On est en 2019 ramosé ah !!! Ajanony eo atokonambaravaranao ny maha taranak'andrina anao, efa repoblika🇲🇬, manana ny FILOHAM.PIRENENY, Raha nitaha ka lazaina fa manana ny hasiny ireo panjaka taloha de nahavita nanolana ny tendan'ireo rehetra nandrendrika an' i 🇲🇬, Olombelona toy ny rehetra ihany ireny, fandemetsaina ny olona ny ankotrizay!!!!!! Aza be resaka !!!!!!
azafady tompoko o ianao milaza io fa ts tokon is taranakandriana izan d ny fanjanahatany frantsay nentini gallieni no nandrava azi ny dikanizani ianao zai milaza fa ajanoni maa taranakandriana anao d anisanilai malagasy mitovy sy sakaizan lafrantsa
mifangaro be ny reska eto: misy marina, fa misy ihany koa d noraisina antendrony fotsiny! ny famairitany ny atao hoe mahay na tena mahay d tsy itovizako hevitra aminao, tsy ny hoe be diplaoma akory no atao hoe mahay amiko fa izay afaka maneho ny "hasiny" na toy inona na toy inona toe-javatra na toe-draharaha misy azy. Raha misy mahay eto d nahoana àry no toy izao isika, ny bado no mitondra eto, izany hoe izy no mahay fa ny mahay ( be dipaloma sy titre) ndray no bado!
TSY NISY TENA ANDRIANA NY MPITONDRA TETO MADAGASIKARA NANOMBOKA 1958, NOHO IZANY TSY NISY MILOLOHA HASINA AMIN' NY FITONDRANA FANJAKANA. ARY TSY NISY TOP NIVEAU MONDIAL SATRIA TSY MANANA DIPLOMA AVY ANY HARVARD, OXFORD, CAMBRIDGE, SCIENCES PO. (IEP Paris), ENA Paris, POLYTECHNIQUE France, WESTPOINT ACADEMY USA.
@@gondwanalaurasia679 Ndana mamono tena rehefa tsy faly, fa tsy hisy mihitsy izany andriana hiverina hitondra an'i Madagasikara izany e. Raha taranak'andriana ka manam-pahaizana, de mety ho azo eretreretina ihany ny hahalasa filoha azy. Fa tsy ny maha-andriana azy kosa no hifidianan'ny vahoaka azy @zay fotoana izay, fa ny mahagasy manam-pahaizana azy.
Tena marina ny voalazanao rehetra, raha izaho manokana aloha dia mahita hoe feno fahendrena ny teninao...Misy mihintsy ny olona natokana hitondra...ary efa nisy teto Madagascar izany t@ faham-panjaka...Ireny taranak'ireny olona ireny izay mbola tsy mifangaro no tokony apetraka eo satria ny Fitiavan-Tanindrazana dia ao anaty RA. Mankasitraka anao, mijoro hatramin'ny farany...
A a, Diso, raha mitahiry ao @ Banque Centrale fotsiny ny volamena tsisy fiatraikany @ sandan'ny ariary. Tsy maha mpanjaka-n'ny sasany anao iny lafiny iny.
MAZAVA NY ZAVATRA NOLAZAIN' NY PRINCE DR. NDRIANA RABARIOELINA, AVY AMIN' NY LAHIMATOAN' IMERINA, FA TARANAKY NY MPANJAKA IZY ARY MITARIKA NY FIOMBONAMBEN' NY AMPANJAKA ETO MADAGASIKARA, IZAY EFA NISY TALOHAN' NY FANJANAHANTANY KA NAVERINA INDRAY NANOMBOKA NY TAONA 1995, EFA NIHAONA TAMIN' NY MPANJAKA MI-ISA ZATO MAHERY SY FILOHAN' NY REPOBLIKA DIMY VAHINY (AFRIKA, EUROPE, AASIA, AMERIKA, MOYEN-ORIENT) TANY AMIN' NY FIRENENA MARO IVELAN' I MADAGASIKARA, FA TSY MISY RESAKA 2023 MIHITSY NA DIA KELY ETO !
@@gondwanalaurasia679 Tsy latsaky ny mpanjaka zato sy filoham-pirenena dimy hono hozizy no efa nihaona taminy. Mba azony aseho eto ve ohatra ny sary mirakitra an’izany? Olona tia voninahitra sy dedadedaka be hoatr’azy zao ve de tsy ho nanely an’izany sariny miaraka @ ampanjaka sy filoham-pirenena vahiny zany teto @ social media (UA-cam, Facebook, sns)? Efa strategie-n'io rangah io hatr@zay mihitsy io mamono vorona @ lainga io e
tsia kosa e , raha izay haverina amin'ny taranaka am-panjaka izany e! efa miova anie ny taona e!!! raha hoe : omena fitenenana ny taranaka am-panjaka tsy maninona fa hoe ,,,,,,,,,,,,,,, tsia de tsia tompoko ,, satria efa mahay vola ny sasany ,,, izaho dia taranany nefa tsy manaiky izany ,,, TSIA de TSIA ,,,
iza mbola mijery anity @ zao 2022: 1- Le resaka Jiosy mbola tena sarotra inoana, mila fotoana sy fanampim-panazavana ( tsy dia noresahana firy koa mo teto, tsy resaka le fanazavana fa doccuments, olona mahay tantara...) 2 Ny resaka hoe taranak'i Ralambo ,mila soritana amin'i antsipiriany ihany koa, satria nony avy nitondra i Radama dia tsy avy @ taranany intsony no lasa mpanjaka fa ny vadiny dia tsy hay intsony hoe iza no zanak'i Radama, dia vieo iza de avieo tonga taty @ anarana hoe Rabarioelina ve ?, hoatry ny tonga dia misoty be le izy, betsaka manko no misoloky ka eo le olana, misy milaza fa misoloky Dr Rabarioelina. mila fanazavana maro koa le hoe ahoana no ilazana fa nahazo ny Tso-drano sy Hasina Dr Rabarioelina ,hoatry ny safosafoana fotsiny le izy hoe avy @ zanahary (sarotra be ). I Jakoba nahazo tsodrano avy @ Isaka ,isaka avy t@ Abrahama, i Abrahamahama.... dia ahoana nen'i Dr Rabarioelina ? 