Antsam-piderana ho an'ny firenena - Pepe Shine feat Will Rise
Вставка
- Опубліковано 11 лют 2025
- Sabotsy 6 Marsa 2021
Andro iray nanamarika ny tantaran'i Madagasikara satria niray fo ny Malagasy, hatrany amin'ny Andriamatoa Filoham-pirenena mivady, hivavaka ho an'ny taniny. Araka ny voasoratra ao amin'ny 2 Tantara 7:14 hoe
"Raha ny oloko izay nantsoina amin'ny anarako ho avy hanetry tena ka hivavaka sy hitady ny tavako ary hiala amin'ny ratsy fanaony, dia hihaino any an-danitra Aho ka hamela ny helony ary hahasitrana ny taniny."
Fotoana hitodihan'i Madagasikara amin'i Jesosy izao ary hisandratany !
Andaho hiara-hivavaka mba hahatongavan'izany faingana !
Raha te hijery ilay fotoana complet ianao dia ato amin'ito
• Antsam-piderana ho an'...