ANDAO HIVAVAKA (10 Janvier 2016 Mahamasina)

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 8 лют 2025
  • ANDAO HIVAVAKA : Fiaraha-mivavaka izay nokarakarain'ny Radio FMFOI 107.4MHz ny 10 Janoary 2016 lasa teo tao amin'ny Palais des Sports Mahamasina, niarahana tamin'ny Mpanompon'Andriamanitra Apostoly Benjamina. Feno hipoka ny toerana ary betsaka ireo olona nandray an'i JESOSY KRISTY ho Tompo sy ho Mpamonjy ny fiainany manokana, ary betsaka koa no nandray fanasitranana sy fanafahana.
    TENA NANAO ZAVA-BAOVAO tokoa JEHOVAH Andriamanitra.

КОМЕНТАРІ • 6

  • @anarana5988
    @anarana5988 4 роки тому +1

    Ts maits tafita famarinana

  • @formationsgcc_dfrh671
    @formationsgcc_dfrh671 6 років тому +1

    Rehefa hivavaka dia aleo tena mivavaka, tsy tompon'ny ampitso isika ,tena mivavaka tokoa ity fmfoi ity, misy fanatrehan'Atra ,tena mino an'iJesosy ary mitari-dalana anao amin'ny lalana marina

  • @anarana5988
    @anarana5988 4 роки тому

    Amen

  • @MiCraza
    @MiCraza 9 років тому +4

    tsara , mahafinaritra fa mba ataovy maromaro le extrait

  • @anarana5988
    @anarana5988 4 роки тому

    Aleloia

  • @lazalazaotsimiamboholahy785
    @lazalazaotsimiamboholahy785 8 років тому

    Hivavaka ? NY olona izao Sady miasa no mianatra ary mamokatra. Tsy mbola nisy firenena ni avala la nandroso. Isika izao miha-vontom-pinoana @ fivavahana kristiana ihany Nefa isan'ny firenena maha tra indrindra Éto ambon' y tany. NY tiako hita aina dia NY hoe, tena mba te hiala @ fahanterana tokoa ve isika ? Ary raha eny, inona no tokony atao @ izany. Fivavahana ve ? Dia mbola hajamban'ny finoana eo ihany.