3- Ahoana no ahalalana hoe tsy Agent an'i Frantsay indray ity Dr Rabarioelina ity , Agent ohatry ny hoe CIA, Mosad , KGB....fa an'i Frantsay. Nisy antoko izay teto hoe "otrikafo" de nilaza fa ny fiverenana @ maha Malagasy tsy mila vahiny, sns...io ihany no tena mampandroso, de ilay mpitarika an'ilay antoko tena zany ny hoe nationaliste tia tanindrazana , kay surprizy nony avieo fa manana passeport frantsay (nationalite frantsay) kay izy, nisy tsy nifanarahana t@ france tany ambadika tany dia nakeo @ Ambassade de france hoe rovitiko eto ny passport frantsay-ko, gaga ny olona fa kay izy ity gasy vaza frantsay. kay izy ity ni-identifier hoe iza no gasy tena tia tanindrazana tsy manaiky baikon'i frantsay, dia io antoko otrikafo io no anisan'i fomba nampiasaina hi identifiena ny gasy nationaliste. Aminio mbola manabarabara olo, tsy midka ninoninona ny passeport rovitra, mametraka demande vaovao fotsiny refa avieo. 4- Marina le hoe ny olona rehetra efa samy manana ny tokony ataony, misy ny natao hitondra misy natao hoentina, sns... (ny respect avy @ tsirairay no mila apetraka sy fampianarana ary fandresen=dahatra) 5- Ary tena marina be le hoe aleo ny tena mahay no hitondra fa tsy ny mahay (nuance).nanome anarana izy teo 6- Ary marina koa le hoe tena mila raiamandreny ny firenena ary ireo taranaka mpanjaka avy @ lafivalon'i nosy no tokony ho izy. fa @ zao 2022 zao tena hoe bordel, arriviste, mafia karana, gasy amateur total no mpitondra isa-tsokajiny. farany ,mazava be le resaka Barea, manantena sy mino fa indray andro any tena hoatra iny fahombiazana Barea t@ 2019 iny resaka ara-toekarena sy politika sy sosiali'i Madagasikara.
Marina izany. Manaraka izany dia indro misy Hafatra ho an' ireo mpitondra politika mitady hanapotika ny Tanimbarin' Ambohitrimanjaka. Hoy Rasoa Zanadraondriana : TSIA, TSY AFINDRA AMBOHITRIMANJAKA: Tsy hay ny tsy hanoratra raha ny momba ny zaratanin’i Marovatana no resahina, indrindra moa fa hanaovana antsojay tahak’izao ! faritra iray lehibe ao anatin’Imerina 6 toko i Marovatana ary manana ny tantarany sy ny hasiny nefa ankehitriny dia anaovan’ny mpitondra fanjakana izay tsy mahalala ninoninona momba ny tantara akory hevitra haningorana ny mponina eny ka hoe alefa hifindra monina any an-tsakalava, tany izay nitoeran’ny fahakivin’Imerina. Raha ny tantara no averina zahavina dia zaratany nonena’Rafoloarivo renin’Andriamanjakatokana i Ambohitrimanjakatokana na afohezina hoe Ambohitrimanjaka. Ary eny an-tampony no iafena’Andriamanjakatokana rahalahin-drain’Andriamasinavalona mpanjaka lehibe amin’ny tany Imerina 4 toko fahizay. Mitondra ny sata Andriamasinavalona ny terak’Andriamanjakatokana ka feno azy ireo ny lafiny atsimo andrefana amin’iny lemak’Ambohitrimanjaka iny raha tsy hiteny afa tsy ny lemak’Anosivato sy Tanjonandriana isika. Monina eny ny naterakin’ny miandalan’Mangabe ary eny no miafina ireo andriana rehetra manana ny tantarany miafina ary nanaja ny fananginany efa ho taonjato dimy (05) be izao. Miparitaka eny @ lemaka rehetra eny ny tarana-dRaondriana (Anosivato) ary etsy Mangabe no miafitra ireo izay maloakin’ny kibon’Anosivato tsy vaky volo. Sa ve mila averina aminareo fa mifanigo-paka koa Anosivato sy Ambohitrimanjaka ary Andringitra avaratra ? fa tsy zanak’Andrianjaka angaha moa aizy ireo ? O ry leirona a ! na Andriantsimitoviaminandriandehibe iankohofan’Imerina aza tsy namindra ny rahalahiny hoany an-tsakalava na dia niady tahakin’inona aza izy mirahalahy ireo, koa indro ianareo ankehitriny sady tsy taovany no tsy volovolony no mianakendry mamindra taranak’olona efa nitoetra teo efa ho 500 taona teo Ambohitrimanjaka hoany an-tsakalava handao ny tanindrazany ka hifindra-monina nohon’ny hetahetam-pahefana tsy maintsy ho tanterahinareo ? Fa hadinonareo angaha fa « lieu de désolation » n’i Marovatana izany alefa hipetraka any an-tsisitany atsimo andrefana izany ? ary raha mba ny taranaka avy any aminareo no anaovana antsojay sahala amin’izany moa zakanareo ve ? hita loatra fa tsy ampy fandinihana ianareo ka sahinareo ny manome vahiny ny tanindrazan’olona ka ireo zaza navela no asaina hiantoka ny hetahetam-pahefanareo. Tandremo lahy fa mananjina ny tanindrazana ary masina ny tany ilevenan’ny taranak’Andriamasinavalona fa mpandimby hasina izy ireo. Hita be fa « acculturé » ianareo, tsy mahalala hasina, tsy mahalala tantara koa amaivaninareo ilay « concept » hoe « tanindrazana » ary hamaivaninareo ny fifikirana amin’ny tanindrazana. Fa mafy lavitra nohon’ny fahefana anananareo nefa ny herin’ny fitiava-tanindrazana ananan’ireo olona voahilikareo ireo koa aza tsiny raha toa ka iangonan’ny tsiny sy ny tody ao aoriana kely. Mba hitanareo moa izany toerana resahinareo andefasana ireo havanay ireo ? moa mba efa tany ianareo ? ary raha ianareo sy ny fianakavianareo no alefa any mba manao akory ? aoka hifanaja hatrany isika fa iray tanindrazana fa raha ny olona avy any no terenareo hifindra hanamasaka tany ety afovoan-tany dia mety ho mafimafy kokoa noho izao no valin-kafatra ho azonareo.
