VALIN-KAFATRY NY TIM HO AN'I TAHINA RAZAFINJOELINA SY BODO

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 28 лис 2024

КОМЕНТАРІ • 78

  • @fanjanirinaelyseerazanampa8123
    @fanjanirinaelyseerazanampa8123 2 дні тому +6

    Izahay dia TOJO Ravalomanana ihany.Numero 4 no fidinay.Fa ho menatra eo ireo jodasy ireo.Alefa TOJO an! Miandry anao ny vahoaka❤❤

  • @nalijaonatiana6071
    @nalijaonatiana6071 День тому

    mba valio tsara ny fiampanganolona anareo tim fa mahakamo e. Refa hoe tsy hamaly de tokony tsy hanaratsy namana mihitsy fa nareo mamaly de nefa le valinteny tsy hita fa ohatry ny fialan'olona tena nanao marina. Ka izahay tsy hifidy olona mpanao rôrô zany, izahay tsy hifidy olona mamitaka mampifidy nefa efa nifanarahana tsy mifidy, ka raha tsy voavalinareo io de mitovy ihany nareo sy ny fitondrana, samy mpamitabahoaka ka tsy mila anareo. VALIO REO

  • @LikeAPro.1995
    @LikeAPro.1995 3 дні тому +7

    Tia an-dRavalomanana aho fa hoatrany tsy dia tiako loatra ny fomba fitenin'ilay Tojo fa hoatrany hoe Jiolahim-boto izany?
    Mila miova fiteny izy: Manaja ny hafa, miresaka milamina, atao mazava tsara rehefa miresaka, asiana pause eny anelanelany. Hianarana izany fahaiza-miteny izany fa efa olona miseho vahoaka ianao izao.

    • @Masoandromibalika
      @Masoandromibalika 3 дні тому +4

      @@LikeAPro.1995 tena tsy jiolahimboto velively aloha i Tojo raha ny nahitko Azy fa efa nahita Azy. niresaka Aho, fa olona tena mahitsy Sady madio fo i Tojo Ravalomanana. Fa ngamba MBA te hanintona ny tanora izay, Dia MBA manao teninjatova.🤷🤷🤷🤷💟

    • @LikeAPro.1995
      @LikeAPro.1995 3 дні тому

      @@Masoandromibalika Oh, hay ve e! Marina aloha fa olona tsy dia be resaka sy tsy miolakolaka ny fijery azy.
      Na izany aza, vidian-kaja, vidiam-boninahitra fa aleo manaja tena foana fa tsy vitsy anie ny mampiasa ny tranga rehetra hitoraham-bato azy e! Mahafinaritra ahy ny mihaino an-drainy mantsy fa sady olona nianatra izy, mivantana sy tsy miloakolaka no azo itokisana. Mino aho fa ho toy izay ihany koa ity zanany ity.

    • @Smymahl
      @Smymahl 2 дні тому

      Pire noho ny Rainy ty Tojonareo Ty firesany fotsiny aza Dia EFA tsy izy 😂😂😂

    • @rina7290
      @rina7290 2 дні тому

      ⁸​@@LikeAPro.1995

  • @gertrudebernadette5584
    @gertrudebernadette5584 3 дні тому +10

    Tena tsy mila Tahiana mitsy an ratsy toetra io ny ataony am sasany hanody azy !!!!!!!

  • @lucienneramilijaona7073
    @lucienneramilijaona7073 3 дні тому +7

    Raha Samy Tia tanindrazana tsy misaraka ohatra izao satria fahavalo iray no iraisana

  • @LikeAPro.1995
    @LikeAPro.1995 3 дні тому +3

    Raha izaho ianareo miaraka ami'i Tojo Ravalomanana ATSAHATRA NY FIRESAHANA JODASY sy MPAMADIKA. Ny anareo resahana fa efa tian'Antananarivo ianareo, aza manaratsy fa tsy tsara izany.

  • @njandryrabarisoa4387
    @njandryrabarisoa4387 4 години тому

    hahaha, tena lasa raharaham-pianakaviana ilay fitondrana firenena leaza a!

