ventson'ny celibatera

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 3 лют 2025

КОМЕНТАРІ • 57

  • @karimosolo3467
    @karimosolo3467 3 роки тому +3

    Efa hariva ny andro tamin'zay vitsivitsy no nandeha
    Tovolahy araiky zay nandalo tanagnanay
    Valizy hely lanjaigny ainga hainkaiza izy zegny
    Magnano dia maika arahina hazakazaka.
    Nantsôvako mba hanontaniako
    Namaly izy miragnà
    Tsy afaka hijanogna zah tsiah
    Mbola ho lavitra ny dia Ka niala tsigny ny hoe :
    Azafady zalah fa tsy afaka ny hiandry e Ny ali-mikitroka titeziko ôh, zaho maika Tsy anarô no tsy nampandroso, zaho te ho tônga
    F'efa mandigny anah agny zay malalako ôh!
    Miala tsiny zalahy fa mbola ho lavitra ny handehagnana
    Tsôfy rano mbô tsy azo tsampogna eny an-dàlagna
    Tsy fômbako koah ny mandainga fotoagna
    F'efa mandingny anah agny zay malalako ôh! ..... Nitohizany ny làlany nidify izy dia tsy hita Zaho kosa lasa saina nieritreritra e! Zegny tokoatra ny fitiavagna tsy maha lavi-tany Zay efa ao dia tegna tia tsy mahatàna tegna. Oviagna vô mbô hisy kara zegny aminah Zaho efa zatra tôkana, zaho zegny lany fagnahy Oviagna vô mbô ho avy ny anjarako am-bihavy. Izaho tôkana, mila namagna Oh mba oviana? Hatramin'izay zalah ny fôko mblôla mandry e Fa nanambady aby iry zoky sy iry zandry e Zaho raiky tavela mipetraka amoron-dàlagna Mandigny ampagnontany amôha ny fitiavagna (X2)

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 3 роки тому +1

    Tokana miandry amoron-dalana. Tsara ilay hira. Mankasitraka. 🎤😃

  • @mariedorothee6507
    @mariedorothee6507 6 років тому

    kanto loatra!!,,,,hatramizay zalah ny ...niandry e!!!❤❤💘💘

  • @havanarenciot6430
    @havanarenciot6430 3 роки тому

    Mbola miheno fona. Tiako fona

  • @sergiomadagascar9024
    @sergiomadagascar9024 4 роки тому

    Ty no hira ahatsiarovako ny cité universitaire ANKATSO I e!!! merci Njaka

  • @angelaannes1210
    @angelaannes1210 5 років тому +1

    Araooo , tieko ee misaotree!!

  • @nyhranaivoson6556
    @nyhranaivoson6556 12 років тому +2

    j´aime. io n hiran´i Njakatiana ankafiziko ndrindra. :)

  • @ritahpauleska3254
    @ritahpauleska3254 5 років тому

    Tsara b le vazo 😘😘😘

  • @nirysoa6750
    @nirysoa6750 6 років тому +1

    zainy tokotrany ny fitiavana tsy mahalavitany :)

  • @nostalgieruisselle
    @nostalgieruisselle 9 років тому +2

    Trop belle musique.. bravo ;)

  • @hantaeliane8551
    @hantaeliane8551 8 років тому +5

    atramizay zalahy ny foko mbola mandry, fa nanambady aby ry zoky ry zandry, zao raiky tavela, mandiny panotany ahoana ny fitiavana ?? merci Njakatiana

  • @arthurollivier9372
    @arthurollivier9372 11 років тому

    tsara be lay hira ô...mreci Njakatiana

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 3 роки тому +1

    Rahoviana no mba ho avy izay anjaran'ny selibatera mbola manina?

  • @eddieramananantoandro1172
    @eddieramananantoandro1172 8 років тому

    Ao tsara é!, mangorintsina daholo izay tsy angorintsina.

  • @herveasarindrarazafindradi6483
    @herveasarindrarazafindradi6483 3 роки тому

    Tiko be

  • @nantenainarafanomezantsoa3394
    @nantenainarafanomezantsoa3394 8 років тому

    Za mkaf Njakatina fona e,makasitrak ee

  • @narindrarah3003
    @narindrarah3003 6 років тому +4

    2018 💖

  • @vanessairene6881
    @vanessairene6881 9 років тому +1

    tiko be ❤

  • @NirinaRazakanirina
    @NirinaRazakanirina 9 років тому +4

    Hitako ihany ! (y)

    • @deankorbin5640
      @deankorbin5640 3 роки тому

      pro tip: watch movies at Kaldrostream. Me and my gf have been using it for watching loads of movies these days.

