Miakara ao Tananarivo daholo ny any à Province rehetra tahaka ireny nitsenanareo ny Papa ray masina ireny de miala teo io. Satria tsy hiala teo mihitsy io.
TIM indray Lou M Fleury d discipline 👍👍👍 misy olona indraindray manirikiry fa TIM Lou no JERENA Sinon mialà tsy membre intsony tsy hoe tsy tenenina lay diso fa misy mbola priorité
Le afrikana koa toa manome vahana tsara an le faikamboto rajoel mba hampihinana ny vahoaka malagasy ny tsy fihinany ko Omen dreo satroboninahitra foana le rajoel na dia fantany tsara fa mampihinatay ny vahoakany aza De mikipy maso koa le mpamatsy vola mandroboka foana ny trosa ny vahoaka Tena politikan alika le izy
rehefa jerena dia 90% ny haino amanjery (enga anie ka ho diso aho) dia tsy misy afa tsy hoe: aongano io filoha io ,tairo e !sns...fitiavan tseza e! potika madagasikara e ! sy ny tsy hay intsony.feno!.hoy aho anankampo:tena tsisy tia an rajoelina tsony zany ny malagasy. refa atao ny election poti-mofo ny pourcentage azon mpanohitra,ry zareo "coca" na collectif des candidats .enga anie ho eo foana ny litera "o". tsy mahagaga izany.lazaina fa mangotraka ny raharam pirenena e!!! atao ny deputation sy maire ,...dia ny tena no menatra!!! aoka re !
Mirary ny fahasalamanao tanteraka Meur.Fleury, ary enga anie ho lava velona ianao sy ny fianakavianao ! Mbola maro ny andraikitra avy any aminao Meur.Fleury , satria tena ilainy Madagaskar ny fisian'olona rehetra izay mitovy aminao ! Mila olona mitovy aminao , izay mbola anisan'ny mahafantatra ny tantara Madagaskar ity Firenen- tsika ity ! Masina i Madagaskar !
Mba mahalalà fomba tompoko ! Izay ilay toe- tsaintsika Malagasy maro ! Fa maninona no apetraka eto ilay fanontaniana , raha olona tsy fantatrao ny momba ny fahasalamany ?
@@fleurettekobel2490 rehefa tsy mitovy eritreritra na mba manana fomba fijery hafa na mitombona d izany foana no reflexe ataon ireo, lazaina fa tsy salama saina ny olona
Tsara kosa ity fanontaniana ity fa ahatsiarovako ny nilazàna fa tsy Salama saina ny kôlonely Charles Andrianasoavina, ny PAN Christine Razanamahasoa,...
Io hita tsika io fa olona marary marary saina de lasa mibinabina antitra satria tsisy azony hatao afatsy mitsikera te ho lasa président any Mada nefa indrisy eee????? De miredi2 eto am Fb sisa
Miakara ao Tananarivo daholo ny any à Province rehetra tahaka ireny nitsenanareo ny Papa ray masina ireny de miala teo io. Satria tsy hiala teo mihitsy io.
Reto be galona reto mihitsy manahirana
TIM indray Lou M Fleury d discipline 👍👍👍 misy olona indraindray manirikiry fa TIM Lou no JERENA Sinon mialà tsy membre intsony tsy hoe tsy tenenina lay diso fa misy mbola priorité
izaho izao eto MIHINANA chocolat jeff and brugers
Aza mampanofy ratsy eh mampitahotra ankizy madinika zato paozy eh
Merci 🙏 FLEURy Tohizo foana hoan’ny 🇲🇬🇲🇬👍
io zany teneniko akitsirano fa Mpambotry firenena io zalah io ! nanongana andRatsiraka izany kolonely izany pasteur Ramino sy sns diso aho diso
Toetrq tsara hoy ianao merci m
mpanongampanjakana ireo
Ohatrinona ny participation ahafahana mihaino ilay fandaharana
Merci nao Mr Fleury
any aminy hono ny baiko Amiraly eo no Nitondra
Leadership amin'ny Fraude et Manipulation electorales no izy e!!!
Hahahahaha EFA tapitra NY fotoany NY lainga hafafy ranona AAA!!!! EFA hainay loatra NY anatin loha mety manome zavatra tsny indray zao. Hihihihi
Ĺetia .tena voakarama.anireo.vaza .reo.anankorotana.firenena
Fa nga mo enao tsia mbola nanohana an Rajo tao aorinan 2009? mbola nanenjika be an Ravalo nareo tamzany, fa tsara rehefa tonga saina
Le afrikana koa toa manome vahana tsara an le faikamboto rajoel mba hampihinana ny vahoaka malagasy ny tsy fihinany ko
Omen dreo satroboninahitra foana le rajoel na dia fantany tsara fa mampihinatay ny vahoakany aza
De mikipy maso koa le mpamatsy vola mandroboka foana ny trosa ny vahoaka
Tena politikan alika le izy
MBA matahora an ATRA daholo EEE tsye ela tsy mitaredretra Izy matokia izany fa ho avy anie Izy Io eeeee
rehefa jerena dia 90% ny haino amanjery (enga anie ka ho diso aho) dia tsy misy afa tsy hoe: aongano io filoha io ,tairo e !sns...fitiavan tseza e! potika madagasikara e ! sy ny tsy hay intsony.feno!.hoy aho anankampo:tena tsisy tia an rajoelina tsony zany ny malagasy.
refa atao ny election poti-mofo ny pourcentage azon mpanohitra,ry zareo "coca" na collectif des candidats .enga anie ho eo foana ny litera "o".
tsy mahagaga izany.lazaina fa mangotraka ny raharam pirenena e!!!
atao ny deputation sy maire ,...dia ny tena no menatra!!!
aoka re !
Mirary ny fahasalamanao tanteraka Meur.Fleury, ary enga anie ho lava velona ianao sy ny fianakavianao ! Mbola maro ny andraikitra avy any aminao Meur.Fleury , satria tena ilainy Madagaskar ny fisian'olona rehetra izay mitovy aminao ! Mila olona mitovy aminao , izay mbola anisan'ny mahafantatra ny tantara Madagaskar ity Firenen- tsika ity !
Masina i Madagaskar !
Toetrq tsara no nolazanao M. Rakotomalala. Ahoana ny toetra ratsy an'i Harilala?Lazazo.
Salama ve le rangahy ity ?
Mba mahalalà fomba tompoko ! Izay ilay toe- tsaintsika Malagasy maro ! Fa maninona no apetraka eto ilay fanontaniana , raha olona tsy fantatrao ny momba ny fahasalamany ?
@@fleurettekobel2490 rehefa tsy mitovy eritreritra na mba manana fomba fijery hafa na mitombona d izany foana no reflexe ataon ireo, lazaina fa tsy salama saina ny olona
Tsara kosa ity fanontaniana ity fa ahatsiarovako ny nilazàna fa tsy Salama saina ny kôlonely Charles Andrianasoavina, ny PAN Christine Razanamahasoa,...
@@PierreRambolarijaona-cw3sd dia gaga hoa ianao, fa rehefa misy ao amin'ny mpanohitra no miala
miova loko tsy mba misy miteny an zany zareo
Io hita tsika io fa olona marary marary saina de lasa mibinabina antitra satria tsisy azony hatao afatsy mitsikera te ho lasa président any Mada nefa indrisy eee????? De miredi2 eto am Fb sisa