  • @WendyAthena
    @WendyAthena 2 дні тому +1

    Zahay tsy miova , fa mbola manohana Anao foana eh eh , na bé aza manenjika anao zahay mbola Tia❤❤❤

    • @jobellsybevahiny1996
      @jobellsybevahiny1996 2 дні тому

      @@WendyAthena
      Zay manko mahatonga atsika firenena farany gisitra i Madagascar mahantra velona io
      Anareo mijery beaugossité fa tsy fomba fitondran-dteo tanindrazagna no jerenareo
      Bay bay i Madagasikara ra mbola reo olo telo reo ihany no ho eo
      Anareo ihany no manaiky vindavindarin’reo fatifatina président tsy Agnino tsy Agnino reo no mahantra velogno fa mba fitiavan- tanindrazany no Mampalahelo Ary zay maha tonga antena sarotony amin’ny olo mpivarotra tanindrzagna reo
      Olo efa hita fa tsy mampandroso dia mbola reo ihany no encré agnaty lohanareo
      Raha tsy hoe sagnatria jamba
      Mitovy amin’ny zaza mal traité fôna no fahitako olo tsy mahalala fa reo no mampahantra madagascar
      Plus que izy voakapoka , plus que izy voamaika mifikitra
      Grave !!

    • @jobellsybevahiny1996
      @jobellsybevahiny1996 2 дні тому

      @@WendyAthena
      Fidio fa aza mimenimenina hoe mijaly zahay malagasy.
      Raha tsy voa tsy endry

    • @jobellsybevahiny1996
      @jobellsybevahiny1996 2 дні тому

      @@WendyAthena
      Allô fo !!!
      Koa tsy voa tsy hendry
      Mitaraigny amizay amin’ ny farany
      Lera madagascar amidiny dadanareo vo mifôha amizay

    • @WendyAthena
      @WendyAthena 2 дні тому

      Tojo fidiako ♥️

    • @WendyAthena
      @WendyAthena 2 дні тому

      @@jobellsybevahiny1996 diso safidy , kenda

  • @user-vo2gk7jz4v
    @user-vo2gk7jz4v 3 дні тому +5

    Tano mafy ny fahendrena efa nananao avelao izay te hiala miala fa tsy olana androny démocratie izao mitrotro ambavaka hatrany ny Malagasy

  • @Yvette-r8p
    @Yvette-r8p 3 дні тому +3

    VAVAN NY MATY ANDRANO NY AMPAMOKA NATAO TEO MITADY TORRANA
    TOJO RAVALOMANANA IANY NENAY É

  • @Masoandromibalika
    @Masoandromibalika 3 дні тому +9

    Mitandrema isika ry vahoakan'y Antananarivo, Ka mahaiza mamakafaka tsara, tsy mbola nisy ben' y tanana tena nampandrosa ity renivohitra ity, Ary tena Tia anan.Antananariva, efa niaraha nahita izany tompoko , Ka mitandrema tsara isika vahoaka sao mora rebireben'ny sasany e! Aza miala @ Tojo Ravalomanana raha Tiana handroso ity reny vohitra ity.👍👍👍👍😐😊

  • @oliverrakotondrasoa4117
    @oliverrakotondrasoa4117 2 дні тому +1

    Miady an trano koa ireto mpanohitra😮

  • @jaomarengatsikoza3140
    @jaomarengatsikoza3140 3 дні тому +8

    Adin'ny tgv io f mailo daholo o ! Mitady olona azony lalaovina izy mba hisabaka sy hanaratsy ny TIM. Fika masiso mba hanamasinana hala -bato io ka samia mailo .😎 😎 😎

    • @hniaina3455
      @hniaina3455 3 дні тому +1

      Esitreeeee !!! Angah matoa izy miala ao tsy misy dikany ao ny zavatra hitany sy tsapany fa tsy midika zay fa manohana ny TGV akory izy .samby manana ny fisainany io fa matoa izy niala dia azy samirery zay fa tsy misy idira niza2 amy zay tiany hatao.

    • @melybridge-ps1vg
      @melybridge-ps1vg 3 дні тому +1

      Marina sady tsapako.

  • @Yvette-r8p
    @Yvette-r8p 3 дні тому +1

    Aza misababaka hoy ny hiran i Miala Rakotomamonjy

  • @AngelineRasendrasoa-m4t
    @AngelineRasendrasoa-m4t День тому

    Atra o! fa anga niala tao i madame Bodo f naninona ?

