- 40
- 2 823 554
Pepe Shine
France
Приєднався 6 лют 2021
Ma raison de vivre c'est de T'adorer Jésus
Andriamanitry ny Fahagagana - Pepe Shine (Lyrics officiel)
Jérémia : 32 - 27
Indro, Izaho no Jehovah, Andriamanitry ny nofo rehetra; moa misy zava-mahagaga izay tsy haiko va?
Pepe Shine
Andriamanitry ny Fahagagana
Indro, Izaho no Jehovah, Andriamanitry ny nofo rehetra; moa misy zava-mahagaga izay tsy haiko va?
Pepe Shine
Andriamanitry ny Fahagagana
Переглядів: 4 504
Відео
PEPE SHINE - FAHASOAVANAOA (Clip officiel)
Переглядів 53 тис.2 місяці тому
PEPE SHINE - FAHASOAVANAO A/C Pepe Shine Arr : Ish Tsara Lewis Misiciens : Jonathan , Bryan , Brain , Angelo 🎥 Jutorivo
Ianao no Andriamanitro - Pepe Shine (Clip officiel)
Переглядів 37 тис.7 місяців тому
Ianao no Andriamanitro - Pepe Shine (Clip officiel)
WEDDING Pasteur Yves Officiel & Pepe Shine - 02/12/2022
Переглядів 9 тис.Рік тому
DIEU EST FIDÈLE... WEDDING Pasteur Yves Officiel & Pepe Shine ❤️❤️
Madagasikara (version lyrics officielle) - Pepe Shine
Переглядів 14 тис.2 роки тому
Madagasikara A/C : Pepe Shine Choristes : HIM Arrangeur : Mick Ram Studio : Miou Sonor Mixage et Mastering : Miora Rabarisoa
Mahatoky loatra - Pepe Shine - Clip officiel
Переглядів 1,4 млн3 роки тому
Pepe Shine Clip officiel "MAHATOKY LOATRA" Original song By Moses BLISS MAHATOKY LOATRA Ianao no Ilay omaly anio ary mandrakizay Izay lazainao dia izay ataonao Tsy mba mandao, tsy miova Fa Mahatoky hatramin’ny farany Andriamanitra, Mitsaoka Anao (x2) Mahatoky loatra Ianao tsy handao ahy Mahatoky loatra tsy handiso fanantenana Noporofoinao izany tamin’ny fiainako Ka tsapako ankehitriny Mahatoky ...
Ilaiko ny Herinao (version officielle) - Pepe Shine
Переглядів 218 тис.3 роки тому
ILAIKO NY HERINAO (version officielle) A/C : Pepe Shine Son et mix : V.O.G Sonor (Joe Nathan Ralay) Mastering : Hadja Prime Vidéo : Claudio Emeritus Ilaiko ny herinao, Hira nomen’FANAHY MASINA ahy tao anatin’ny fotoam-bavaka iray …. Mino aho fa hamangy sy hikasika anao indray ny FANAHY MASINA❤️🔥🔥🔥 VERSE Toy ny tany karakaina, ka mila rano Mangetaheta aho, Ilay ranonoran'ny Fanahy Maniry mafy an...
Mandohalika - Pepe Shine feat Revivalistes
Переглядів 14 тис.3 роки тому
MANDOHALIKA live ... Pepe Shine feat Revivalistes I Bow My Knee , RON Kenoly (version Malagasy) Aoka ho feno ny fanatrehan'Andriamanitra foana izaho sy ianao
Mendrika - Pepe Shine feat Revivalistes
Переглядів 57 тис.3 роки тому
PEPE SHINE et REVIVALISTES Titre : MENDRIKA Worthy (Elevation Worship) Version Malagasy Fifaliana ho ahy foana ny midera, miankohoka amin'ANDRIAMANITRA, manome Voninahitra AZY amin'ny alalan'ny talenta izay nomeny ahy Hikasika antsika hatrany anie ny fanatrehany, misaotra antsika izay hanao ny partage fa mino an'ny FANAHY MASINA aho izay Partenaire-ako, IZY no Hikasika ny tsirairay
Holy week 2021 - Pepe Shine
Переглядів 3,8 тис.3 роки тому
Ho antsika izay tsy naharaka tamin'ny video direct an!!!! 25 minutes d’adoration ❤️❤️❤️ 1- Lehibe ny Tompo (Medley) 2- What a Beautiful Name - Hillsong (version Malagasy) 3- The Anthem - Planetshakers ( Version Malagasy) Aoka ho feno ny fanatrehan’Andriamanitra ny fiainanao
Ilaiko ny Herinao - Pepe Shine feat Cevam
Переглядів 58 тис.3 роки тому
Ny Fanahy Masina no Sakaiza Tsara indrindra 💖 ILAIKO NY HERINAO VERSE Toy ny tany karakaina, ka mila rano Mangetaheta aho, Ilay ranonoran'ny Fanahy Maniry mafy anie aho, ny hokasihiNao indray Avia Fanahy oh CHORUS 1 Tsy manaiky aho Fanahy raha tsy kasihinao indray Ilaiko ny heriNao, ilaiko ny heriNao Ny afoNao, ny afoNao CHORUS 2 Tsy manaiky aho Fanahy raha tsy kasihinao indray Ilaiko ny afoNao...