    • @jamesjamari3449
      @jamesjamari3449 3 роки тому

      @Dean Korbin Yup, I've been using kaldroStream for months myself :)

  • @tgthdezfbnqysn643
    @tgthdezfbnqysn643 9 років тому

    tena tsara sady efa niainana e! maha tehe hody any dago

  • @mihajaniainakiadiniaina3175
    @mihajaniainakiadiniaina3175 9 років тому

    atolotra an ireo bandy mpivazo eto an tanana zan zay mbol ts manana e!betongolo

  • @suziemahonjo5048
    @suziemahonjo5048 7 років тому

    Azafady zalahy fa Tsy afaka niandry el
    .

  • @zouh_adr
    @zouh_adr 12 років тому

    Njakatiana no mpihira fa un certain Din no mpamorona izay mazàna tsisy mpiresaka. Tena kanto ity hira ity ka.

  • @natacharahanitra5039
    @natacharahanitra5039 9 років тому

    tsara beh

  • @erickemmanuel9842
    @erickemmanuel9842 8 років тому

    tsara ndraiky hira zay

  • @pelasoabibiky1356
    @pelasoabibiky1356 5 років тому

    2020❤❤

  • @volatinasandra9613
    @volatinasandra9613 11 років тому

    milay eh miatra amiko mitsy lay hira

  • @jacquesramanankandrasana8570
    @jacquesramanankandrasana8570 9 років тому

    MERCI NJAKA -NAHATSIARO AN'ILAY RESANTSIKA HOE SAO DIA SAO DIA SAO DIA HAY AVY EO SOA IHANY FA SOA IHANY FA.....MANKALAZA E - DADATOA JACQUES FRERE DE OLIVE

  • @samehsaad8970
    @samehsaad8970 6 років тому

    Tiako zala hira zegny

  • @razanakotoaina1734
    @razanakotoaina1734 9 років тому

    tsara zany vazo zany

  • @safiarmel4148
    @safiarmel4148 11 років тому +1

    milay zany vazo zany!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!

  • @volaniangavola7566
    @volaniangavola7566 8 років тому

    mampanebona aniwaony l vaz ry njak f milay e!

  • @miantsavolatiana1983
    @miantsavolatiana1983 7 років тому

    itako ian le iz ooo tiko b

  • @lauma976
    @lauma976 11 років тому

    j'aime b

  • @i-tovoratovoarison1481
    @i-tovoratovoarison1481 10 років тому +1

    Zeeem

  • @ketakarasoa9054
    @ketakarasoa9054 5 років тому

    Fans njakatiana mihitsiny za atram kely tiko loatra feony

  • @tombotsoamimy
    @tombotsoamimy 13 років тому

    milay beuh an

  • @leeheritiana7533
    @leeheritiana7533 11 років тому

    Mlay eh

  • @volaniangavola7566
    @volaniangavola7566 8 років тому

    sody mb misy manana ny tniny ity hira ty azfady mb omeo ato mrci

    • @MihajaHerinjaka
      @MihajaHerinjaka 8 років тому +3

      tononkira.serasera.org/hira/njakatiana/ventsonny-selibatera

    • @volaniangavola7566
      @volaniangavola7566 8 років тому

      +Mihaja Herinjaka slt misaotra anao

  • @sylvoalias
    @sylvoalias 14 років тому

    cool one.. §
    Thank..more!

  • @marie-thereserazafindrasoa8679
    @marie-thereserazafindrasoa8679 5 років тому

    😔😔😔

  • @sarcasm3800
    @sarcasm3800 10 років тому +1

    reveko le vazo e

  • @roysandriarimino1345
    @roysandriarimino1345 5 років тому

    mankasitrak e. ts met lef

  • @elliotrandria8786
    @elliotrandria8786 6 років тому

    🤚

  • @estellaramorasata9123
    @estellaramorasata9123 9 років тому

    mahafinaritra e