  • @FanjaRasoamanana
    @FanjaRasoamanana 2 дні тому +1

    HOani candidat Tahina ny apamoaka lazainao de efa lany daty taminny taona 1918 izay niaraka taminny Norbert Ratsirahonana izay atonao vavolombelona taminio raharaha voalazanao mikasika anni Ravalomanana io izao nolazaiko anao anisanny hevitra iray maaomby oanao iny aafanao mamerina ny 10 pour cent anao io mety e propagande ioizay

  • @RANDRIANIRINAVictoremmanuel
    @RANDRIANIRINAVictoremmanuel 2 дні тому +1

    N'y tranopody no vitæ n'y Vava fa ho hita eo

  • @Léa-P4h
    @Léa-P4h 2 дні тому

    Mampalahelo ny fisainana,, mbola ela isika Malagasy

  • @4devmada355
    @4devmada355 2 дні тому

    EEEEEEEHHHHHHH dia simba ilay fanoherana fa dia ianareo samy ianareo ihany no mifanenjika.
    Tanjona iray no tokony himasoanareo, dia ny handrodanana ny fitondran rajoelina.
    Nepotisme loatra ilay ao amin'ny TIM fa angaha dia tsy maintsy hoe ianareo na ravalomanana no tsy maintsy hoe MPANOHITRA ???? Samy mpanohitra daholo fa aleo asina ilay fifanajana.
    Tsy voatery hoe ravalomanana sy ny forongony ihany koa no apetraka eo fa rehefa tsy miray amin'ny loranjy dia efa mety.
    Diso lalana ianareo ry TIM.

  • @gertrudebernadette5584
    @gertrudebernadette5584 3 дні тому +4

    Efa hita ny nataon Atoa Ravalomanana teto Tanà k izay no tianay hiverina même plus Tahiana zany ratsy eeee

  • @JeanRandriamarojaona
    @JeanRandriamarojaona 3 дні тому

    mila manetry tena ny mpanao politika malagasy, mijery ny tena tombotsoan'ny firenena. fa atram zao aloha, toa fitadiavan-karena mihoa-pampana sy voninahitra no tanjon'ireo. tsy misy exception fa zay daholo na ny teo aloha, na ny am zao, na ny mieritreritra ny vao hiditra. mila miova e.

  • @jocelinrakoto2518
    @jocelinrakoto2518 2 дні тому

    Ny marina mitavozavoza hono tsy mahaleo ny lainga tsara lahatra ;koa miangavy anareo handinika tsara vao
    mandrotsaka ny vato ,fa dia handroso izany Tana hoy ry zalahy ireto ary tsy maintsy mandroso Mada hoy leiry .

  • @verojois115
    @verojois115 3 дні тому +4

    😅😅😅😅😅😅.
    Vahoaka no vandra fa ts ireo mpanao politic.

  • @nlyarivony8462
    @nlyarivony8462 3 дні тому +4

    lasa histoire de famille le tim. normal ny olona misaina ra miala fa.kitrano atrano lava. courage nareo ao madagasikara fa mbola ela vo hoavy ny fandrosona

  • @ignacerasolo7320
    @ignacerasolo7320 3 дні тому +8

    aza manambaka vahoaka fa jiro sy emboutaillage sy fandriampahalemana eto Antananarivo ve de ho vitana maire e!!

    • @PierreRambolarijaona-cw3sd
      @PierreRambolarijaona-cw3sd 2 дні тому

      Izaho tena nanaraka ny propagandy nataon'i Tahiana Razafinjoelina. Amiko, tena réaliste, ohatra, projet "jiro telo soratra" izay efa ananany santionany (asa raha hatolony izay kandidà ho lany eo ireny na tsia raha toa ka tsy izy no ho lany). Toy izany koa ny momban'ny fanamoràna ny fahazoan'ny isan-tokantrano "panneaux solaires".
      Azo inoana ny fiovana raha izao nampihemorana lalina ny renivohi-pirenena izao no jerena.

  • @evarani2470
    @evarani2470 3 дні тому

    Aleo tsy mifidy satria mifampiatsy fotsiny fa tss zavatra antenaina akory

  • @Smymahl
    @Smymahl 2 дні тому

    Ki nanin mo zany tsy ty depute TIM miseho mafibe ty no natao candidat???😂😂mivovo mila 19 @ ra8 menakav ,ihomehezan ravalomanana menakav fo😅tsiny

  • @gilbertrabetafika3354
    @gilbertrabetafika3354 3 дні тому

    Zah aloha maka an'i Bodo mianadahy

  • @AliliAlii-b1o
    @AliliAlii-b1o 3 дні тому +1

    Aza mba vendrana ihany re fa de ataon olona ohatran zao ..olona ts mahalala an'Antananarivo v de atao candidat n be tanàna 😮😮😮maniina raha le député milaza fa mahatratra tsara an Antananarivo no na candidat r doma a