Mandraisa anjara @ fanamboarana ny rova, mba takio ny vola narotsaky ny vahoaka nangonina t@ nahamay ny rova (marina fa efa lasan-korazana ny nanao izany fa misy mpandova )
Amiko manokana ianareo mihintsy no fanetribeny firenena misoratena toa voatango nefa angady tsy mahatapaka ahitra,aiza ianareo aminy satroboninahitra very ireny!!!tsy ahitanteny!!!moana nga sa pahana,inona no nataonareo hatramizao!!!!!azo tsinotsiniavina tahakizany ve ny fananan'Andriana,sady fananampirenena satroboninahitra????misoratena izao nareo nefa toa fisehosehoana fotsiny zany fa na ny ravitsalaka anareo aza tsy voafatotra tsara.tereka teto imerina izahay tsy de be diploma tsy andtofana nefa mba mahalala ny seza fipetrahany mpanjaka tao @ fiangonana Ambavahadimitafo ihany na ny tantara teny androva fahiny.ny tiko ahatongavana dia sarotiny izay mitranga aminy misy azy ny Andriana ,ny itanay dia ny mifanohitra amizany.mankasitraka aminy fandaharana lavage cerveau
Tohano hevitra ny mpitondra e ny mpamatsy vola(int) no mibaiko azy misy Koa ny fanerena ankolaka ataon'ireo.itanao manodidina an'i Mda Toby frantsay daholo ataovy izay ihalan' ireo ao@ (illes é parses.) i
: FANAMBARANA: Prince Dr. NDRIANA RABARIOELINA, LEHIBEN' NY FIOMBONAMBEN' NY AMPANJAKA ETO MADAGASIKARA : "...MANOME BAIKO NY MPITONDRA FRANTSAY HAMERINA TSY MISY HATAK'ANDRO ARY TSY MISY FEPETRA IREO NOSY MALAGASY HATRY NY ELA BE (NOSY SAMBATRA NA GLORIEUSES, NOSY KELY NA JUAN DE NOVA, NOSY BEDIMAKY NA BASSAS DE INDIA, NOSY AMPELA NA EUROPA, ...) HO AN' I MADAGASIKARA SY NY TOMPONTANY MALAGASY... TSY MILA FIARAHA-MITANTANA AMIN' NY ANY IVELANY. ...TANY MASINA I MADAGASIKARA... ! ". Dinika Nosy Malagasy, CCI Ivato, Antananarivo, 09 Desambra 2019. ( cf. Fehin-kevitra N°34/91 nataon' ny Firenena Mikambana (ONU) tamin' ny 12 Desambra 1979).
INTERVIEW nataon' ny PRINCE Dr. NDRIANA RABARIOELINA, LEHIBEN' NY FIOMBONAMBEN' NY AMPANJAKA ETO MADAGASIKARA, tao amin' ny TELEVISION I-BC, tamin' ny ALAKAMISY 03 OKTOBRA 2019: "...MILA HAJAINA NY SOATOAVINA MALAGASY, MILA HAJAINA NY VAKOKA MALAGASY, TANDROVINA NY TOERANA MASINA, ARY MIVERINA AMIN' NY TOMPONY NY TANY SY NY FANJAKANA, IZAY VAO HANDROSO INDRAY I MADAGASIKARA...".
TARANAKA MPANJAKA, NY PRINCE DR. NDRIANA RABARIOELINA, AVY AMIN' NY LAHIMATOAN' IMERINA, SY AVY AMIN' NY MPANJAKA ANDRIANJAKA, IZAY NAMORONA NY VOHITRA ANTANANARIVO, VOHITRA MASINA, ARY TSY MENATRA NY MIJORO AMIN' IZANY !
Ny olona ve sa ny rafitra no mitondra fandrosoana? Sa izy roa miaraka? Ny andriana ve no nampandroso an'Antananarivo, ary ny taranany ihany no afaka manao izany vao ho afaka miala @ izao fijaliana izao ny Malagasy? Tsy misy maharatsy ny soa toavina Malagasy, saingy mamaly ny olana rehetra eto @ firenena ve izy ireo? Samia mandinika sy mieritreritra.
Vahiny ve ny malagasy manana nationalité vahiny??? Raha ny hevitro ka tiana tena ho malagasy ny mitondra dia tokony tsy azo ekena ho olomboafidy (filoha,deputé,maire sns...)na ho mpitantana fanjakana (praiminisitra,minisitra,DG sns....) izay olona manana nationalité vahiny satria mety ny tombotsoan'ny vahiny ananany nationalité no arovany...
De tena te hamarotra saka beloha @ Malagasy mihitsy ty rangah ty ka. Vao manomboka miteny fotsiny izy de lainga vary raraka ny avoakan’ny vavany. Ampanjaka avy @ faritra aiza avy ary no niaraka t@ (1) Andriantompokoindrindra, na (2) Ralambo, na (3) i Andrianampoinimerina tao @zany fiombonamben’ny ampanjaka nisy teneninao izany? Aiza ao @ tantaran’Andriana no milaza fa nisy ny fiombonamben’ny ampanjaka teto Madagasikara t@ taona 1500 na efa talohan’izany? Mirediredy fotsiny tsss
Hay ve ka resaka fitadiavana marché @ fanamboarana ny rova no tena ambadik'ilay izy e. Fa na de izany ara de tsy tokony hiteniteny foana hoe manota fady raha vazaha no hanamboatra ny rova, satria dia i James Cameron (Ecossais) mihitsy no nanamboatra an'io rova io ho tranovato t@ voalohany fa tsy ny andriana izay ahindrahindranao akory.
Tena lehilahy mirediredy: 1)-Dr en théologie ihanao ka tokony tsy handainga sy hisoloky firazanana. 2)-Laharana faha 4 ihanao avy @ lafin-drainao ary faha 6 na faha 7 avy ao @ lafin-dreninao: (Miisa 7 ny filaharan'ny karazan'Andriana ao Imerina) "Ny Zazavavy no loharanon'Andriana ". Fantatrao ny tiako ho lazaina. 3)-Raha tena "Printsy"ihanao, ento any @ "T-M" ny tetiaranao dia ho hitantsika eo raha toa ka ho voaray ao ihanao sy ho lasa Lehiben'zareo. Ny olona tsy mahalala anao sy ny tena "Fihavianao"mantsy no azonao hisolokina fa ilay Généalogiste raitra dia raitra, havo lenta'n'T-M dia tsy afaka hitantaranao ity atsanga tsy aman'orana rehetra sy ity famahanan-dalitra isan-karazany ataonao ity. 4)-Raha mpisoloky firazanana 'mythomane' no hitetika ny hanjaka ao Madagasikara, dia voamaika hilentika ny firenena. Aleo @ zao ihany . 5)- Manana traikefa ihanao @ tantara fa ny anao aloha no ahitsio. Hisaorana anao mialoha izany.
