Ie, tena tsara ny vako-drazana Antandroy ! Misaotra indrindra an'ny 1ère et sy 2ème génération ! Soa ihany fa mbola misy tanora manohy ny vako-drazana Antandroy e ! Misaotra sy mankasitraka anareo e !!
Tsy misy NY madilagna ho tentenine. Tarika MASALALA c'est le TOP DES VOIX."You have sing the song"" hoy ny ANGLISY. Mankalaza. Mankasitraka. Misaotra anareo 4 na 6 mianadahy mianaka manandratra avo ny kanto 'ntandroy izay fototra sy ho avin'ny Kanto malagasy. Indrindra ny fikojakojana ny FEO. Eto no sehatra tsy mila BIANCO fa dia ny aina nomen-janahary no aposaka ny hatsarany- tsisy risoriso-- Mihatsara andro aman'alina ary hianarana no sady natoraly ny ONJAMPEO. MARIKY NY TANJAKA SY NY FAHASALAMANA IHANY KOA. Mirary soa ho an'ny tarika , Hotahian-janahary ho lasan davitra.SALALA chapelle; acapella; beko. SALAKAO raho sy ny feoko.Goa naho Kepake hahita sy hijery atrika hijaridina.
Soa loatSe, je me Suis bien régalée surtout « kehe aly 22:30 », ma préférée ❤️❤️( fitabonio ndatio lahio tabonio ndatio eh,... mizeke rey antobohaeo ie raike hoe trombay... Hifanonta ringa vao? Sa hanao komondro zao? Sa hisenge longo avao? Arorogno andiolio, talakesa nje ho gio... Arorogno ankavoriagne, talakesa nje hay tindriegne.. Namenametseo le ho tampetseo, ho azo ndraha ry ty anito... ❤️❤️❤️) Merci pour ce moment magique 🙏🙏. Mirary ny groupe mba ho avy @ ty farae ambony indrindra 👍👍.
Tena mampatsiahy ny fahiny mihintsy, tsy hay ny tena dikan'ny tononkira fa dia tiana tsotr'izao e, ny sosokevitro hoe mety ve mba raha mba mampiara peo amin'ny mpanakanto Théo Rakotovao ianareo?
Raha manao analyse tsotsotra tsika dia ry zareo avy any antsimo no lasa lavitra indrindra raha kolontsaina avy Madagascar, ary raha zalahy reto mahazo ilay 11eme sy 13 eme chords reny. ao tsara. Miaraha miasa amin’ny jazz musicians.
Salakao raho egny🥰🙏🙏🙏hira tiako💪💪💌
Salama iaby, mirary soa Christian, tadidinao tsara ny fiarahana taminareo telo lahy tany amin'ny nosy Maurice 1997.
Merci SALALA, la fierté du Sud et de Madagascar
Mankasitraka🙏. Raitra dia raitra👌👍
Hafa ihany ny mozika malagasy. Tsara ny hira avy any Atsimo.
Ie, tena tsara ny vako-drazana Antandroy ! Misaotra indrindra an'ny 1ère et sy 2ème génération ! Soa ihany fa mbola misy tanora manohy ny vako-drazana Antandroy e ! Misaotra sy mankasitraka anareo e !!
LA FIERTE DU SUD... BRAVOO
❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️
Tsy misy NY madilagna ho tentenine. Tarika MASALALA c'est le TOP DES VOIX."You have sing the song"" hoy ny ANGLISY. Mankalaza. Mankasitraka. Misaotra anareo 4 na 6 mianadahy mianaka manandratra avo ny kanto 'ntandroy izay fototra sy ho avin'ny Kanto malagasy. Indrindra ny fikojakojana ny FEO. Eto no sehatra tsy mila BIANCO fa dia ny aina nomen-janahary no aposaka ny hatsarany- tsisy risoriso-- Mihatsara andro aman'alina ary hianarana no sady natoraly ny ONJAMPEO. MARIKY NY TANJAKA SY NY FAHASALAMANA IHANY KOA. Mirary soa ho an'ny tarika , Hotahian-janahary ho lasan davitra.SALALA chapelle; acapella; beko. SALAKAO raho sy ny feoko.Goa naho Kepake hahita sy hijery atrika hijaridina.
aouuuuuuu tsara nama zany a! mankasitraka ry zalahy a!
Salala tsara e 😃💓
Soa loatSe, je me Suis bien régalée surtout « kehe aly 22:30 », ma préférée ❤️❤️( fitabonio ndatio lahio tabonio ndatio eh,... mizeke rey antobohaeo ie raike hoe trombay...
Hifanonta ringa vao? Sa hanao komondro zao? Sa hisenge longo avao?
Arorogno andiolio, talakesa nje ho gio...
Arorogno ankavoriagne, talakesa nje hay tindriegne..
Namenametseo le ho tampetseo, ho azo ndraha ry ty anito... ❤️❤️❤️)
Merci pour ce moment magique 🙏🙏. Mirary ny groupe mba ho avy @ ty farae ambony indrindra 👍👍.
Nao hoe riha anio eh
Le hay o soa ene ty togno e aby.👍👍... tsy mahaentsake ty mitsanogne aze sady tsy lany hasoa.
Kanto e,,, aiza ny mpihira amin'izao tena tsy misy dikany no betsaka
miombon-kevitra
Gasy ka manja e!!! 😍😍
kanto tokoa. ny beso no mila hatsaraina kely, somary tsy dia ampy, raha ny fandrenesako azy. tohizo fa tsara!
misaotse ry kiahy e!fanjaka koahe!
Tena mampatsiahy ny fahiny mihintsy, tsy hay ny tena dikan'ny tononkira fa dia tiana tsotr'izao e, ny sosokevitro hoe mety ve mba raha mba mampiara peo amin'ny mpanakanto Théo Rakotovao ianareo?
tena tsara :) mankasitraka e!!!
Aia koa kahe le ho balahazo Maike hahasoa Beso 😅😅. Bageda tono naho habobo hoa
misaots'anareo!!! misaotse!
tsara fa toiz ein,mankasitraka
Ho ela velo koahe ty tarike SALALA,
Ny Antandroy amiko no tena hany sisa mbola mitazona ary mahatazona ny mahamalagasy. Mankasitrake anareo longo!
Betsileo, Bara sy ny maro hafa koa mbl mitana tsara ka
@@herimitsinjorajaoalison8881 porofoy
Fanjaka kolahe
Tsara! mankasitraka!
Raha manao analyse tsotsotra tsika dia ry zareo avy any antsimo no lasa lavitra indrindra raha kolontsaina avy Madagascar, ary raha zalahy reto mahazo ilay 11eme sy 13 eme chords reny. ao tsara. Miaraha miasa amin’ny jazz musicians.
hafa mintsy ilay kanto ny gasikara marina
Sao mba misy manana ny parole n'ilay hira farany?
soa biby
Misaots koah
Eeee tiko enao na rovidamba
Ekaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaa
soa rikiahe zao,, le minatsanatsake ty arofo tegna :D ,! fa mba manova spectacle amzay nareo fa mba te hagnete tegna
Hoy ahoaba! i saontsindroazagney kirahe! hafa avao !!!!
Le afake ty hatearanontegna!!! Misaotse ry aba
kanto loatra