  • @solosoamandimbilaza1525
    @solosoamandimbilaza1525 2 дні тому +1

    Tsy afaka disoina kosa anefa fa tsy tonga toy izao izao ny antoko TIM raha tsy nisy an'izany BODO Razafindrazaka sy TAHINA Razafinjoelina izany ka sao tafahoatra ihany ny fanaovana tsinotsinona azy mianadahy na dia noho ny soa betsaka vitan'izy ireo ho an'ny antoko sy ny mpikambana tao hatrizay

  • @LandiRakotondravony
    @LandiRakotondravony 3 дні тому

    Olona vendrana annn

  • @YandieAndrianiavoRajaonarison
    @YandieAndrianiavoRajaonarison 3 дні тому

    Mirongatra ny rôrô amzay eee😂😂😂😂😂😂

  • @rakotojaonamiarantsoa8767
    @rakotojaonamiarantsoa8767 3 дні тому

    Koa naninona raha mba sahy nifanatrika raha tena marina e, sa matahotra?

  • @ambinintsoaravoniainaandre4066

    Manatena ts misy eo

  • @nororaharimalala7789
    @nororaharimalala7789 2 дні тому

    😢😢😢😢😢

  • @nousniaina6150
    @nousniaina6150 3 дні тому

    inona koa no hiaonana aminao , mpivadibadika tsisy dikany
    *

  • @mahefarajaoferson8205
    @mahefarajaoferson8205 3 дні тому +2

    Népotisme no misy ao amin'ny TIM, tsy manome vahana ny hafa loatra fa lasa Tia tena. Izany no mahatonga ny candidat ben'ny tanana vitsy io. Ary ireo taloha toa vohilikilik'ireo débuté vongany be ireo. Tsy misokatra fa tena fermé ilay fisainana.

    • @PierreRambolarijaona-cw3sd
      @PierreRambolarijaona-cw3sd 3 дні тому

      Ny népotisme tompoko tsy mandalo fifidianana. Raha misy Bush nirotsaka ho fidiana ho Filoham-pirenena amerikanina ve dia népotisme izany ? Fantaro aloha ny famaritana sy ny fampiasana ny teny, tsy fady @ demôkrasia velively ny mpihavana samy olom-boafidy.

    • @mahefarajaoferson8205
      @mahefarajaoferson8205 2 дні тому

      @@PierreRambolarijaona-cw3sd Tsy mahazo vahana mihintsy ao ny mpikambana fa izay mahazo toerana mibodo daholo. Sady lasa manilikilika olona loatra ireo voafidy ireo. (oh: Penjy) Inona no nanilihana azy?

    • @PierreRambolarijaona-cw3sd
      @PierreRambolarijaona-cw3sd 2 дні тому

      @@mahefarajaoferson8205 Inona no toerana hitampikirana ao @ antoko mpanohitra raha toa ka tombontsoa no katsahina? Tsy aleo ve tonga dia manao tahaka ireo mpiaradia nandray zavatra tarY dia misarontsaron-tava eo? Ny mpamosavy mandeha amin'ny maizina aza, hoy ny Ntaolo misy mpahita!

  • @gilbertrabetafika3354
    @gilbertrabetafika3354 3 дні тому

    Teny ratsy re zao

  • @aloaloromeo3564
    @aloaloromeo3564 3 дні тому

    Tena mampalahelo ny Malagasy, tsy fantatrareo ve fa ny tsy hisinn’ny firaisankina no tanjon’ny mpanjana-tany eh? Au lieu dia mifanenjika nareo, tokony miray hina. Ataon’ny EU, USA, sy ny BRICKS minan…. Fotsiny tsika

  • @tsilaidealy6056
    @tsilaidealy6056 3 дні тому +2

    Ry ravalomanana mianakavy raha lany eo,d ny mitovy amin’i rajoelina mianakavy iany,mila misaina ny vahoaka anan’Antananarivo fa ho atao reo tohatra fiakarana fotsiny eo,ts maintsy ny intérêt ny atokony aloha jereny eo,Sad le tojo mbl hita mintsy hoe ts capable ts mbl misy expérience amina politique,manao toe-tsaina jiolahim-boto fotsiny,sad efa mazava b tanjony reo fa amerina ravalomanana eo aminy fitondrana indray,ni ravalomanana ni rajoelina,Bravo Tahina sy Bodo sahy miala sy miteny rehefa ts mety fa ts fanatika b fotsiny

