- 44
- 212 681
RandoTrek
Приєднався 15 лис 2009
Відео
Thierry fait le clown
Переглядів 61914 років тому
Antanetibe petit village de Madagascar, Thierry s'est mis à faire le clown
Décorticage mécanique du riz
Переглядів 86214 років тому
village de Miadana décorticage mécanique du riz
lac Mamiomby
Переглядів 23414 років тому
Au nord de l'aéroport d' Antananarivo, dans le massif de l' Andringitra le lac Mamiomby
village fortifié vazimba d' Ambatomanjakabe
Переглядів 3,9 тис.14 років тому
A 14km, au nord de Miarinarivo, se trouve le village d'Ambatomanjaka, puis, si l'on continue vers l'ouest, on aperçoit un grand rocher, presque cubique, étrangement posé en haut d'une crête avec une croix à son sommet.
Andramasina
Переглядів 1,3 тис.14 років тому
L'histoire d'Andramasina et de sa région est encore à faire pour les siècles les plus anciens, néanmoins, l'on sait déjà de façon sûre qu'au XVe XVI e siècle, les princes de Milangana, qui domine toute la région au nord-est, s'étaient procurés, comme d'autres princes d'Imerina, de beaux vases en céladon de fabrication chinoise dont on a retrouvé des fragments lors d'une reconnaissance archéolog...
Cascade Tsinjoarivo
Переглядів 68614 років тому
Site de montagne, autrefois recouvert de forêt, entouré d'escarpements au pied desquels coule la rivière Onive Trés beau site naturel, embelli par deux chutes d'eau de l'Onive
A Ivato leçon de vélo sur le parking de l hôtel Manoir rouge
Переглядів 48714 років тому
A Ivato leçon de vélo sur le parking de l hôtel Manoir rouge
Enduro traversée du fleuve à Malaimbandy
Переглядів 35514 років тому
Enduro traversée du fleuve à Malaimbandy
le village du petit laitier Imerinkasinina
Переглядів 53814 років тому
le village du petit laitier Imerinkasinina
Moto enduro sur les pistes de Faratsiho
Переглядів 2,4 тис.14 років тому
Moto enduro sur les pistes de Faratsiho
Ny malagasy manana ny fombany sy ny fadiny.
loza nidirandraha razoky dia mietsika be
Tompo oh memelaha ny helony fa tsy fatany zay wataony
Ianao zao no tsy mahalala izay tkny ataonao ko n'y olona no lazainao fa mahalala izay ataony, aza mitsara e !! Aleo Samy manaja n'y azy d ampy
Mampalahelo isika malagasy fa tena very tanteraka
M
Azov ma io ay
C'est à Anosizato ?
J'aime leur solidarité
Zaô no atao hoe : mpitety tendrimbohitra , tsy ny jehova mou no vonjehina ,fa devoly ndray no tompohina
Zay kou !!!Toaka no zavatra ilainy devoly mamo lava
Mpanompo sampy , mifan'alika fotsiny no mba zava-bitany
Aza miteny2 foana fa akombony vava
Ny.vavaka.re.topoko.ko.dinihina.lalina.de.fandemem-panahy.nentiny.vazaha.nanjanaka.ny.gasy.fa.manino.m6.olo.marary.efa.ho.faty.sitrany.fomba.gasy.t6. IZY ihany ve nanome.her.an'ilay.mpitsabo.????.aza.arina.ny.maha.gasy.
tsy misy idirany fandemempanahy, firy ny gasy tsy kristianina nefa voajanaka aratsaina. ianao mihavitra fa satana tsy mahay manasitrana mahay mapanakarena. fa ny tambiny mihoatra lavitra noho azonao. manome fifaliana sy fahasambarana vetivety izy fa avy eo fahoriana sy fijaliana. tsy ny fitsaboana gasy no ratsy fa ny fombafomba apiarahana aminy izay resaka arapanahy. Firy ny gasy matin'ny fahantrana mosavy, aretina sns nefa sasatry ny mangataka @zao razana. tokony efa ela isika no nanankarembe raha nisy tokoa zany.
aiza toerana ty
Tsara joro Tsara Zagnahary leretsy
Culture gasy zao ar tss fanopotsamp mits..
ny tany niavina 💖
Jesosy o! vonjeo ny fanahin'ny Malagasy ! Jesosy o! aszhoy fa Ianao irery ihany no Masina ary Ianao irery ihany no mzndrika ivavahana fa zava- pona ny ankoatr'izay §!Tompo o! mamindra fo e!
Anao ro tsy mahay baiboly.
