Розмір відео: 1280 X 720853 X 480640 X 360
Показувати елементи керування програвачем
Автоматичне відтворення
Автоповтор
Prosh'Ely, un grand musicien👍🎼🎸Mankasitra, misaotra nizara 👍💐
Tsara ny hira taloha,mampahatsiaro ny fahiny,RIP ho an'izay efa lasa
Ndriiiii latsaka kely mintsy ny ranomasoko. Mitamberina daolo ny souvenirs rehetra 😇🥺
Rip dede, zah tena tia 100% ny kaiamba
Arooo akory anare edy e 2025
j adore ca me rappelle mes plus belles années à Diego Suarez !
Mahamanimanigna sy arah.... Que Dieu vous bénisse, Merci pour votre musique! Efa ela eh.... !
Reveko Elie Prosper, manaja e!
Misaotra Jean Kely sy Bast a! Tena mbola tsy niova ny fahiny e!
Misaotra betsaka fa izaho be tany Tamatave jusque 1974
Les meilleurs souvenirs de ma jeunesse
❤tsara e
hoatran'ny hoe mandeha mi-voyage eny an-dalana mankany Tamatave aho izany...fa tsara e,mankasitraka e
Zany vehivavy zany
Tena tsy niova mihintsy ny feon'i Dédé Fénérive na dia efa nahazo taona aza izy an!
Jeneraly
Mahatsiaro gasikara keliko aho zany mirotsaka ny ranomasoko mihaino zany hiran taniko zany
mba afaka lazaina eto v titre ilay hira voalohany indrindra @ ty medley ty Mic Heriniaina misaotra mialoha ,ilay we malahelo sy jerijery manimanina , , fa tsy mety hita rano ray ato anaty UA-cam ilay izy , na titre izy rehetra raha mety ???
zah koa mitady
Agny avao rô gne namalahy Maroza?
merci hoy bora tamatave
Tsara hira t@ bola zazakeli mandeha foana tao RNM
zaho aty malahelo (lavitra Tamatave)
👋💃🌞👋
merci hoy bora
By the skin of my teeth
Za
Eeeeeeee zany ka hira mankasitraka re tompokooo
my song!!i like it..!!!