Ny MPANJAKA RALAMBO TAO AMBOHIDRABIBY HASIN'IMERINA DIA NAMETRAKA NY MPANJAKA-MPISORONA ANDRIANTOMPOKOINDRINDRA LAHIMATOAN' IMERINA, TOMPON' NY TRANOMANARA, TRANOMASINA, ARY TRANO FOHILOHA, HO LAHARANA VOALOHANY, ARY NY ZANADRALAMBO AMIN' ANDRIANJAKA ZANDRINY HO LAHARANA FAHAROA AMIN' NY FIFANDIMBIASAM-PANJAKANA, IZAY TSY MAINTSY ANDRIANDAHY, ANDRIAN-DRAY ANDRIAN-DRENY, AO AVARADRANO ZOKIN' IMERINA. AVY AMIN' IREO NO NIPOIRAN' NY PRINCE DR. NDRIANA RABARIOELINA, IZAY EFA NAHAZO TSO-DRANO TAMIN' I ZANAHARY, MPAMORONA NY LANITRA SY NY TANY. ARY ARAKA NY LAMINA NAPETRAKY NY MPANJAKA RALAMBO DIA VOAOZONA IZAY MANOVA IZANY LAMINA IZANY. ARY MIVERINA AMIN' NY TOMPONY NY TANY SY NY FANJAKANA, IZAY VAO HANDROSO INDRAY I MADAGASIKARA !
@@gondwanalaurasia679 Ihanao ihany ve io mamaly io, miafina ambadika pseudo hafa? Ny tantara tsy azo tefitefana fahatany. Tena nidina an-tany zany ny Zanahary nitsodrano anao? Hafa ndray zany. Ahoana ary izany ny momban'ny "Telo" eo amboninao? Mba ento any am "T-M" hoe ny tetiaranao raha SAHY ihanao. Tsy laitranao any satria ao no tena IZY ary fantarao tsara zany. Manao" fitsipaky ny miala aina" ihanao. Mahalalà menatra.
Mirotsaha rehefa misy fifidianana dia izay ihany e.. Firy tao-maty may io rova tsy hita izay vitanareo (misora-tena ho andriana sy ampanjaka).. Tsy misy mandrara ny maha inona na inona anareo fa efa taona 2000 izao isika ka,
MAZAVA NY RESAKA NATAON' NY PRINCE DR. NDRIANA RABARIOELINA, LEHIBEN' NY FIOMBONAMBEN' NY AMPANJAKA ETO MADAGASIKARA , FA BE LOATRA NY OTA FADY SY NY FANODIKODINAM-BOLA TAMIN' NY RESAKA FANARENANA NY ROVAN' ANTANANARIVO NANOMBOKA TAMIN' NY TAONA 1995. KOA NY FEPETRA NAPETRAK'IZY IREO DIA IZY IREO IZAY MAHITA NY VOLA, NO MITANTANA NY VOLA, ARY MANAO NY FANARENANA NY ROVA ANTANANARIVO, FA TSY IREO IZAY MPANOTA FADY REHETRA IZAO !
Fanitsiana kely: tsy ny malagasy 25 tapitrisa no mpifidy fa ny 18 taona miakatra = 10 tapitrisa eo ho eo diso izany ny 10% laizaina eto fa tokony ho 25% raha ny antotanisy nolazaina teo
10% ihany amin' ny 25 Tapitrisa Malagasy no miaraka amin' ny Fitondrana IRD-MAPAR. Fa ny 90% isan-jaton'ny Vahoaka Malagasy dia tsy mankasitraka azy ireo.
Tena mirediredy mihitsy ity pasitera sandoka ity ka. Pasitera kristiana ve ianao de mbola mieritreritra fa misy ny atao hoe taranak'olona misy hasina natao hitondra firenena, sy ny taranak'olona tsy manan-kasina tsy tokony hitondra firenena? Soa ihany fa pasitera tsy mitandrina fiangonana enao, fa raha tsy izany de saika ho nampiana-dratsy ny fiaraha-monina mihitsy
Mazava ny ao anaty Baiboly fa misy ny karaza'olona natao hitondra. Na Jesosy aza dia navoakan'Andriamanitra avy tamin'ny taranak'i Davida mpanjaka sy Solomona mpanjaka. (Vakio matio toko voalohany)( Maria sy Josefa dia nipoitra avy amin'ireo mpanjaka ireo).
On est en 2019 ramosé ah !!! Ajanony eo atokonambaravaranao ny maha taranak'andrina anao, efa repoblika🇲🇬, manana ny FILOHAM.PIRENENY, Raha nitaha ka lazaina fa manana ny hasiny ireo panjaka taloha de nahavita nanolana ny tendan'ireo rehetra nandrendrika an' i 🇲🇬, Olombelona toy ny rehetra ihany ireny, fandemetsaina ny olona ny ankotrizay!!!!!! Aza be resaka !!!!!!
azafady tompoko o ianao milaza io fa ts tokon is taranakandriana izan d ny fanjanahatany frantsay nentini gallieni no nandrava azi ny dikanizani ianao zai milaza fa ajanoni maa taranakandriana anao d anisanilai malagasy mitovy sy sakaizan lafrantsa
Misaotra anao Mpanolotra ity Fandaharana faha tena hilaina tokoa ny Tantara an'ity Madagascar mamin-tsika ity.
mifangaro be ny reska eto: misy marina, fa misy ihany koa d noraisina antendrony fotsiny! ny famairitany ny atao hoe mahay na tena mahay d tsy itovizako hevitra aminao, tsy ny hoe be diplaoma akory no atao hoe mahay amiko fa izay afaka maneho ny "hasiny" na toy inona na toy inona toe-javatra na toe-draharaha misy azy. Raha misy mahay eto d nahoana àry no toy izao isika, ny bado no mitondra eto, izany hoe izy no mahay fa ny mahay ( be dipaloma sy titre) ndray no bado!
TSY NISY TENA ANDRIANA NY MPITONDRA TETO MADAGASIKARA NANOMBOKA 1958, NOHO IZANY TSY NISY MILOLOHA HASINA AMIN' NY FITONDRANA FANJAKANA. ARY TSY NISY TOP NIVEAU MONDIAL SATRIA TSY MANANA DIPLOMA AVY ANY HARVARD, OXFORD, CAMBRIDGE, SCIENCES PO. (IEP Paris), ENA Paris, POLYTECHNIQUE France, WESTPOINT ACADEMY USA.
@@gondwanalaurasia679 Ndana mamono tena rehefa tsy faly, fa tsy hisy mihitsy izany andriana hiverina hitondra an'i Madagasikara izany e. Raha taranak'andriana ka manam-pahaizana, de mety ho azo eretreretina ihany ny hahalasa filoha azy. Fa tsy ny maha-andriana azy kosa no hifidianan'ny vahoaka azy @zay fotoana izay, fa ny mahagasy manam-pahaizana azy.
Tena marina ny voalazanao rehetra, raha izaho manokana aloha dia mahita hoe feno fahendrena ny teninao...Misy mihintsy ny olona natokana hitondra...ary efa nisy teto Madagascar izany t@ faham-panjaka...Ireny taranak'ireny olona ireny izay mbola tsy mifangaro no tokony apetraka eo satria ny Fitiavan-Tanindrazana dia ao anaty RA. Mankasitraka anao, mijoro hatramin'ny farany...
A a, Diso, raha mitahiry ao @ Banque Centrale fotsiny ny volamena tsisy fiatraikany @ sandan'ny ariary. Tsy maha mpanjaka-n'ny sasany anao iny lafiny iny.
MITADY SEZA NDRAY TONY MISORAN-TENA HO MPANJAKA TONY.MIANDRASA 2023.
MAZAVA NY ZAVATRA NOLAZAIN' NY PRINCE DR. NDRIANA RABARIOELINA, AVY AMIN' NY LAHIMATOAN' IMERINA, FA TARANAKY NY MPANJAKA IZY ARY MITARIKA NY FIOMBONAMBEN' NY AMPANJAKA ETO MADAGASIKARA, IZAY EFA NISY TALOHAN' NY FANJANAHANTANY KA NAVERINA INDRAY NANOMBOKA NY TAONA 1995, EFA NIHAONA TAMIN' NY MPANJAKA MI-ISA ZATO MAHERY SY FILOHAN' NY REPOBLIKA DIMY VAHINY (AFRIKA, EUROPE, AASIA, AMERIKA, MOYEN-ORIENT) TANY AMIN' NY FIRENENA MARO IVELAN' I MADAGASIKARA, FA TSY MISY RESAKA 2023 MIHITSY NA DIA KELY ETO !
@@gondwanalaurasia679 Tsy latsaky ny mpanjaka zato sy filoham-pirenena dimy hono hozizy no efa nihaona taminy. Mba azony aseho eto ve ohatra ny sary mirakitra an’izany? Olona tia voninahitra sy dedadedaka be hoatr’azy zao ve de tsy ho nanely an’izany sariny miaraka @ ampanjaka sy filoham-pirenena vahiny zany teto @ social media (UA-cam, Facebook, sns)? Efa strategie-n'io rangah io hatr@zay mihitsy io mamono vorona @ lainga io e
Omeo strapontin ity andriana be ity fa be takolaka.Dia asaivo manao salaka !
tsia kosa e , raha izay haverina amin'ny taranaka am-panjaka izany e! efa miova anie ny taona e!!! raha hoe : omena fitenenana ny taranaka am-panjaka tsy maninona fa hoe ,,,,,,,,,,,,,,, tsia de tsia tompoko ,, satria efa mahay vola ny sasany ,,, izaho dia taranany nefa tsy manaiky izany ,,, TSIA de TSIA ,,,
tsia topoko o taranakandriana izahai aza malaelo amn maaa andriana ni olona raha ts andrina razanao
@@joharyrakoto2061 vakio tsara ny nosoratako ! Andriana ny Betsileo raha ny tenako
fa ny fitondrana haverina amin'ny fitondran'andriana no tsy ekeko
iza mbola mijery anity @ zao 2022:
1- Le resaka Jiosy mbola tena sarotra inoana, mila fotoana sy fanampim-panazavana ( tsy dia noresahana firy koa mo teto, tsy resaka le fanazavana fa doccuments, olona mahay tantara...)
2 Ny resaka hoe taranak'i Ralambo ,mila soritana amin'i antsipiriany ihany koa, satria nony avy nitondra i Radama dia tsy avy @ taranany intsony no lasa mpanjaka fa ny vadiny dia tsy hay intsony hoe iza no zanak'i Radama, dia vieo iza de avieo tonga taty @ anarana hoe Rabarioelina ve ?, hoatry ny tonga dia misoty be le izy, betsaka manko no misoloky ka eo le olana, misy milaza fa misoloky Dr Rabarioelina. mila fanazavana maro koa le hoe ahoana no ilazana fa nahazo ny Tso-drano sy Hasina Dr Rabarioelina ,hoatry ny safosafoana fotsiny le izy hoe avy @ zanahary (sarotra be ). I Jakoba nahazo tsodrano avy @ Isaka ,isaka avy t@ Abrahama, i Abrahamahama.... dia ahoana nen'i Dr Rabarioelina ?
3- Ahoana no ahalalana hoe tsy Agent an'i Frantsay indray ity Dr Rabarioelina ity , Agent ohatry ny hoe CIA, Mosad , KGB....fa an'i Frantsay. Nisy antoko izay teto hoe "otrikafo" de nilaza fa ny fiverenana @ maha Malagasy tsy mila vahiny, sns...io ihany no tena mampandroso, de ilay mpitarika an'ilay antoko tena zany ny hoe nationaliste tia tanindrazana , kay surprizy nony avieo fa manana passeport frantsay (nationalite frantsay) kay izy, nisy tsy nifanarahana t@ france tany ambadika tany dia nakeo @ Ambassade de france hoe rovitiko eto ny passport frantsay-ko, gaga ny olona fa kay izy ity gasy vaza frantsay. kay izy ity ni-identifier hoe iza no gasy tena tia tanindrazana tsy manaiky baikon'i frantsay, dia io antoko otrikafo io no anisan'i fomba nampiasaina hi identifiena ny gasy nationaliste. Aminio mbola manabarabara olo, tsy midka ninoninona ny passeport rovitra, mametraka demande vaovao fotsiny refa avieo.
