FOCUS - PASKA FMFOI 2019
Вставка
- Опубліковано 9 лют 2025
- PASKA ARA-BAIBOLY - FIANGONANA FMFOI (ZFJTSA7) SY NY APOSTOLY BENJAMINA
Fankalazana ny Paska ara-baiboly izay notanterahan'ny Fiangonana FMFOI (ZFJTSA7) ny faha 18 ; 19 ; 20 ; 25 Avril 2019 tao amin'ny Coliseum de Madagascar. Paska avy amin'ny fokom-pirenena sy ny samy hafa fiteny , samy hafa foko ary samy hafa volon-koditra, ireo rehetra ireo no nampiraisin'ny Filazantsara izay torian'ny Mpanompon'Andriamanitra Apostoly Benjamina ao amin'ny RADIO FMFOI.
© TV7FOI 2019
Thank you man for sharing this stuff
Paska 2019, Paska ara-baiboly tokoa izay tsy nisy toy izany ka nakalazaina tao amin'ny COLISEUM de Madagascar.Efa nanomboka tamin'ny Paska 2003 tao Ambohimamory ka nisesisesy ireny ny Paska fa ity indray mandeha ity dia hafa mihitsy izay niarahana tamin'ireo olona avy tamin'ny fokom-pirenena samy hafa fiteny toy ny Canada, France, Allemand, ... Mba diniho sy fakafakao fa ny marina sy ny tsy marina dia tsy hiaraka na oviana na oviana. Ny fanatrehan'Andriamanitra no tena zava-dehibe ka ny tenako izao dia vavolom-belona, otran'ny tsy tety an-tany intsony.