Розмір відео: 1280 X 720853 X 480640 X 360
Показувати елементи керування програвачем
Автоматичне відтворення
Автоповтор
Ambilobe Wawou ❤
Mankasitraka neny an, mitomboa hasina hatrany o, manan- talenta ianao🌹
Chapeau🎉🎉❤❤
❤tiko bé n'y t'en malagasy manakarena tokoa amin' i reny isika Zaho antehimoro fa tdy mahafehy n'y reny maniry MBA hahay ☺️ misaotra betsaka ooo
Hazalaaahhh eeehh 🥰❤️
Bravo 👏👏🇲🇬
Afa iany malagasy ❤❤
Bravo ngahy tsia👏👏👏👏
Mafy anao eh! ❤❤❤❤ Bravo
Zanaka fonctionnaire zan sipa san😂😂😂 baba affecté erakin provinces mintsy ngamba😅😅😅
Bravo 👌 tegna mahè ka
Wow, bravo Vangaindrano , tsara ka
Pô-tsatroka👏👏
Bravo❤️🙏
Bravo 🥰
Bravo 😊😊😊😊
Bravo 👏👏👏👏
Mahay lay anao e! Bravo 👏
Verry good
Bravo 👊
Bravo b
za tia raha karaha ty, tiako be zay 👍👏👏😘
Bravo 👍
Correct..petit cc de loin❤❤
Da misaotry ro pela ♥️
Bravo be rangah. Fa ahoana no fomba nianaranao anreo le 😮😁😁
Chapeau za , ny ana 6 no mba haiko,
Bravo😊
Respect
Ah merci anao,samba nahita tanora nampihavagna ny Malagasy ny fagnanaovanao sy fahezanao teny maro
JE kiff, j'adore
❤❤❤❤❤bravo
Miaiky aloha zao eeee,
Mba tiako mahay fiteny maro❤❤❤
Tiako oo❤
BRAVO ro ❤
Misaotry rô fa da tena voafehinao aby izy zany sady da hainao miaraky ame gn'adivarotry gn'Atesakan'i Vangaindrano aby kdà🙏🙏🙏
Tsy mahay fiteny mananjary
Mahafinaritra bé grand plaisir misaotra anao
Rare très bien.
Raraka hatramin ny ranon'iviko, mahay ianao ka !!!!
Girl Power
Tsara by fagnontsafa a Brikcaville eee😂😂😂❤❤❤❤maf anao,tiako ho hiaro @nah anao ai🤣🤣🤣🤜🤛
Diso ny an'Ambositra e! An'ny Fianarantsoa no nataonao.
mlay 😊❤
Ilay teny sihanaka tsy mivôka tsra eee merci qd même
marina, mbola nangalatra accent toliara
Mahay miteny (tenim-paritra ) dialect maromaro angamba azo ilazana azy fa tsy hoe fiteny maro! 😀
Arooo aygneee 22 Sha
Ahitsiko kely ilay betsileo neny, betsileo fianarantsoa le ataonao teo fa tsy Ambositra, merci beaucoup
Mahafinaritra 🎉
😮😮
👏❤️👏♥️
Da hainao aby rô ka
DIEGO.SUAREZ.MADAGASCAR Antsiranana tsy ay nao kkkk
tara be aminao aho ravehivavy
❤
Manaiky ah zay. Tena mahay enao ka
tena mihaiky eeee
Tena tsara be ka , bravo. fa ilay Roatel otrany tsy mba mametaka source mintsy aminy video asehony.
Die misotra betsaka anao koja a letsy ,die matsatsara ny miteno anaje,die mahey anao ka
Bravo krkr ek fomba nahaizanao jiab ign azfd??