Mahatoky loatra - Pepe Shine feat Rachel
Переглядів 4,6 тис.3 роки тому
Partageko eto ❤️🥰🥰 mahafatifaty loatra rehefa mahita zaza kely tahaka izao miankohoka Aminy ❤️ bisous petite Rachel
Cérémonie de remise de trophée - Amitié Mozika Evangélique awards 2020 - Pepe Shine
Переглядів 1,7 тис.3 роки тому
Aleloiaaa 🥰🥰🥰❤️❤️❤️🔥🔥🔥🔥 Voalohany indrindra dia ... 🌺 Misaotra an’Andriamanitra fa noho ny Fahasoavany irery no Naha toy izao ahy 🌺 Misaotra an’mamako izay tena manohana ahy @ lafiny rehetra sady tena tia ahy 🌺 Misaotra an fofom-badiko , fitaovana ampesain’Tompo nanosika ho Tonga @izao 🌺 Misaotra an famille , amis , revivalists, vadin’ny zanak’ondry rehetra ny @ fitiavana sy ny fanohana rehetra...
Hiaka mafy sy fiderana
Переглядів 1,5 тис.3 роки тому
▪️ ISAIA 43: 21 Izao olona noforoniko ho Ahy izao no hanambara fiderana ho Ahy... Amen 🙏 ➡️ Fahatsiarovana kely ny hiaka mafy sy fiderana ✔️ 30 minute d'adoration... mino aho fa hamangy Anao ny Fanahy Masina ary hotsapanao anie ny Fanatrehany. Tahian'i Jesosy daholo 😊
Antsam-piderana ho an'ny firenena - Pepe Shine feat Will Rise
Переглядів 32 тис.3 роки тому
Antsam-piderana ho an'ny firenena - Pepe Shine feat Will Rise
I surrender (Hillsong) - Will Rise feat Pepe Shine - Antsam-piderana ho an'ny firenena
Переглядів 1,3 тис.3 роки тому
I surrender (Hillsong) - Will Rise feat Pepe Shine - Antsam-piderana ho an'ny firenena
Iray isika - Antsam-piderana ho an'ny firenena
Переглядів 2,5 тис.3 роки тому
Iray isika - Antsam-piderana ho an'ny firenena
Vavaka (Poopy) - Pepe Shine - Antsam-piderana ho an'ny firenena
Переглядів 83 тис.3 роки тому
Vavaka (Poopy) - Pepe Shine - Antsam-piderana ho an'ny firenena
Arotsahy - Let it rain - Pepe Shine feat Will Rise - Antsam piderana ho an'ny firenena
Переглядів 6 тис.3 роки тому
Arotsahy - Let it rain - Pepe Shine feat Will Rise - Antsam piderana ho an'ny firenena
Break every chain - Will Rise feat Pepe Shine - Antsa fiderana ho an'ny firenena
Переглядів 2,4 тис.3 роки тому
Break every chain - Will Rise feat Pepe Shine - Antsa fiderana ho an'ny firenena
Mahatoky loatra - Pepe Shine - Antsam-piderana ho an'ny firenena
Переглядів 4,3 тис.3 роки тому
Mahatoky loatra - Pepe Shine - Antsam-piderana ho an'ny firenena
Nandresy Ianao - Victor's Crown (Darlene Zschech) - Pepe Shine - Antsam-piderana ho an'ny firenena
Переглядів 71 тис.3 роки тому
Nandresy Ianao - Victor's Crown (Darlene Zschech) - Pepe Shine - Antsam-piderana ho an'ny firenena
Ento (Cevam) - Pepe Shine - Antsa fiderana ho an'ny firenena
Переглядів 64 тис.3 роки тому
Ento (Cevam) - Pepe Shine - Antsa fiderana ho an'ny firenena
Freedom reigns (Jesus Culture) - Pepe Shine
Переглядів 5393 роки тому
Freedom reigns (Jesus Culture) - Pepe Shine
Ny Fanahinao - Your Spirit (Tasha Cobbs) - Pepe Shine feat Narindra (Antsa an'i Kristy)
Переглядів 9 тис.3 роки тому
Ny Fanahinao - Your Spirit (Tasha Cobbs) - Pepe Shine feat Narindra (Antsa an'i Kristy)
Nara - Pepe Shine ft Cevam - 28 02 2021
Переглядів 4,5 тис.3 роки тому
Nara - Pepe Shine ft Cevam - 28 02 2021
Ho Azy ny Voninahitra - Pepe Shine ft Cevam - 28 02 2021
Переглядів 24 тис.3 роки тому
Ho Azy ny Voninahitra - Pepe Shine ft Cevam - 28 02 2021
Mahatoky loatra - Pepe Shine ft Cevam - 28 02 2021
Переглядів 19 тис.3 роки тому
Mahatoky loatra - Pepe Shine ft Cevam - 28 02 2021