DISADISA GASY ANDAFY❗FITORIANA ENY AMIN'NY POLISY AO FRANTSA

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 25 лис 2024

КОМЕНТАРІ • 20

  • @JocelyneKeycha
    @JocelyneKeycha 2 дні тому

    Anao ma chérie tsara aiî❤

  • @ainaonglerie7490
    @ainaonglerie7490 12 годин тому

    Fa maninona nareo no miady foana la jalousie daholo ny antony zao ! Aty Angers aty koa de misy vehivavy côtière otran io vehivavy io tia mi provoqué gasy te hiady fona .

  • @shakuruabdu4478
    @shakuruabdu4478 3 дні тому +4

    Mandreraka ady an-tsena ny koetra zalahy.

  • @marierosettedamour
    @marierosettedamour 2 дні тому +3

    Mivoleza koa nareo jiaby aminy adinareo eto aminy FB satria zahay Léo mahita tenindratsy nareo ato mankaleo Sady mamparikoriko fa tokony henjehiny lalana nareo jiaby Io fa trop ce trop an

    • @JusticiaRazafihanaka
      @JusticiaRazafihanaka 2 дні тому

      Ratsy Vava vaivy io fatiny reninolo atao karaha zany .Tegna mamparikoriko grave fek Ary zio zareo miasa Europe tagna adala Io

  • @NirinaRAHERIMANARIVO
    @NirinaRAHERIMANARIVO День тому

    Makorela tonga an- dafy manao otran'azy io .tsy hitako atao mahagaga fa anao zao mba hitako misaina aza mamaly resakan'olona adala

  • @JocelyneKeycha
    @JocelyneKeycha 2 дні тому

    Ino ma problème naro io agny eee fa aimpaka zahay aty Madagascar ato ooo izy koa efa tsy zakanaro fipitragna andafy agny média agny eee

  • @melybridge-ps1vg
    @melybridge-ps1vg 3 дні тому +4

    Viavy mboty io efa hela ratsy vava ai tia manihitihy Olo sady manambany Olo.

    • @GiseleneTsiatoraka
      @GiseleneTsiatoraka 3 дні тому +1

      Andrako o i mboty nareo io mbola vonenolo ee masaky raha ee ino devoaranany aminy fatinolo korazy anao sani ee😢😢😢😢

  • @peachie1038
    @peachie1038 3 дні тому

    Tsy misy aiko izy ireto fa tiako ady ady sur Facebook ty e! Hitadiavako tory fotsiny. Izaho tsy maharaka loatra fa ato manano récapitulation 😂

  • @AliliAlii-b1o
    @AliliAlii-b1o 3 дні тому +2

    Tena désolé fa tena lasa marikoriko be nareo Vevav côtière miady ohatran alika reto😢

    • @rinajulie2067
      @rinajulie2067 3 дні тому +1

      Pas toute

    • @serenaallamelou
      @serenaallamelou 2 дні тому +1

      Aza désolé fa misy fahamarinany eh.zah partie côtière sady betsileo fa maro raha hitanay ato tena zahay le tsy manano azy menatra.nanaomboka après corona vo may tena niha grave

    • @lindarakotozafinirina
      @lindarakotozafinirina 2 дні тому +1

      Manomètre point any Koto nareo.mampalaelo eee

  • @JocelyneKeycha
    @JocelyneKeycha 2 дні тому

    Magnangy io efa lefaka

  • @JocelyneKeycha
    @JocelyneKeycha 2 дні тому

    Efa adamagnandy io ooo

  • @marierosettedamour
    @marierosettedamour 2 дні тому

    Raha Zaho tsy manaiky raha tenenin'ilay viavy iny fa tena tsy mety fa MBA manana havana izy fa tsy razana zanahary n'y azy fa n'a aty andafy Ary hianao afaka mitary izy satria déformation publique Io zavatra ataony Io fa trop trop

  • @chantalmio3411
    @chantalmio3411 3 дні тому +2

    Courage ma belle, pourquoi autant de haine comme ça.😮