Mba nanagna fagniriagna zao fa Ilay Nahary no nagnantanteraka t@nao,misaotra Ndranahary t@izay vitanao ranabavy manjakely magnitry antely❤❤❤
Ambilombe Igny tsy mivoaka tsara e! Fa hely fo ndraik
Mahafatifaty an
Le teny toliara s'y tandroy mila ezaka kely
😂😂😂n:08 maf anao k
❤❤❤❤❤❤❤❤
be A le teny malagasy 😅
amboary tsara fiteniny m/jary igny
Zah kou ampianaro🥺 fiteny toliara
Le fiteny sihanaka aloa tsy manaitra anay sihanaka.
nihinay tsihainô rôôôôô, atôva baka zahagna azy.
tsy mahay enao , tsy fiteny Ambositra betsileo aloha izany e
Ny Betsileo tsy manao anzany manahaka zany sd tsy manao magnano zany
ankafizo gn'anao fa tena soa tokoa
😂😂😂❤❤❤
Paotsatroka
🎉❤🎉❤🎉❤🎉
Tiko be
Ary anao koa @ zey mafatifaty kely ery
le toliara aloha mbola ts ao kely
Tsara ka mafoaka ana fo le namangosana n°8 igny rw tsy aminanjy tsara be wai zahay ato tsy magnano baka zgn
Tiako loatra , Mankasitraka e !
Tsa henoko nenantsirabe
Fa de akory re nenarandroki anzan maro be zan 😅
Ambatondrazaka tsy mivolana zny,fa miteny
le antadroy misy diso fa tsara
Ze aro avy tantsignanana misaotra ano Tara be. Be zaho
Mahafanaritra ahy ny fahaizanao ny fitenim-paritra. Mankasitraka
FITENIM-PARITRA GASY (DIALECTE MALGACHE) FA TSY FITENY (LANGUES)
Tena mahay kosa an f mila ahitsy kely ny sasany
Mahe rah ndrek arô anô
TIAKO E... SAMBATRA
Tena mafy iz ka
Mila mi trave teny chinois sisa
misaotra indrindra, teny marolafy fa azon ny tsirairay, toraka vonin kazo manokana eee.mirary soa
ua-cam.com/video/O_t1ttKLPsQ/v-deo.html new 2024 ty tsidiha ely bro sy sista
Merci @le maromamy /brikavill 🎉❤
Ianao no tokony hapetraka ho filoham-pirenena na minisitry ny mponona fa afaka mifampiresaka tsara amin'ny olon'i Madagasikara manontolo. Cause vraie
Bravo👏👏🇲🇬
Ambilobe Wawou ❤
Mankasitraka neny an, mitomboa hasina hatrany o, manan- talenta ianao🌹
Chapeau🎉🎉❤❤
❤tiko bé n'y t'en malagasy manakarena tokoa amin' i reny isika
Zaho antehimoro fa tdy mahafehy n'y reny maniry MBA hahay ☺️ misaotra betsaka ooo
Hazalaaahhh eeehh 🥰❤️
Bravo 👏👏🇲🇬
Afa iany malagasy ❤❤
Bravo ngahy tsia👏👏👏👏
Mafy anao eh! ❤❤❤❤ Bravo
Zanaka fonctionnaire zan sipa san😂😂😂 baba affecté erakin provinces mintsy ngamba😅😅😅
Bravo 👌 tegna mahè ka
Wow, bravo Vangaindrano , tsara ka
Pô-tsatroka👏👏
Bravo❤️🙏
Bravo 🥰
Bravo 😊😊😊😊
Bravo 👏👏👏👏
Mahay lay anao e! Bravo 👏
Verry good
Bravo 👊
Bravo b
za tia raha karaha ty, tiako be zay 👍👏👏😘
Bravo 👍
Correct..petit cc de loin❤❤
Da misaotry ro pela ♥️
Bravo be rangah. Fa ahoana no fomba nianaranao anreo le 😮😁😁
Chapeau za , ny ana 6 no mba haiko,
Bravo😊
Respect
Ah merci anao,samba nahita tanora nampihavagna ny Malagasy ny fagnanaovanao sy fahezanao teny maro
JE kiff, j'adore
❤❤❤❤❤bravo
Miaiky aloha zao eeee,
Mba tiako mahay fiteny maro❤❤❤
Tiako oo❤
BRAVO ro ❤
Misaotry rô fa da tena voafehinao aby izy zany sady da hainao miaraky ame gn'adivarotry gn'Atesakan'i Vangaindrano aby kdà
🙏🙏🙏
Tsy mahay fiteny mananjary
Mahafinaritra bé grand plaisir misaotra anao
Rare très bien.
