ninoninona hadalana efa vitanao taminy fianana ANDRIAMANITRA dia vonona foana handray anao,any am tsika tsirairay zany ny fanalahidy ny lanitra sy ny fiainana mandrak'izay..........zay SAFIDINAO sisa
tsar b deraina jesosy fa efa tonga saina ny akabiazany olona fa miova evengelique daholo ny hira irarina mba ho voavonjy ny vahoka malagasy rehetra.amen
1- Ritsodritsoky ny foko Mitempo fitia no asandratro androany e! Bitsibitsiky ny saina Nivadika ho haravoana tsy lany e! Hantahantan'ny zanaka faly aok'izany Migoka ny mamy ee! Hetahetam-panahy maniry hatrany Ny ho tantanaNao Ref: Ho Anao no anolorako ny foko androany Ho Anao irery ihany Na ho mangidy io na ho mamy ee! Foiko ho Anao ny fiainako eto an-tany e! Fa IANAO NO MPAMONJY AHY ARY MBOLA HANANGANA AHY ANY AM-PARANY ANY 2-Niady mafy ho ahy Ianao Mba ts'isy haharombaka ahy Eo an-tànaNao Tsy navelaNao ho irery aho Fa notsimbiniNao sy narovaNao Na ny aiNao aza moa d'efa natolotrao Hanavotana ahy Tsy ho voavaliko Tompo ô F'isaorako indrindra ny anaraNao Mankalaza Anao ny foko Amin'ny androko rehetra Ho deraina ny anaraNao Amin'ny taona tsy misy fetra
isany hira tena akafiziko ty hira ty amin hira evangelika !mteny be ho ahy ny toniny.mirary soa manokana hoan tarika,ho lasa lavitra atrany anie ny tarika Alitara.mankasitraka topoko
Faly aho raha hoy izy ireo tamiko, ande sika hoany antranon' i Jéhovah, Haleloia
Mankasitraka ry zalah a! Mahereza @ asan' ni Tompo d misondrota @ ambony hatrany e!!!!! ;)
je te Remercie Seigneur pour cette chanson qui a changé ma vie!! je t'offre ma vie!! Gloire à Toi Dieu de Dieux!!
ninoninona hadalana efa vitanao taminy fianana ANDRIAMANITRA dia vonona foana handray anao,any am tsika tsirairay zany ny fanalahidy ny lanitra sy ny fiainana mandrak'izay..........zay SAFIDINAO sisa
tsar b deraina jesosy fa efa tonga saina ny akabiazany olona fa miova evengelique daholo ny hira irarina mba ho voavonjy ny vahoka malagasy rehetra.amen
1-
Ritsodritsoky ny foko
Mitempo fitia no asandratro androany e!
Bitsibitsiky ny saina
Nivadika ho haravoana tsy lany e!
Hantahantan'ny zanaka faly aok'izany
Migoka ny mamy ee!
Hetahetam-panahy maniry hatrany
Ny ho tantanaNao
Ref:
Ho Anao no anolorako ny foko androany
Ho Anao irery ihany
Na ho mangidy io na ho mamy ee!
Foiko ho Anao ny fiainako eto an-tany e!
Fa IANAO NO MPAMONJY AHY
ARY MBOLA HANANGANA AHY
ANY AM-PARANY ANY
2-Niady mafy ho ahy Ianao
Mba ts'isy haharombaka ahy
Eo an-tànaNao
Tsy navelaNao ho irery aho
Fa notsimbiniNao sy narovaNao
Na ny aiNao aza moa d'efa natolotrao
Hanavotana ahy
Tsy ho voavaliko Tompo ô
F'isaorako indrindra ny anaraNao
Mankalaza Anao ny foko
Amin'ny androko rehetra
Ho deraina ny anaraNao
Amin'ny taona tsy misy fetra
fany fasoavanao no nahatoizao anay amen
je T'offre ma vie entière.Amen
Pour me sauver,même ta vie,tu me l'as offerte
souvenir be tany mada zany e!!! misaotra e!! isamaraina heno foana taminy tele e!! vacance nahafinaritra e!!
Tsara loatra ity hira ity, hiranay dimy mianaka ao antrano, na tonony na feony mambabo Fanahy.
Hira fanoloran-tena, toy ny hoe, manao voady @ Ilay Iray Mahay ny zava-drehetra... tsara Be :-)
Na ny Aina aza moa efa natolotrao nanavotana ahy.
Misaotra Anao Jesoa fa nataonao nihaino ty hira ty ka nibitsihanao aho ka hitodiako @nao indray.
Tiko ery !
Manohana hatrany fa tena tsara e
tsy lefy laza. still listening 2019
j aime reto aaa!!! vraiment hein....gloire soit à DIEU
Tsar tokoa nihira
Niady mafy ho ahy ianao mba tsy hisy haharombaka ahy eo an-tananao!
Tena mahafinaritra misaotra betsaka
isany hira tena akafiziko ty hira ty amin hira evangelika !mteny be ho ahy ny toniny.mirary soa manokana hoan tarika,ho lasa lavitra atrany anie ny tarika Alitara.mankasitraka topoko
tsarabe
makasitraka eee
tena tsara ilay hira. Tiako aloha e. Misaotra nizara
tena tiako ty hira ty! mahfinaritra be mihitsy ! mankasitraka e!
fa tsar Jesosy Amen
tsara tena tsara
Mankasitraka e!fiadanana!
Marina mihitsy zany ranadahy ao amin'ny Tompo a
zany ka hira a, mankasitraka e
hoanao no anolorako ny fiainako ety antany tompo oh tsy navelanao irery aho fa notsimbininao
Mankasitraka Tompoko o!
正,很好听,tsata b very good
Amen
mankasitraka ô
Tehirizo aho mba tsy misy arombaka ahy
Deraina Jesosy! tsara ny hira!
jm bien cette chanson. Gloire à Dieu.
Tsara be le kosa le hira e
AMEN! TSARA TOMPO
Tsara eh! Fiadanana eh
Hoanao irery ihany na ho mangidy io na ho mamy eh
tena tsara mintsy le hira ka
Tsara ny tompo e
Misaotr tompokoo
mankasitraka e
MANKASITRAKA E
Mendrika e!
tsara tena tsara