Tsy hanova ny fombanay ianareo voan'ny fanandevozana ara-tsaina sy ara-panahy @ io jesosy io e
misaotra mizara! raha tsy misy anareo dia very ny fomba malagasy ! tsisy mahatadidy intsony! misy hitovizany amin'ny fomban'ny olona aty indonesia ny fomba malagasy !!
Bine Marina Thiana hafa ihany ny fomba malagasy.
K mis avy any n fiavian'ny malagasy
Fa io fomba momba ny tromba (rafitra ny feonkira sy ny fombafomba miaraka aminazy) dia avy any afrika. Zaho mpandeha any dia mahita ny fitovizany @ fomba Malagasy.
@@jaovao mazava loatra satria afrikana anie isika e! Ny andriana merina complexé no te hampivoatra bé ilay côté hoe asiatique isika nefa minorité mpihavy zareo reo Tonga Téo ... Sesy avy any@ faritra Dia nitoby teto ...
Rainay izay any an_ danitra vonjeo NY nosinay
ho anareo izay efa mifoha andeha isika hivavaka ho azy ireo MBA ho afaka fa tsy hanenjika ,efa tany @ io toerana io aho fony fahakeliko 7 ans t@ zay
Madagasikara tsy mandohalika eo anatrehan'izao sampy izao,
Todinirina Elie pffff tsy mandohalika fa mandady !!!! samy manana ny finoany io zandry a ! hajao ny an hafa d hajainy koa ny anao. Aiza ar nareo zn nef itaki eto fa otran mba milay iany.
Samy manaja n'y azy d ampy zay.
j'adore le culte des ancêtres
Tsi misi afa tsi jesosy ireri any No lalana si lakle mpamonjena si fifaliana ho ani nofo ri namakoa à
Aoka isika hiezaka hanaja ny finoan ny hafa fa izany no mety hampadroso antsika. Ahoana moa no hitompoanao teny fa ity na ity ihany no famonjena ? Ho aiza daholo izany ireo sino b d b ireo ? ompo
Samy manaja n'y azy d ampy! Ary tsy anjaranao mitsy no mitsara fa ataovy n'y anao refa mety @nao.
Aza adino fa ny vazaha mena sofina no nitondra an'izany Jesosy 'zany tao Madagasikara. Ary aza afangaro amin' Andriamanitra na hoe Zanahary fa ny tena malagasy ihany no mahalala an'Andriamanitra.
super prestation ! vivant et prenant ! bravo !
maninona ry reto ra any am-piangonana no mandeha fa tsy any @reny toerana feno devoly reny!!!Andriamanitra ihany anie no mitahy no sady fahavetavetana eo imasony izao ehh!!!ny helo no miandry anareo raha tsy mibebaka sy miala amzao fanaon-dratsinareo izao hianareo
Fa any ampiangonana ve tsy misy devoly ? aiza no toerana tsy misy devoly ? ny ambarako angamba dia hoe fantaro ny zava drehetra, FIHINO MAFY izay TSARA.
Aleo Samy anaja n'y azy tompoko, ary iza no miteny anao fa devoly zao?? Aza mba mitsara hoy ianareo mba tsy ho tsraina. K tsotra refa tsy tinao d zay fa tsy mi blabla. Ra mba fantatrao tsra moa n'y fivavahana ivavahanao mety itapy iany ianao kkkkk fa mais bon zay le we Samy manaja n'y azy d ampy.
miovà hianareo!!Andriamanitra no mitahy!!!!!!!!!!!!!!fahavetavetana eo imason'Andriamanitra izao Mibebaha, @ anaran'I Jesosy Kristy avy any Nazareta
Anao mintsy tsy mahay volagna nataony Jesoa.
Zahay Malagasy manana ani Zanahary Andriamanitra Nahary ani zao tontolo izao, fa tsi ni Andriamanitra ni vazaha tatatainareo ao isanandro ao Madagasika... Masina i Madagasikara
geowhere: vous me faite rire avec vos Jésus etc...fomban'drazako tsiariako...çela n'a rien a voir avec de la sorcellerie et le monde est monde bien avant Jésus, Moises, ou Mohamed et vos religions apportés par les collons blancs esclavagistes je suis le fils de mon père et de ma mère pas de vos conneries imaginaire,le Doany une réalité mais vos religions ne sont que des mythes et reste à prouver ce n'est pas Dieu qui à écrit la bible, la thora ou le Coran (mahomet étais illettré ) mais bien l'homme un esprit divin n'a pas besoin de messagers fait de chaire et de sang pour ns dévoiler des vérités à notre époque on appel ça de la schizophrénie bref, j’allume la TV ex centre Afrique Chrétiens ( Cannibale) vs Musulmans, Juifs sioniste collons vs Musulmans, Irak Syrie musulmans, chrétiens vs musulmans radicaux et je constate que ce sont vos religions qui foutent la merde pas nos rites paiens ok alors dites a votre Jésus de venir réparer vos erreurs et sauver votre ame alors car en attendant les gens meurent de faim et c'est pas vos prières et vos prêtres pédophiles qui vont arranger ça..alors ramene moi une carte postal du paradis avant de me parler d'enfer à supposer que ça existe? mais ne ns parlez pas de vos imaginations ou ressenti car moi aussi un ovni me parle ds ma tête de me demande d'écrire un livre pr les hommes et monter une secte en jouant sur la peur de l'enfer pour me faire des thunes lool bref, ciao les endoctrinés pas besoins de Jésus pr distinguer ce qui est bien ou mal, les animaux et les insectes, les plantes sont aussi des créations de Dieu alors? est ce qu'ils doivent aussi aller a l’Église?