4- Marina le hoe ny olona rehetra efa samy manana ny tokony ataony, misy ny natao hitondra misy natao hoentina, sns... (ny respect avy @ tsirairay no mila apetraka sy fampianarana ary fandresen=dahatra)
5- Ary tena marina be le hoe aleo ny tena mahay no hitondra fa tsy ny mahay (nuance).nanome anarana izy teo
6- Ary marina koa le hoe tena mila raiamandreny ny firenena ary ireo taranaka mpanjaka avy @ lafivalon'i nosy no tokony ho izy. fa @ zao 2022 zao tena hoe bordel, arriviste, mafia karana, gasy amateur total no mpitondra isa-tsokajiny.
farany ,mazava be le resaka Barea, manantena sy mino fa indray andro any tena hoatra iny fahombiazana Barea t@ 2019 iny resaka ara-toekarena sy politika sy sosiali'i Madagasikara.
Ny fikambanan'"ny Ampanjaka izany no tokony hisolo ny antenimieran-doholona (sénat)
Marina izany. Manaraka izany dia indro misy Hafatra ho an' ireo mpitondra politika mitady hanapotika ny Tanimbarin' Ambohitrimanjaka. Hoy Rasoa Zanadraondriana : TSIA, TSY AFINDRA AMBOHITRIMANJAKA:
Tsy hay ny tsy hanoratra raha ny momba ny zaratanin’i Marovatana no resahina, indrindra moa fa hanaovana antsojay tahak’izao ! faritra iray lehibe ao anatin’Imerina 6 toko i Marovatana ary manana ny tantarany sy ny hasiny nefa ankehitriny dia anaovan’ny mpitondra fanjakana izay tsy mahalala ninoninona momba ny tantara akory hevitra haningorana ny mponina eny ka hoe alefa hifindra monina any an-tsakalava, tany izay nitoeran’ny fahakivin’Imerina.
Raha ny tantara no averina zahavina dia zaratany nonena’Rafoloarivo renin’Andriamanjakatokana i Ambohitrimanjakatokana na afohezina hoe Ambohitrimanjaka. Ary eny an-tampony no iafena’Andriamanjakatokana rahalahin-drain’Andriamasinavalona mpanjaka lehibe amin’ny tany Imerina 4 toko fahizay. Mitondra ny sata Andriamasinavalona ny terak’Andriamanjakatokana ka feno azy ireo ny lafiny atsimo andrefana amin’iny lemak’Ambohitrimanjaka iny raha tsy hiteny afa tsy ny lemak’Anosivato sy Tanjonandriana isika. Monina eny ny naterakin’ny miandalan’Mangabe ary eny no miafina ireo andriana rehetra manana ny tantarany miafina ary nanaja ny fananginany efa ho taonjato dimy (05) be izao. Miparitaka eny @ lemaka rehetra eny ny tarana-dRaondriana (Anosivato) ary etsy Mangabe no miafitra ireo izay maloakin’ny kibon’Anosivato tsy vaky volo. Sa ve mila averina aminareo fa mifanigo-paka koa Anosivato sy Ambohitrimanjaka ary Andringitra avaratra ? fa tsy zanak’Andrianjaka angaha moa aizy ireo ?
O ry leirona a ! na Andriantsimitoviaminandriandehibe iankohofan’Imerina aza tsy namindra ny rahalahiny hoany an-tsakalava na dia niady tahakin’inona aza izy mirahalahy ireo, koa indro ianareo ankehitriny sady tsy taovany no tsy volovolony no mianakendry mamindra taranak’olona efa nitoetra teo efa ho 500 taona teo Ambohitrimanjaka hoany an-tsakalava handao ny tanindrazany ka hifindra-monina nohon’ny hetahetam-pahefana tsy maintsy ho tanterahinareo ? Fa hadinonareo angaha fa « lieu de désolation » n’i Marovatana izany alefa hipetraka any an-tsisitany atsimo andrefana izany ? ary raha mba ny taranaka avy any aminareo no anaovana antsojay sahala amin’izany moa zakanareo ve ? hita loatra fa tsy ampy fandinihana ianareo ka sahinareo ny manome vahiny ny tanindrazan’olona ka ireo zaza navela no asaina hiantoka ny hetahetam-pahefanareo. Tandremo lahy fa mananjina ny tanindrazana ary masina ny tany ilevenan’ny taranak’Andriamasinavalona fa mpandimby hasina izy ireo. Hita be fa « acculturé » ianareo, tsy mahalala hasina, tsy mahalala tantara koa amaivaninareo ilay « concept » hoe « tanindrazana » ary hamaivaninareo ny fifikirana amin’ny tanindrazana. Fa mafy lavitra nohon’ny fahefana anananareo nefa ny herin’ny fitiava-tanindrazana ananan’ireo olona voahilikareo ireo koa aza tsiny raha toa ka iangonan’ny tsiny sy ny tody ao aoriana kely.
Mba hitanareo moa izany toerana resahinareo andefasana ireo havanay ireo ? moa mba efa tany ianareo ? ary raha ianareo sy ny fianakavianareo no alefa any mba manao akory ? aoka hifanaja hatrany isika fa iray tanindrazana fa raha ny olona avy any no terenareo hifindra hanamasaka tany ety afovoan-tany dia mety ho mafimafy kokoa noho izao no valin-kafatra ho azonareo.
Mba taranaka mpanjaka iza aloha ianao io Rabariolina ?
Taranaka babakoto 🐒🦍👹
Ny mpanjaka Ralambo sy ny zanany Mpanjaka Andriantompokoindrindra😀
Tsara ny hevitrao fa mbola sarotra tareraana
Ekeko ny teninao hoe : ny Malagasy no tokony hitantana ny toekaren' Mkara fa tsy ny vahiny.
