !

КОМЕНТАРІ •