Fiafiana hatramin'izay e Fa tsy kivy nanantena foana N'inon'inona hiseho e Nataoko izay mba azo atao e Torompy fitiavan-tena nanjaka teto ô ô Saina feno haratsiam-panahy e e Zay mety ho anjaranao tsy omeny, tazominy ho azy Nataoko izay mba azo atao e Torompy fitiavantena nanjaka teto ô ô Fa aiza e no hisy tsiky tsisy tomany Fa aiza e no hisy fitiavana Iza e , iza e e Tsisy olo hafa ho tena namana Iza e , iza e e No afaka hanambara Hoe tena namanao Faniriana e, hifanampy foana (hifanampy foana e) Vezivezy mba ombao ieah Tsy hitako ny raha atao ka sarombava aho e Aia ma Janahariko e madigny Agnao aho e Tsekotseko lava avao natao, nefa longonao avao Nataoko izay mba azo atao e Torompy fitiavantena reo nanjaka teto Fa aiza e no hisy tsiky tsisy tomany Fa aiza e no misy hasambarana Iza e , iza e Tsisy olo hafa ho tena namana Iza e , iza e e No hafaka anambara Hoe tena namana tononkira.serasera.org/hira/mikea/iza-ft-felly tononkira.serasera.org
Ialako tsiny mialoha raha mba iteny ity zavatra aho. Heno nadeha teny ny feo, misy olona miteny hoe : fa maninona no ankalazaina be otran'ireny? Fa maninona no exagéré-na be ny fahalasanany, dia hoy aho mamaly anareo oe : ny tena mpanakanto dia mendrika an'ireny fanomezam-boninahitra ireny, tsy manamaivana ny mpanakanto efa lasa sasany sanatri'izany fa i Felicien kosa aloha amiko dia mpanakanto feno, tsotra anefa mafonja. Ny ahy na ny fomba firesak'iny zandry kely iny aza dia mahafinaritra ahy. Mandria am-piadanana lesy Felicien, any zay ise sambatra any am-paradisan'ny mpanakanto.
tsy adino mandrakizay ny feomanga navelanao ry Felly , ny toetra , ny fahamendrehana , namela lova ianao , lova tsara ! mino izahay fa efa sambatra ianao any @ misy anao any !
Repose en paix, Félicien! Un génie ne reste pas longtemps sur cette terre car il a sa place dans d'autres mondes bien meilleurs.
2024 je suis encore là!RIP lahy Pala eeh
Zany ka feo , tena miavaka , tsara bé🌹🌹🌹♥️ merci beaucoup, fahatsiarovana tsara an' Felly, qu'il repose en paix ♥️♥️♥️
Fiafiana hatramin'izay e Fa tsy kivy nanantena foana N'inon'inona hiseho e Nataoko izay mba azo atao e Torompy fitiavan-tena nanjaka teto ô ô Saina feno haratsiam-panahy e e Zay mety ho anjaranao tsy omeny, tazominy ho azy Nataoko izay mba azo atao e Torompy fitiavantena nanjaka teto ô ô Fa aiza e no hisy tsiky tsisy tomany Fa aiza e no hisy fitiavana Iza e , iza e e Tsisy olo hafa ho tena namana Iza e , iza e e No afaka hanambara Hoe tena namanao Faniriana e, hifanampy foana (hifanampy foana e) Vezivezy mba ombao ieah Tsy hitako ny raha atao ka sarombava aho e Aia ma Janahariko e madigny Agnao aho e Tsekotseko lava avao natao, nefa longonao avao Nataoko izay mba azo atao e Torompy fitiavantena reo nanjaka teto Fa aiza e no hisy tsiky tsisy tomany Fa aiza e no misy hasambarana Iza e , iza e Tsisy olo hafa ho tena namana Iza e , iza e e No hafaka anambara Hoe tena namana tononkira.serasera.org/hira/mikea/iza-ft-felly tononkira.serasera.org
2022,je suis encore là, paix à son âme,
On pense encore et toujours à toi petit génie. Rip.
tena tsar be le feon'i Felicien, tena tsara, fa tena mbla grave be ny puissance vocal an'i théo.....!misaotra betsaka zalahy a!RIP Felicien
mahatsiaro azy d mrotsak oaz n ranomaso
eto ko dia maneo fisaorana an'i Theo RAKOTOVAO ny aminy fahatanterahan'ny nofinofiny zandry kely"Felly",tohizo zoky fa tena milay a!
