Ilaiko ny Herinao (version officielle) - Pepe Shine
Вставка
- Опубліковано 10 лют 2025
- ILAIKO NY HERINAO (version officielle)
A/C : Pepe Shine
Son et mix : V.O.G Sonor (Joe Nathan Ralay)
Mastering : Hadja Prime
Vidéo : Claudio Emeritus
Ilaiko ny herinao, Hira nomen’FANAHY MASINA ahy tao anatin’ny fotoam-bavaka iray …. Mino aho fa hamangy sy hikasika anao indray ny FANAHY MASINA❤️🔥🔥🔥
VERSE
Toy ny tany karakaina, ka mila rano
Mangetaheta aho, Ilay ranonoran'ny Fanahy
Maniry mafy anie aho, ny hokasihiNao indray
Avia Fanahy oh
CHORUS
Tsy manaiky aho Fanahy raha tsy kasihinao indray
Ilaiko ny heriNao, ilaiko ny heriNao
Ny afoNao, ny afoNao
BRIDGE
Avia Fanahy oh
Ilaiko n'y herinao kasio indray Aho fanahy masina oh 🥺🥺🥺🥺 🙏🙏🙏❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️
Alléluia 🥺
Misaotra Jesosy ❤
Tiko b daoly ny ❤ hiranao
Mankasitraka mama, hotahian'i Jesosy hatrany, Mahombiaza foana mama d biz mam'bé mameno azy.
Voninahitra ho AN ' ANDRIAMANITRA IRERY IHIANY HALELOIA AMEN Merci
Ty hira ty tena tiko @ hiranao ❤
tsara be.... Misaotra Fanahy Masina oh!
Ilaiko ny herinao Tompo o! Kasio aho Fanahy o! 🙏🙏🙏🔥🔥🔥
Amen 🙏
Mankasitraka Jesosy o nomenao azy! Tsara be merci Pepe Shine
Tsara be ny hira sady mandona fo
Misaotra anao Fanahy Masina o!
Sois richement bénie sœur ah, tsara bé n'y hira ty. Mampiakatra fanahy 🥰🥰🥰🥰🥰🥰
Ho AZY ny Voninahitra mandrakizay ☝️Tahian'i Jesosy hatrany koa @Mary Nelly 🙏
Tsara be ❤❤
Tafiditra be foana refa isakin mihaino ity hira ity, mankasitraka
Amen ! 💒💒💒💌💌💌🙏🙋
Tsaroako tamin'ny 2022 raha nandalo olana ao no naheno ilay hira dia latsaka ny ranomasoko ary feno fiadanam-po aho ! Ilaiko ny herinao Fanahy Masina ô!
J adore ta voix🎶🎶🎶🎶🎶🎶💖💖💖💖💖💖💖👌👌👌👌👌
Ilaiko ny herinao🙏🙏🙏
Amen ❤
haleloia!!!
aleloia!!!!!!!!
Mankasitraka indrindra Pepe fa tiko mbe ity hiranao ity efa ela niandry any ity
Tsara be tahin'JESOSY
Tahian'i Jesosy @Fjj Ffh 🙏
@@nanahlalih3279 Tahian'i Jesosy Nanah Lalih 🙏
amen
Amen❤️
❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤
Aleloia
Merci Pepe soit BÉNIS
Tahiny TOMPO
❤
Amena
God bless
Amen
😚
merci bcp! thT
AMEN
Amen
Amen Amen
🥺❤️❤️❤️
Aleloia
Amena
Amen