Ary vita izany raha Tena Tia tanindrazana ny mpitondra
Reto ve zany no tompon'ny madagasikara ve?
tiako eee
Mandraisa anjara @ fanamboarana ny rova, mba takio ny vola narotsaky ny vahoaka nangonina t@ nahamay ny rova (marina fa efa lasan-korazana ny nanao izany fa misy mpandova )
Amiko manokana ianareo mihintsy no fanetribeny firenena misoratena toa voatango nefa angady tsy mahatapaka ahitra,aiza ianareo aminy satroboninahitra very ireny!!!tsy ahitanteny!!!moana nga sa pahana,inona no nataonareo hatramizao!!!!!azo tsinotsiniavina tahakizany ve ny fananan'Andriana,sady fananampirenena satroboninahitra????misoratena izao nareo nefa toa fisehosehoana fotsiny zany fa na ny ravitsalaka anareo aza tsy voafatotra tsara.tereka teto imerina izahay tsy de be diploma tsy andtofana nefa mba mahalala ny seza fipetrahany mpanjaka tao @ fiangonana Ambavahadimitafo ihany na ny tantara teny androva fahiny.ny tiko ahatongavana dia sarotiny izay mitranga aminy misy azy ny Andriana ,ny itanay dia ny mifanohitra amizany.mankasitraka aminy fandaharana lavage cerveau
Tohano hevitra ny mpitondra e ny mpamatsy vola(int) no mibaiko azy misy Koa ny fanerena ankolaka ataon'ireo.itanao manodidina an'i Mda Toby frantsay daholo ataovy izay ihalan' ireo ao@ (illes é parses.) i
: FANAMBARANA: Prince Dr. NDRIANA RABARIOELINA, LEHIBEN' NY FIOMBONAMBEN' NY AMPANJAKA ETO MADAGASIKARA : "...MANOME BAIKO NY MPITONDRA FRANTSAY HAMERINA TSY MISY HATAK'ANDRO ARY TSY MISY FEPETRA IREO NOSY MALAGASY HATRY NY ELA BE (NOSY SAMBATRA NA GLORIEUSES, NOSY KELY NA JUAN DE NOVA, NOSY BEDIMAKY NA BASSAS DE INDIA, NOSY AMPELA NA EUROPA, ...) HO AN' I MADAGASIKARA SY NY TOMPONTANY MALAGASY...
TSY MILA FIARAHA-MITANTANA AMIN' NY ANY IVELANY. ...TANY MASINA I MADAGASIKARA... ! ".
Dinika Nosy Malagasy,
CCI Ivato, Antananarivo, 09 Desambra 2019.
( cf. Fehin-kevitra N°34/91 nataon' ny Firenena Mikambana (ONU) tamin' ny 12 Desambra 1979).
INTERVIEW nataon' ny PRINCE Dr. NDRIANA RABARIOELINA, LEHIBEN' NY FIOMBONAMBEN' NY AMPANJAKA ETO MADAGASIKARA, tao amin' ny TELEVISION I-BC, tamin' ny ALAKAMISY 03 OKTOBRA 2019: "...MILA HAJAINA NY SOATOAVINA MALAGASY, MILA HAJAINA NY VAKOKA MALAGASY, TANDROVINA NY TOERANA MASINA, ARY MIVERINA AMIN' NY TOMPONY NY TANY SY NY FANJAKANA, IZAY VAO HANDROSO INDRAY I MADAGASIKARA...".
Mitady seza ndray tony misoran-tena ho mpanjaka tony
MITADY SEZA KOA TONY MISORAN-TENA HO MPANJAKA TONY.MIANDRASA 2023.
TARANAKA MPANJAKA, NY PRINCE DR. NDRIANA RABARIOELINA, AVY AMIN' NY LAHIMATOAN' IMERINA, SY AVY AMIN' NY MPANJAKA ANDRIANJAKA, IZAY NAMORONA NY VOHITRA ANTANANARIVO, VOHITRA MASINA, ARY TSY MENATRA NY MIJORO AMIN' IZANY !
@@gondwanalaurasia679 De iza zany no mbola andevo sy mpanomponareo amin'izao? krkrkrkr
Ny olona ve sa ny rafitra no mitondra fandrosoana? Sa izy roa miaraka? Ny andriana ve no nampandroso an'Antananarivo, ary ny taranany ihany no afaka manao izany vao ho afaka miala @ izao fijaliana izao ny Malagasy? Tsy misy maharatsy ny soa toavina Malagasy, saingy mamaly ny olana rehetra eto @ firenena ve izy ireo? Samia mandinika sy mieritreritra.
Vahiny ve ny malagasy manana nationalité vahiny??? Raha ny hevitro ka tiana tena ho malagasy ny mitondra dia tokony tsy azo ekena ho olomboafidy (filoha,deputé,maire sns...)na ho mpitantana fanjakana (praiminisitra,minisitra,DG sns....) izay olona manana nationalité vahiny satria mety ny tombotsoan'ny vahiny ananany nationalité no arovany...
De tena te hamarotra saka beloha @ Malagasy mihitsy ty rangah ty ka. Vao manomboka miteny fotsiny izy de lainga vary raraka ny avoakan’ny vavany. Ampanjaka avy @ faritra aiza avy ary no niaraka t@ (1) Andriantompokoindrindra, na (2) Ralambo, na (3) i Andrianampoinimerina tao @zany fiombonamben’ny ampanjaka nisy teneninao izany? Aiza ao @ tantaran’Andriana no milaza fa nisy ny fiombonamben’ny ampanjaka teto Madagasikara t@ taona 1500 na efa talohan’izany? Mirediredy fotsiny tsss
Bandy MIREDIREDY io: Prince TAIZA ? Asaivo avoakany ny tetiarany tena izy raha mahasahy, hijerena an'izany.
Hay ve ka resaka fitadiavana marché @ fanamboarana ny rova no tena ambadik'ilay izy e. Fa na de izany ara de tsy tokony hiteniteny foana hoe manota fady raha vazaha no hanamboatra ny rova, satria dia i James Cameron (Ecossais) mihitsy no nanamboatra an'io rova io ho tranovato t@ voalohany fa tsy ny andriana izay ahindrahindranao akory.
Nantsoin'ny mpanjaka io vahiny io mba hanamboatra, izany hoe nahazo baiko
fa tsy nanolo tena. Tsy mitovy izany .
Tena lehilahy mirediredy:
1)-Dr en théologie ihanao ka tokony tsy handainga sy hisoloky firazanana.