Qui écoute encore en 2020?❤️
Moi
2024🎼
Ialako tsiny mialoha raha mba iteny ity zavatra aho. Heno nadeha teny ny feo, misy olona miteny hoe : fa maninona no ankalazaina be otran'ireny? Fa maninona no exagéré-na be ny fahalasanany, dia hoy aho mamaly anareo oe : ny tena mpanakanto dia mendrika an'ireny fanomezam-boninahitra ireny, tsy manamaivana ny mpanakanto efa lasa sasany sanatri'izany fa i Felicien kosa aloha amiko dia mpanakanto feno, tsotra anefa mafonja. Ny ahy na ny fomba firesak'iny zandry kely iny aza dia mahafinaritra ahy. Mandria am-piadanana lesy Felicien, any zay ise sambatra any am-paradisan'ny mpanakanto.
Alain Eric Rakotomalala Marina lotra volazanaho Ramosé!
soa laotra.tsy lefy lanja
C'est l'une de mes chansons préférées,RIP Fely
misaotra anareo #theo eh, mankasitraka ny kanto navelanao zay ry #felly an, tsy adinonay zany, repose en paix #felly an,
RIP Felicien!!!Mahereza ianareo fianakiviny!
Elle est toujours aussi très jolie cette chanson avec vos deux belles voix🌹🌹🌹🌹
iza e ,ts olona hafa tena namana.iza no afaka anmbara ho tena namana! #RIP
rip Felly an,latsaka foana ny ranomasoko vao miheno ilay feonao kanto
Izy no tena manome fitiavana 🙏🙏🙏🙏💓
tsy adino mandrakizay ny feomanga navelanao ry Felly , ny toetra , ny fahamendrehana , namela lova ianao , lova tsara ! mino izahay fa efa sambatra ianao any @ misy anao any !
tena mbola henjana foana ty hira ty zalahy !! misaotra an'izy m'tsamy de ela lalana any ianao Rafeli aa, toizo any anabakabaka any ny sisa
Tikou beu le hira 😍😍😢
Je l'écoute encore en 2023
Mahatsiaro anareo zahay dia mihaino ny hiranareo sisa.....Feo koa zany !!!
Mihaino fona fona❤️❤️
Repose en en paix 1:03 Fely ça fait 8 ans que tu n'étais plus de ce monde,Izy écrivait par Théo Rakotovao,et il ne veux plus la chanter
Mahereza theo rakotovao malatsara ranomaso hiraty mandria mpiandanana felicien
Ndriii felicien 😢
Mankasitraka! repose en paix Felicien!
Repose en paix ❤
Merci pour les gens travail avec moi début l'année 2017 2018 2019 2020 2021 .faux amis
rip felly t es toujours graver dans nos tete
16 janvier 2019
Je t ' aime de tout mon coeur❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉
Mampalahelo 😢
Ich Liebe dich bola ❤,
Dec 2023.
Tsisy olo hafa tena namana tokoa !
2024🎼
Histoire a la maison et la terre . histoire la mort aussi
RIP letsy Félicien ah...
2022
miss u
ts mat n saganas nla les rala a!! :'( mandry ampiadanana pff... Felicien
repose en paix Félicien :(
Mahery nareo é. Tena manja be
Rip lesy zandry kely a!!!
Mankasitraka e !!
RIP Felly
2024🖐️
Tsy hadino mandrakizay!
Mandry ampiadanana les felly aa😢😢😢😢😢😢😢
Mandria am-piadanana lesy ra #Féllicien_Rakotomalala a :*(
courage ho an'famille_n' Felly
sa fait partie de nos vie REPOSE ON PAIS MON FRERE
Ataovy teny gasy sitrany
Kkkkkk tsy homehy tena
Trop bien. ..😀
19/07/18
Kakanjila Zah'Manjah 😢
💔💔 felicien 😔
mandria ampiadanana koahy zandry kely,
Rest easy
nji mapalahelo lou ilay Hira :'(
une petite pensée à toi felly
tsisi andra anao andinanai vaoaka ni Madagascar Félicien repose apaix
le maître et son éleve
Trop des gens profite a moi
Ndr madriam -piadanan less felicien a
Rip felicien😭
Rip feli
🥺🥺🥺🥰🥰🥰
rip felly
Mandeha fotoana zany , mbo marary avao ty fo mahita anao
#RIP Félicien
😢😢😢😢😢
ygny ny lahatra
Reponce apay
😢
....