Zahay Malagasy manana ani Zanahary Andriamanitra Nahary ani zao tontolo izao, fa tsi ni Andriamanitra ni vazaha tatatainareo ao isanandro ao Madagasika... Masina i Madagasikara
@@joachimbehalaina5732 diso tanteraka ny fandraisanao ny Baiboly ny nolazain'i Jesoa. Tsy mitovy ny Atra ivavahan'ny krisitanina sy ny Zanahary lazaintsika malagasy Zanahary. Raha milaza enao fa iray iany ireo dia tsy mbola tena kristianina enao. Ty ny olona milaza oe Allah sy Atra ny kristianina iray iany. Na ny satanika koa aza mba mampiasa zavatra sy teny avy @Baiboly.
Jesosy o! vonjeo ny fanahin'ny Malagasy ! Jesosy o! aszhoy fa Ianao irery ihany no Masina ary Ianao irery ihany no mzndrika ivavahana fa zava- pona ny ankoatr'izay §!Tompo o! mamindra fo e!
Ny.vavaka.re.topoko.ko.dinihina.lalina.de.fandemem-panahy.nentiny.vazaha.nanjanaka.ny.gasy.fa.manino.m6.olo.marary.efa.ho.faty.sitrany.fomba.gasy.t6. IZY ihany ve nanome.her.an'ilay.mpitsabo.????.aza.arina.ny.maha.gasy.
tsy misy idirany fandemempanahy, firy ny gasy tsy kristianina nefa voajanaka aratsaina. ianao mihavitra fa satana tsy mahay manasitrana mahay mapanakarena. fa ny tambiny mihoatra lavitra noho azonao. manome fifaliana sy fahasambarana vetivety izy fa avy eo fahoriana sy fijaliana. tsy ny fitsaboana gasy no ratsy fa ny fombafomba apiarahana aminy izay resaka arapanahy. Firy ny gasy matin'ny fahantrana mosavy, aretina sns nefa sasatry ny mangataka @zao razana. tokony efa ela isika no nanankarembe raha nisy tokoa zany.
Ny malagasy manana ny fombany sy ny fadiny.
Tsara joro Tsara Zagnahary leretsy
Rainay izay any an_ danitra vonjeo NY nosinay
ceux qui critique,j’espère que vous ne serai jamais victime de sorcellerie car seul le boit combat le boit, les prière seul ne vals rien
j'adore le culte des ancêtres
Mpanompo sampy , mifan'alika fotsiny no mba zava-bitany
Aza miteny2 foana fa akombony vava
miovà hianareo!!Andriamanitra no mitahy!!!!!!!!!!!!!!fahavetavetana eo imason'Andriamanitra izao
Mibebaha, @ anaran'I Jesosy Kristy avy any Nazareta
Anao mintsy tsy mahay volagna nataony Jesoa.
Zahay Malagasy manana ani Zanahary Andriamanitra Nahary ani zao tontolo izao, fa tsi ni Andriamanitra ni vazaha tatatainareo ao isanandro ao Madagasika... Masina i Madagasikara
Zay kou !!!Toaka no zavatra ilainy devoly mamo lava
Jesosy no mpanjaka ny mpanjaka .azy irery ihsny ny voninahitra mandrakizay Amen . Ampy ahy ny fahasoavany Jesosy kristy avy an Nazareta
Razam-bazaha jesosy izany.
Razam-bazaha jesosy izany
Anao no tsy mahay Jesoa, bako olo zegny tsy razagna nao fa ny vazaha
zanahary mira jiaby e ;-)
loza nidirandraha razoky dia mietsika be
Culture gasy zao ar tss fanopotsamp mits..
mahagaga marigny éé olo aminy doany zagny ma mba mivavaka!!
ZAHO DIA MBA TENA GAGA MAHENO FIVAVAHANA AVY AO @KATOLIKA BE IZAO ééééé
Zagnahary lahabiko araiky fo hivavahagna ay,fa samy amin'ny finoany izy, Jesoa nivolagna :>dikany zegny tsisy maharatsy ny mivavaka fa Razagna nao aza adigna.
@@joachimbehalaina5732 diso tanteraka ny fandraisanao ny Baiboly ny nolazain'i Jesoa. Tsy mitovy ny Atra ivavahan'ny krisitanina sy ny Zanahary lazaintsika malagasy Zanahary. Raha milaza enao fa iray iany ireo dia tsy mbola tena kristianina enao. Ty ny olona milaza oe Allah sy Atra ny kristianina iray iany. Na ny satanika koa aza mba mampiasa zavatra sy teny avy @Baiboly.
Azov ma io ay
aiza toerana ty
Jesosy o! vonjeo ny fanahin'ny Malagasy ! Jesosy o! aszhoy fa Ianao irery ihany no Masina ary Ianao irery ihany no mzndrika ivavahana fa zava- pona ny ankoatr'izay §!Tompo o! mamindra fo e!
Anao ro tsy mahay baiboly.
Tsy hanova ny fombanay ianareo voan'ny fanandevozana ara-tsaina sy ara-panahy @ io jesosy io e
Ny.vavaka.re.topoko.ko.dinihina.lalina.de.fandemem-panahy.nentiny.vazaha.nanjanaka.ny.gasy.fa.manino.m6.olo.marary.efa.ho.faty.sitrany.fomba.gasy.t6.
IZY ihany ve nanome.her.an'ilay.mpitsabo.????.aza.arina.ny.maha.gasy.
tsy misy idirany fandemempanahy, firy ny gasy tsy kristianina nefa voajanaka aratsaina. ianao mihavitra fa satana tsy mahay manasitrana mahay mapanakarena. fa ny tambiny mihoatra lavitra noho azonao. manome fifaliana sy fahasambarana vetivety izy fa avy eo fahoriana sy fijaliana. tsy ny fitsaboana gasy no ratsy fa ny fombafomba apiarahana aminy izay resaka arapanahy. Firy ny gasy matin'ny fahantrana mosavy, aretina sns nefa sasatry ny mangataka @zao razana. tokony efa ela isika no nanankarembe raha nisy tokoa zany.
Tompo oh memelaha ny helony fa tsy fatany zay wataony
Ianao zao no tsy mahalala izay tkny ataonao ko n'y olona no lazainao fa mahalala izay ataony, aza mitsara e !! Aleo Samy manaja n'y azy d ampy
Mahagaga!
mdrrrrrrrrrrrr!!! satan sors de ce corps!!!! lol, pfff, n'importe quoi...