CEASAR, mivahiny eto @ POINT CARRÉ🎬

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 5 кві 2024
  • CEASAR, mivahiny eto @ POINT CARRÉ🎬
    Ny fiainany sy ny mozika ary ny resabe momba azy
    no zarainy ho antsika @ ty vidéo ity🚨
    Mankasitraka ny mpiara-miasa jiaby🙏
    𝓒𝓪𝓶é𝓵é𝓸𝓷 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐜𝐚𝐫.Ravintsara

КОМЕНТАРІ • 8

  • @AminaMamine-vo3wg
    @AminaMamine-vo3wg 3 місяці тому

    Oh wi. Mitovy am toetrako tsarabe. Toetranao fa tohizo

  • @jocelyne6133
    @jocelyne6133 3 місяці тому

    Tiako be le toe-tsainy👏👏

  • @fleurettekobel2490
    @fleurettekobel2490 3 місяці тому

    Mankasitra ilay fandaharana tompoko , tena nahafinaritra sy mendrika ilay fahalalam- pomban'areo mirahalahy izay niresadresaka teto !
    Mahaleova sy mahalasana ry tovolahy , koa ho ela velona mandrakizay @ fiainanao rehetra !
    Bonne chance !

  • @AminaMamine-vo3wg
    @AminaMamine-vo3wg 3 місяці тому

    Mazava tsarabe le resaka

  • @AminaMamine-vo3wg
    @AminaMamine-vo3wg 3 місяці тому

    Zanakanao marina le Zaza

  • @user-hh1jr9to7q
    @user-hh1jr9to7q 3 місяці тому

    Couplé bataire donc izy zegn

  • @havelynebe1861
    @havelynebe1861 2 місяці тому

    Manampaizagna i zaza ty

  • @user-sq6fg4zg9t
    @user-sq6fg4zg9t 3 місяці тому

    Tiako lay famalinao @ lay zanakao . Marina mihintsy zany