2)-Laharana faha 4 ihanao avy @ lafin-drainao ary faha 6 na faha 7 avy ao @ lafin-dreninao:
(Miisa 7 ny filaharan'ny karazan'Andriana ao Imerina)
"Ny Zazavavy no loharanon'Andriana ". Fantatrao ny tiako ho lazaina.
3)-Raha tena "Printsy"ihanao, ento any @ "T-M" ny tetiaranao dia ho hitantsika eo raha toa ka ho voaray ao ihanao sy ho lasa Lehiben'zareo.
Ny olona tsy mahalala anao sy ny tena "Fihavianao"mantsy no azonao hisolokina fa ilay Généalogiste raitra dia raitra, havo lenta'n'T-M dia tsy afaka hitantaranao ity atsanga tsy aman'orana rehetra sy ity famahanan-dalitra isan-karazany ataonao ity.
4)-Raha mpisoloky firazanana 'mythomane' no hitetika ny hanjaka ao Madagasikara,
dia voamaika hilentika ny firenena. Aleo @ zao ihany .
5)- Manana traikefa ihanao @ tantara fa ny anao aloha no ahitsio. Hisaorana anao mialoha izany.
Ny MPANJAKA RALAMBO TAO AMBOHIDRABIBY HASIN'IMERINA DIA NAMETRAKA NY MPANJAKA-MPISORONA ANDRIANTOMPOKOINDRINDRA LAHIMATOAN' IMERINA, TOMPON' NY TRANOMANARA, TRANOMASINA, ARY TRANO FOHILOHA, HO LAHARANA VOALOHANY, ARY NY ZANADRALAMBO AMIN' ANDRIANJAKA ZANDRINY HO LAHARANA FAHAROA AMIN' NY FIFANDIMBIASAM-PANJAKANA, IZAY TSY MAINTSY ANDRIANDAHY, ANDRIAN-DRAY ANDRIAN-DRENY, AO AVARADRANO ZOKIN' IMERINA. AVY AMIN' IREO NO NIPOIRAN' NY PRINCE DR. NDRIANA RABARIOELINA, IZAY EFA NAHAZO TSO-DRANO TAMIN' I ZANAHARY, MPAMORONA NY LANITRA SY NY TANY. ARY ARAKA NY LAMINA NAPETRAKY NY MPANJAKA RALAMBO DIA VOAOZONA IZAY MANOVA IZANY LAMINA IZANY. ARY MIVERINA AMIN' NY TOMPONY NY TANY SY NY FANJAKANA, IZAY VAO HANDROSO INDRAY I MADAGASIKARA !
@@gondwanalaurasia679 Ihanao ihany ve io mamaly io, miafina ambadika pseudo hafa?
Ny tantara tsy azo tefitefana fahatany.
Tena nidina an-tany zany ny Zanahary nitsodrano anao? Hafa ndray zany.
Ahoana ary izany ny momban'ny "Telo" eo amboninao? Mba ento any am "T-M" hoe ny tetiaranao raha SAHY ihanao. Tsy laitranao any satria ao no tena IZY ary fantarao tsara zany.
Manao" fitsipaky ny miala aina" ihanao. Mahalalà menatra.
Mirotsaha rehefa misy fifidianana dia izay ihany e.. Firy tao-maty may io rova tsy hita izay vitanareo (misora-tena ho andriana sy ampanjaka).. Tsy misy mandrara ny maha inona na inona anareo fa efa taona 2000 izao isika ka,
AIZA ZANY 120 MILLIARDS ZANY.NANINONA TSY NATAO NY ROVA H@ZAY.AZA MAMPITAHOTRA REHEFA TSY NAHAVITA BE RESAKA FOTSINY.
MAZAVA NY RESAKA NATAON' NY PRINCE DR. NDRIANA RABARIOELINA, LEHIBEN' NY FIOMBONAMBEN' NY AMPANJAKA ETO MADAGASIKARA , FA BE LOATRA NY OTA FADY SY NY FANODIKODINAM-BOLA TAMIN' NY RESAKA FANARENANA NY ROVAN' ANTANANARIVO NANOMBOKA TAMIN' NY TAONA 1995. KOA NY FEPETRA NAPETRAK'IZY IREO DIA IZY IREO IZAY MAHITA NY VOLA, NO MITANTANA NY VOLA, ARY MANAO NY FANARENANA NY ROVA ANTANANARIVO, FA TSY IREO IZAY MPANOTA FADY REHETRA IZAO !
Fanitsiana kely: tsy ny malagasy 25 tapitrisa no mpifidy fa ny 18 taona miakatra = 10 tapitrisa eo ho eo diso izany ny 10% laizaina eto fa tokony ho 25% raha ny antotanisy nolazaina teo
10% ihany amin' ny 25 Tapitrisa Malagasy no miaraka amin' ny Fitondrana IRD-MAPAR. Fa ny 90% isan-jaton'ny Vahoaka Malagasy dia tsy mankasitraka azy ireo.
na ny stat nao aza d diso
Tsy misy ilana anizany intsony @ zao andro mazava izao , olombelona de mitovy daholo , tsy misy hoe mpanjaka à gauche sy droite , foanao izany fa tsy ilaina fa OLONA MITOVY DAHOLO
Jabora vava !
Rain'ny lainga sy ny soloky io rangah io. Te hivarotra saka beloha @ vahoaka Malagasy fotsiny
Tena mirediredy mihitsy ity pasitera sandoka ity ka. Pasitera kristiana ve ianao de mbola mieritreritra fa misy ny atao hoe taranak'olona misy hasina natao hitondra firenena, sy ny taranak'olona tsy manan-kasina tsy tokony hitondra firenena? Soa ihany fa pasitera tsy mitandrina fiangonana enao, fa raha tsy izany de saika ho nampiana-dratsy ny fiaraha-monina mihitsy
Mazava ny ao anaty Baiboly fa misy ny karaza'olona natao hitondra. Na Jesosy aza dia navoakan'Andriamanitra avy tamin'ny taranak'i Davida mpanjaka sy Solomona mpanjaka. (Vakio matio toko voalohany)( Maria sy Josefa dia nipoitra avy amin'ireo mpanjaka ireo).
@@mibaliakarakoto9623 :
INONA MBA NATAONARREO RREHEFA TONGA NY MPAJANAKA (COLONS), NY BAIBOLY SY NY FAMPIANARANA DISO NOMENA NY GASY?