RESAKA ADIN' i BIG MJ Sy TENCE MENA / IZA NO DISO ??
Вставка
- Опубліковано 2 лис 2023
- NY HABADOAN' i BIG MJ NO MATONGA AZY MANAONAO FAHATANY ERAKY NY RESEAU SOCIAUX REHETRA IO ...
Merci d'avoir regardé la vidéo 🙏
Et n' hésitez pas de s'abonner ici 👉 bit.ly/3Qkw0gZ
Facebook : profile.php?...
Vérité zany Mr koto a. Mankasitraka zoky 👍♥️🙏
Aza marary fo fa la vie continue
il joue le gangster très dur mais tence Mena nampomemehy anazy otranireny olona wen be
Bien dit
Tena marina zany koto
Ia tokony niala tamboninahitra za Koa nieritreritrazany
Maninona i Big mj raha mipetraka any Etas-unis de any mihira de ho hita eo raha malaza any amerique fa mino aho fa tsisy mpiheno any
Kkkkkkkkllll maharegny Raha zalahy
Bad boys lery
Gasy bôka andafy ? Mavo vava !Bé fialonana ! Mahavelon tena a Madagascar ny Big mamy hoditra mpanohana azy
Elah ho aho aza be fialonana
K'kkkkkkl
Marina izany ri Koto ah !Mampimehy ana ianao aaaaa h ! Izovy Big Mj ?
Mba ampianaro ihany ny zaza ry zalahy na dia hanao mpangaro paosy aza a !
Ny tanjon 'i Big MJ anie hoe hiaraka hihira amin'i Chris Brown e, d mbola apianatra an'i Chris hihira am teny gasy izy d am zay lasa malaza eratany kkkk
Hahaha pas de commentaire 🤣
Ohambolana avy aty avaratra: feno rano tsy mihontsagna, zany hoe rah olona Tena mpanam-bola I BG a tsy varina mi werawera ekan'tana, olona mpanam-bola zany tsary misehoseho hotran'ataony BG MJ reny
Atao inona aloha ilay téléphérique e
😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂 zegny antintra zany mipitraha saraby krkrkrkrkr
l'esprit fort discute des idées, l'esprit moyenne discute des événements et l'esprit faible discute des gens. A toi de juger Koto, dans quel genre d'esprit te trouves tu.