    • @Yvette-r8p
      @Yvette-r8p 3 дні тому +2

      Ra8 gasy i Rajoel vaza tsy mitovy

  • @AndriantsoaRamamonjy
    @AndriantsoaRamamonjy 2 дні тому

    Bodo tsy mety ho jodasy ko
    Vehivavy anie izy e

  • @maminirinaraharidina1064
    @maminirinaraharidina1064 3 дні тому

    Erreur de comm...aleo fotsiny izay te hiala hiala. Aza arahana alahelo izany. Arakaraka ny anoheranareo sy ilazanareo hoe mpamadika (na tena izay izy na tsia) no ahazoany lampihazo kokoa hamaliana anareo. Ianareo tsy mahay comm, fa izy mahay.

  • @ctmdrivetest789
    @ctmdrivetest789 3 дні тому +1

    tena mpiady antsena ty deputE TIM le.

  • @razafimahefaralimanana25
    @razafimahefaralimanana25 3 дні тому +2

    Tena jodasy Marina, sady tsy menatra n'y mivadika nefa nahavonjy n'y ainy Teo @aretiny nahazo azy, tsy mena mivadika Marina n'y olona k!

  • @ct1mdh697
    @ct1mdh697 3 дні тому

    Candidat vendranpr, ho voatorabato tsy ho ELA lisant ry roro mianakavy

  • @PhilibertRandrianarivelo
    @PhilibertRandrianarivelo День тому

    FA MANINONA NO TSY MANOME MALALAKA NY MPIKAMBANA AO AMINY RAVALO REFA TSY AFAKA MILATSAKA IZY , FA IZIMIANAKAVY IHANY IHANY NO MIFANDIMBY EO
    ANTOKO MPIANAKAVINA IO TIM IO FA TSY ANTOKO AMPANDROSOANA FIRENENA
    TOMBOTSOANY MÀNOKANA IO

  • @angelaangela4073
    @angelaangela4073 3 дні тому

    Rah nilatsaka teo i BODO anga nareo naresy azy, za aza mb nifidy an BODO, ary ivavahak @ andro amanalina isarabazana @ faritany i antananarivo aleo samby mampivoatra n’y faritr misy azy tss mifanome tsiny 😊

    • @jobellsybevahiny1996
      @jobellsybevahiny1996 2 дні тому

      @@angelaangela4073
      Ainga anie
      Mba fagniriagna ny Diego amizay samby olo mihaina amin’ny loto Misy azy
      😂😂😂😂😂

  • @fanjava124
    @fanjava124 3 дні тому +1

    Tongava sana ianareo andevo isany ireto mpanompo an' i Ravalomanana mianakavy.
    Lalao Ravalomanana anie efa be ny tanana teo ary Marc Ravalomanana ny mpanolo-tsainy manokana, nefa tsy nisy fivoarana.
    Ry andevo isany ireto, mino ve ianareo fa Tojo Ravalomanana hampiova zavatra?

  • @lucienneramilijaona7073
    @lucienneramilijaona7073 3 дні тому

    Bodo a 🥹🥹🥹

  • @nadiajhayras4372
    @nadiajhayras4372 3 дні тому +6

    Tahina ihany no vahaolana hitako
    Aza raisina ho adalana i bodo rah ts anohn TIM ntsn
    Fanspahankevitra tena tsr iny
    Rah sanatria ts lana anareo ry TIM de asa ndray zah himenimenina eo 😢

  • @rojonambininafidisoaandria3724

    Aza miseho milay fa ny asa vitanao no ifampitsarana tompoko,tia TIM fa ilay fomba fiteny eto otra manafitohina ahy tsy ankasitrahako loatra! otrizany ve ny olona nianatra sy manana diplomatic

  • @soamilaminafelicie-q5w
    @soamilaminafelicie-q5w 3 дні тому

    tsy ny propagande ve ranga no atao fa zao mifandrangitra zao foana, aiza andro ty firenena efa inany amaniny ty shhhhh

  • @razafindrakotomissou4831
    @razafindrakotomissou4831 3 дні тому

    mampalahelo ilay malagasy anaovan olona mpanao politika azy.mety nian i bodo rehefa hita f ts mety dia aleo misitaka f ny olona ts maintsy miteny s manaratsy fa rehefa ts mety dia ts mety