Raraka hatramin ny ranon'iviko, mahay ianao ka !!!!
Girl Power
Tsara by fagnontsafa a Brikcaville eee😂😂😂❤❤❤❤maf anao,tiako ho hiaro @nah anao ai🤣🤣🤣🤜🤛
Diso ny an'Ambositra e! An'ny Fianarantsoa no nataonao.
mlay 😊❤
Ilay teny sihanaka tsy mivôka tsra eee merci qd même
marina, mbola nangalatra accent toliara
Mahay miteny (tenim-paritra ) dialect maromaro angamba azo ilazana azy fa tsy hoe fiteny maro! 😀
Arooo aygneee 22 Sha
Ahitsiko kely ilay betsileo neny, betsileo fianarantsoa le ataonao teo fa tsy Ambositra, merci beaucoup
Mahafinaritra 🎉
😮😮
👏❤️👏♥️
Da hainao aby rô ka
DIEGO.SUAREZ.MADAGASCAR Antsiranana tsy ay nao kkkk
tara be aminao aho ravehivavy
❤
Manaiky ah zay. Tena mahay enao ka
tena mihaiky eeee
Tena tsara be ka , bravo. fa ilay Roatel otrany tsy mba mametaka source mintsy aminy video asehony.
Die misotra betsaka anao koja a letsy ,die matsatsara ny miteno anaje,die mahey anao ka
Bravo krkr ek fomba nahaizanao jiab ign azfd??
Mba nanagna fagniriagna zao fa Ilay Nahary no nagnantanteraka t@nao,misaotra Ndranahary t@izay vitanao ranabavy manjakely magnitry antely❤❤❤
Ambilombe Igny tsy mivoaka tsara e! Fa hely fo ndraik
Mahafatifaty an
Le teny toliara s'y tandroy mila ezaka kely
😂😂😂n:08 maf anao k
❤❤❤❤❤❤❤❤
be A le teny malagasy 😅
amboary tsara fiteniny m/jary igny
Zah kou ampianaro🥺 fiteny toliara
Le fiteny sihanaka aloa tsy manaitra anay sihanaka.
nihinay tsihainô rôôôôô, atôva baka zahagna azy.
tsy mahay enao , tsy fiteny Ambositra betsileo aloha izany e
Ny Betsileo tsy manao anzany manahaka zany sd tsy manao magnano zany
ankafizo gn'anao fa tena soa tokoa
😂😂😂❤❤❤
Paotsatroka
🎉❤🎉❤🎉❤🎉
Tiko be
Ary anao koa @ zey mafatifaty kely ery
le toliara aloha mbola ts ao kely
Tsara ka mafoaka ana fo le namangosana n°8 igny rw tsy aminanjy tsara be wai zahay ato tsy magnano baka zgn
Tiako loatra , Mankasitraka e !
Tsa henoko nenantsirabe
Fa de akory re nenarandroki anzan maro be zan 😅
Ambatondrazaka tsy mivolana zny,fa miteny
le antadroy misy diso fa tsara
Ze aro avy tantsignanana misaotra ano Tara be. Be zaho
Mahafanaritra ahy ny fahaizanao ny fitenim-paritra. Mankasitraka
FITENIM-PARITRA GASY (DIALECTE MALGACHE) FA TSY FITENY (LANGUES)
Tena mahay kosa an f mila ahitsy kely ny sasany
Mahe rah ndrek arô anô
TIAKO E... SAMBATRA
Tena mafy iz ka
Mila mi trave teny chinois sisa
misaotra indrindra, teny marolafy fa azon ny tsirairay, toraka vonin kazo manokana eee.
mirary soa