je rejoins votre com's! sur la plupart des vidéos montrant le culte des ancêtres, esprits, roumbou etc... il y a tjrs ce genre de com's! genre c'est haram! c le diable balalanm balalanm... bref pr moi également les religions tels que le christianisme, l'islam et bien d'autres ont été importé et voir même imposé! pourquoi ne dénoncent-ils pas toutes ces guerres et tueries oeuvrées soit disant pour Dieu!
impossible de discuter avec les religieux car ils sont complétement endoctrinés et fermé sur le sujet et ils sont les 1er a cracher ou critiquer les autres croyances en dehors du monothéisme et n'ont pas d'autres arguments que de réciter les versets ou passages de la bibles bref, moi je ne crache pas sur leurs croyances libre a eux mais perso la spiritualité africaine comme le culte des ancêtres etc existais bien avant le christianisme etc...et même en occident enfin bref, soyons heureux et fuck le reste je ne ferai pas de philosophie ici ;)
Nas Escobar pfff n'importe te kW
ceux qui critique,j’espère que vous ne serai jamais victime de sorcellerie car seul le boit combat le boit, les prière seul ne vals rien
Jesosy no mpanjaka ny mpanjaka .azy irery ihsny ny voninahitra mandrakizay Amen . Ampy ahy ny fahasoavany Jesosy kristy avy an Nazareta
Razam-bazaha jesosy izany.
Razam-bazaha jesosy izany
Anao no tsy mahay Jesoa, bako olo zegny tsy razagna nao fa ny vazaha
mdrrrrrrrrrrrr!!! satan sors de ce corps!!!! lol, pfff, n'importe quoi...
De la merde !
Sur ce massif, à l'époque du curé de la district d'Ambatomanjaka:le Père Kars et les Catholiques avaient monté au sommet pour célébrer la messe le jour du pentecôte
zanahary mira jiaby e ;-)
Que signifie le drapeau dans le " doany " ?.
Que signifie le drapeau dans le " doany " ?.
ahahahahhahaha XDDDDDD lol =D
Le nom du village Ambatomanjaka, vient du massif Ambatomanjakabe qui veut dire que les roches au sommet de se massif se trône comme un roi
mahagaga marigny éé olo aminy doany zagny ma mba mivavaka!!
ZAHO DIA MBA TENA GAGA MAHENO FIVAVAHANA AVY AO @KATOLIKA BE IZAO ééééé
Zagnahary lahabiko araiky fo hivavahagna ay,fa samy amin'ny finoany izy, Jesoa nivolagna :<< zaho navy tsy andeha andravagna ny taloha fa andeha agnampy>>dikany zegny tsisy maharatsy ny mivavaka fa Razagna nao aza adigna.
@@joachimbehalaina5732 diso tanteraka ny fandraisanao ny Baiboly ny nolazain'i Jesoa. Tsy mitovy ny Atra ivavahan'ny krisitanina sy ny Zanahary lazaintsika malagasy Zanahary. Raha milaza enao fa iray iany ireo dia tsy mbola tena kristianina enao. Ty ny olona milaza oe Allah sy Atra ny kristianina iray iany. Na ny satanika koa aza mba mampiasa zavatra sy teny avy @Baiboly.
SHsSHSHSHSHSHSh!!!!!sssssss!!!eh!! les musiciens là!!vous ferez mieux d'approfondir vos savoirs et chercher à composer au lieu de jouer là dans cet endroit nulard!!! nul nul! nul!
Mahagaga!
Andrianafovaratra dia mpanjaka VAZIMBA arakin'ny lovantsofina fa tsy mba toy irony mpanjaka hafa fahiny toy i Andriamanelo (maley),Rabiby (arabo jiosy)...
okkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkk