ROCK & FOLK (Nini / Mahery / Poun) - Aza dia miniana

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 21 вер 2024

КОМЕНТАРІ • 84

  • @ninie93190
    @ninie93190 10 років тому +13

    j'apprécie le fait de ne pas deformer le chant tout en mettant leur signature et leur marque à eux.Bravo

  • @sylvoalias
    @sylvoalias 3 роки тому +1

    Iza aminareo roalahy ireto no Vola ary iza no Noro ????.... manja nefa mankararirary fo ny fikanao.....oadray....kosa lereto a...tena looooza...ny nafitsony...Misaotra betsaka eeee Bravo.... Madria ampiadanana Ravola sy Ranoro oooo ho tsahivinay mandrakariva anie ny asa soa navelanareoooo mitsam.... misaotra anareo mpanakanto namelona ity kanto ity.....
    mankafy mankasitraka e...

  • @framboiseboni658
    @framboiseboni658 2 роки тому +1

    J'adore cette chanson. Ça me fait penser à mon adolescence. 🙂🙂🙂

  • @francisavisse691
    @francisavisse691 4 роки тому +2

    bravo avec cette musique intemporelle ..

  • @francisavisse691
    @francisavisse691 4 роки тому +2

    LA PLUS BELLE MUSIQUE DU MONDE

  • @nadinesiraya1824
    @nadinesiraya1824 3 роки тому +1

    Misaotra o-o mahatsiaro any madagasikara 😍😍😍😍❤️❤️❤️❤️❤️👍👍👍👍

  • @livaRAKOTONINDRAINY
    @livaRAKOTONINDRAINY 2 місяці тому +1

    ❤❤❤❤❤❤

  • @firfly3047
    @firfly3047 2 роки тому +1

    J'adore j'écoute en boucle 🤩❤❤❤

  • @francineranaivo7806
    @francineranaivo7806 4 роки тому +2

    Bonne interprétation de l'original avec leurs ingrédients Bravo !

    • @jamesondexter1761
      @jamesondexter1761 3 роки тому

      I dont mean to be so off topic but does any of you know a method to get back into an instagram account..?
      I somehow forgot my account password. I appreciate any help you can give me.

    • @kacerory3598
      @kacerory3598 3 роки тому

      @Jameson Dexter Instablaster ;)

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 3 роки тому +1

    Fo Tsy miova. Tsy mandositra tava. Manimba Zavatra foana n'y tsaho. Mila mailo s'y manohy mikolo n'y fitia :-)

  • @rakotonanaharylaingosantat8813
    @rakotonanaharylaingosantat8813 5 років тому +3

    Tsara be, Mankasitraka feno ee , asio hira taloha maromaro ohatr'izao mihintsy fa mitady ho adino ny hakanton'ny hira taloha :)

  • @sedsonandriamanalina7867
    @sedsonandriamanalina7867 3 роки тому +4

    Fa ny ahy kosa aloha ny fitendrin’i Poun gitara tena maha talanjona ahy amin’ilay hira e. Miteny mihintsy ilay gitara 👊

  • @sahondrarey-vignau2071
    @sahondrarey-vignau2071 6 років тому +2

    Bravo mahery fa tena mankasitraka e!

  • @francisavisse691
    @francisavisse691 4 роки тому +1

    BRAVO SUPER MUSIOUE

  • @francisavisse691
    @francisavisse691 4 роки тому +2

    SUPER MUSIQUE

  • @francisavisse691
    @francisavisse691 3 роки тому +1

    super musique intemporelle

  • @leilarakotoson9820
    @leilarakotoson9820 3 роки тому +1

    OHHH quelle talent 😎😊😙

  • @RABOANAMDG
    @RABOANAMDG 9 років тому +3

    henjana nareo ry zalah!! merci e...

  • @galeolaveromanitra4828
    @galeolaveromanitra4828 6 років тому +1

    J'adore ! Bravo !

  • @ratovotantely226
    @ratovotantely226 6 років тому +1

    Tena merci zalahy a. Mafy mihintsy nareo an. Hita foana koa hoe miady be @ Nini mihintsy ilay kalon'ny fahiny an

  • @TahinaLens
    @TahinaLens 4 роки тому +1

    18/20 raha avy aty amiko. Noho izy nataon'i Mahery fomba fihira BoyzIIMen ny andininy anjarany no hany tsy nahalafatra azy

  • @evaeva2271
    @evaeva2271 5 років тому +1

    Mankalaza ô chapeau💃💃💃

  • @francisavisse691
    @francisavisse691 3 роки тому +1

    bravo les braves

  • @tianavaliso
    @tianavaliso 6 років тому +2

    Kay, tena ao amin'ilay mety mihitsy an ! Misaotra be fa hainareo ny mampitamberina ny fahiny mamy

  • @irenerazanadrakoto4181
    @irenerazanadrakoto4181 2 роки тому +1

    ❤️❤️❤️

  • @francisavisse691
    @francisavisse691 4 роки тому +1

    SUPER

  • @MauriceGenet
    @MauriceGenet 5 місяців тому +1

    Tena milay be izany version izany. Ny mpitendry moa tena avo lenta be: gitara, batterie

  • @aikomarhy2829
    @aikomarhy2829 5 років тому +2

    Merci Kiaka nareo rehetra mihintsy è! Izay vao hitakl ity cover ity fa tsy any antoerana è. Bravo

    • @maelysandrianaivo9077
      @maelysandrianaivo9077 3 роки тому

      D ngah mila précisez na mitsy hoe tsy antoerana kkk 🤣🤣🤣 UA-cam anie k misy e hihihi eto dhlo no mahita 😂😂😂🤣🤣 sa hoe mila fantatra fa tsy eto an toerana kkk 😂😂

  • @andriamihaingoandry50
    @andriamihaingoandry50 3 роки тому +1

    Sary kanto mainty sy fotsy no nolokoina marevaka, kanto hatrany, mankasitraka rizalà a.

  • @gabrielleamd3966
    @gabrielleamd3966 4 роки тому +1

    Zany feonareo !!! ❤️❤️❤️👍👍👍Miaiky ny tenako

  • @Fiderana23
    @Fiderana23 3 роки тому +2

    Tsara erý

  • @francisavisse691
    @francisavisse691 5 років тому +1

    bien tres bon tres bon

  • @evsimple
    @evsimple Рік тому +1

    Tsara mozika, tsara feo mirindra tsara, tsara tononkira. Mahafinaritra e. Tsara fa tohizo.

  • @jaonarazafitseheno5151
    @jaonarazafitseheno5151 6 років тому +1

    mankasitraka fa kanto e ... manantena sy miandry vazo hafa indray o .!!

  • @ckyirolorrain8900
    @ckyirolorrain8900 5 років тому +1

    Trop !!!! top

  • @naryarisoa2355
    @naryarisoa2355 8 років тому +4

    Ao tsara zany e! Ouawww!

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 2 роки тому +3

    Bon cover! Bravo! :-)

  • @FeytchNyrwinRan
    @FeytchNyrwinRan 8 років тому +2

    TIAKOOOOOO EEEEE :) TSISY AMBARA FIRY :)

  • @francisavisse691
    @francisavisse691 4 роки тому +2

    BRAVO MUSIQUE INTEMPORELLE

  • @impossiblea2180
    @impossiblea2180 8 років тому +3

    c'est beau l'amour...:-D :-D

    • @thiers526
      @thiers526 7 років тому

      Impossible A eh oui;malgré l'éloignement...

  • @rahajarisonrivo8922
    @rahajarisonrivo8922 4 роки тому +1

    Merci e! tiko be io hira io

  • @inellerabezanany8843
    @inellerabezanany8843 Рік тому +1

    Tiko be leisi tonton c' est qon qon fait la chasse

  • @lantoherynirinarazakasoa8273
    @lantoherynirinarazakasoa8273 2 роки тому +1

    Misaotra indrindra ❤

  • @nn7703
    @nn7703 6 років тому +1

    ....tsy miova sanatry ....l'amoureux 💖💖

  • @francisavisse691
    @francisavisse691 4 роки тому +1

    BRAVO

  • @besetranirinarakotomalala4694
    @besetranirinarakotomalala4694 4 роки тому +1

    Tiko eh!

  • @maheryfy522
    @maheryfy522 7 років тому +5

    Tafiaraka ny samy manga feo sady mbola hira tsara koa no nataony #cover. j'adore

  • @herringtsu
    @herringtsu 8 років тому +2

    mankalaza zalahy ah! ampio ampio

  • @francisavisse691
    @francisavisse691 5 років тому +1

    TRES BIEN

  • @antoinejosoa635
    @antoinejosoa635 4 роки тому +1

    Gasy aloha imbattable

  • @itsmykael
    @itsmykael 3 роки тому +1

    eh ben, tsy miiova mihitsy zareo zany a. ary i Kiaka manala azy be haha

  • @ravoniarisonvictor4065
    @ravoniarisonvictor4065 6 років тому +1

    Tsara rangaha a.Misaotra e.

  • @didi_agn1247
    @didi_agn1247 6 років тому +1

    Tena tsara tena tsara.

  • @lapiraterieofficiel3635
    @lapiraterieofficiel3635 8 років тому +4

    TENA makasitraka tohizo fa tsara

  • @suziemahonjo5048
    @suziemahonjo5048 6 років тому +1

    Tsara be.

  • @benjaona
    @benjaona 10 років тому +2

    sur mintsy!!!!!!!!!!!!! :)

  • @jeanpatrickramandimbison6888
    @jeanpatrickramandimbison6888 4 роки тому +1

    Mafy reo bandy ireo

  • @impossiblea2180
    @impossiblea2180 7 років тому +1

    ❤❤❤❤👍👍👍😚😚

  • @rijahmahisaac6497
    @rijahmahisaac6497 9 років тому +1

    mlai !!hafa koa

  • @holiarisoarakoto7427
    @holiarisoarakoto7427 3 роки тому +1

    Tena tsara e

  • @MrTito0301
    @MrTito0301 9 років тому +2

    Milay e, asio hafa ndray

  • @nounouandrianarivelo8114
    @nounouandrianarivelo8114 3 роки тому +1

    À

  • @fanjali
    @fanjali 8 років тому +8

    Merci e ! Afa mhts oa ref ny manga feo zay no manao Cover ^^

  • @ratovotantely226
    @ratovotantely226 6 років тому +1

    Maka tsirony mihinitsy ilay bandy @ guitare an, merci zoki a

  • @aikomarhy2829
    @aikomarhy2829 5 років тому +2

    Tena bogosy oa ny gasy è tena manja leitsy

  • @kevinturpin7692
    @kevinturpin7692 7 років тому +3

    manja e!

  • @hiramalagasyvazahaanglisyh1061
    @hiramalagasyvazahaanglisyh1061 8 років тому +2

    Tena ao tsara !!

  • @eddytojo5136
    @eddytojo5136 5 років тому +1

    mankasitraka indrindra eee

  • @thiers526
    @thiers526 9 років тому +3

    Mahafinaritra e!!!

  • @japt777able
    @japt777able 7 років тому +2

    Mahafinaritra e !

  • @tsiryrazafindralambo5540
    @tsiryrazafindralambo5540 8 років тому +1

    mlay e

  • @rabarimalalajuliesandra9469
    @rabarimalalajuliesandra9469 5 років тому +2

    feo kanto Ninie mankasitraka za maka anao foana

  • @nathyrandrianarisoa3936
    @nathyrandrianarisoa3936 8 років тому +1

    tonton an!!

  • @fajollabhayali2721
    @fajollabhayali2721 4 роки тому +1

    Mafinaritra e!!!

  • @gasyfara2064
    @gasyfara2064 10 років тому +1

    Tsy ratsy .

  • @natacharandriamahaly431
    @natacharandriamahaly431 5 років тому +1

    La chemise blanche a déformé la parole si vous avez bien écouté. De mon point de vue, Il fait exprès ''mankarary fo..." bande de voyou!!!!!

    • @miara1464
      @miara1464 4 роки тому

      Je ne t ai pas bien compris

    • @kakabob5574
      @kakabob5574 2 роки тому

      @Natacha Randriamahaly. Oui j'ai écouté 10 fois et je peux en tirer la même chose que vous. Non c'est pas une bande de voyous comme vous le dites, le type est cool à ce que je sache.

  • @francisavisse691
    @francisavisse691 4 роки тому +1

    LA PLUS BELLE MUSIQUE AU MONDE

  • @lantoherynirinarazakasoa8273
    @lantoherynirinarazakasoa8273 3 роки тому +1

    ❤❤