NIHAONA TAMIN' i JESOSY INDRAY AHO : FIJOROANA VAVOLOMBELONA FAHAROA ...

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 7 лют 2025
  • BETSAKA NY ZAVATRA NOLAZAINY TAMIKO MAHAKASIKA MADAGASIKARA KA HENOY ARY ...
    Merci d'avoir regardé la vidéo 🙏
    Et n' hésitez pas de s'abonner ici 👉 bit.ly/3Qkw0gZ
    Facebook : www.facebook.c...

КОМЕНТАРІ • 36

  • @yaroucorneille
    @yaroucorneille 11 місяців тому +1

    Otrany tsara ihany ilay fihaonana tamin'ilay pasitera iny zany koa. Toa niova ity lehilahy ity na dia maneho sariteny te hilaza zavatra. Otran te hanaradia an i Jesoa ihany sa mahatsapa ihany koa fa io zao no tena bizna

  • @inayatsama6059
    @inayatsama6059 15 днів тому +1

    Kkkkk 😂😂😂

  • @coolman3322
    @coolman3322 11 місяців тому +1

    mitovitovy ihany atsika koto . fa nanakay taminy bonne année

  • @LantoLanto-h3y
    @LantoLanto-h3y 11 місяців тому +2

    😂 de ianao maita resaka lazainy

  • @user-sadika
    @user-sadika 11 місяців тому +1

    HaHaHa manaiky aho, fa lasa profety i KOTO ho atoato. Mahay mampiresaka @ny fihetsem-po ny olona mora resen-dahatra ilay rangaha ity Ka. Pire que l'autre Biary moa sa Billard(MDR).
    Sa kosa bipolaire sa trouble dissociatif de l'identité. Any ka lasa resaka( bagatelle ) sisa no entin' ireo olona miseho mpananatra, mpanaraka ny fiaraha-monina, mpitsikera. Lasa misy contradtion ny ahafarany ny resaka lazainy, fa tsisy mitombona intsony. Aiza teo hoe misy mifofo ny ainy, tampoka teo lasa hoe Jesosy no niteny azy, nefa olona toa tsy ampy conviction na foi en dieu( Aza afangaro ny hoe croire et la foi en dieu). Manombok'izao angamba dia ataoko maivamaivana ny fitdikerana fa sao voa maika mampitombo ny Aretina mitaiza azy , ka ho bedin'Atra ny tenako

  • @honorineraharimalala8348
    @honorineraharimalala8348 11 місяців тому +1

    Mba hafahafa ko zany Jesosy niseho t@ nao zany , @ toetranao mitsaratsara olona, manararsy olona Ve no nisehon’ Jesosy, de gagenao

  • @estellesoumira7010
    @estellesoumira7010 11 місяців тому +1

    Fitsarana malagasy voavidim-bola ny Andry Rajoelina Français, mpamosavy, i Bado milalo ny manam-p ahaizana

  • @jeanpierrevalerie1160
    @jeanpierrevalerie1160 11 місяців тому +2

    🙄🥴😡🎃👻🤕🥺😴😱 UN MANIPULATEUR S'APPUI BEAUCOUP SUR LES EMOTIONS

  • @CONSTANTIN-g5q
    @CONSTANTIN-g5q 11 місяців тому +1

    ooohhh ty zany le kopi kolé an'i ikotolahimahitsoambo, mamalankira ty kopi kolé ty sady mpiray antoko @ i Marc Tatandraza sy Mesia Tsaratsara. Mampidina ny valeur n'ilay original le kopi kolé t@ ty ndray mitoraka ty

  • @socrateracyclone6349
    @socrateracyclone6349 11 місяців тому +1

    Hihihihihi. Sao mba ho torahan'ny Kaomôrianina vato Koto a !

  • @olgabesoa3335
    @olgabesoa3335 11 місяців тому +2

    Io aton i Koto avio mitsikera religion koa

  • @mialyramananarivo3413
    @mialyramananarivo3413 11 місяців тому +1

    Hotrany mampihomehy ndray a! De miteny vazaha sa miteny gasy hono lay jesosy mainty sa fontsy!

  • @NanthaNyaina
    @NanthaNyaina 11 місяців тому +1

    Cv tsara ve leity 😂😂😂

  • @andianaandriam2246
    @andianaandriam2246 11 місяців тому

    🤣🤣🤣 dia avy eo ndray misy tena mino 🤣🤣🤣

  • @MargueriteMarieLydieRAZANADRAF
    @MargueriteMarieLydieRAZANADRAF 11 місяців тому +1

    Dia Jesosy manahona ny lokotarehiny? Aza miteniteny foana

    • @pulcheriemendreny2951
      @pulcheriemendreny2951 8 місяців тому

      Tahiny Jesosy ny malagasy hendry Mahereza aminy fijoroana vavolombelona aminy anarany Jesosy kristy avy any Nazareth Jesosy kristy io tsy misy olona niza niza nahita azy fa raha tokony hoy izy raha mino azy isika de hahita ny voninahiny Amen 🙏🙏 hoy izy Sambatra izay mino nefa tsy nahita aleulleuia misaotra betsake bon courage

  • @toxrazman1175
    @toxrazman1175 11 місяців тому +1

    La plupart ne comprend pas du tout 😂

  • @ЛуисРазафисвнжатусифехиниариву

    Lekoto, apatsiahivoko, zaho betsileo. Ka zao, so de efa mi dega leroa. Efa belotra ny tenelahy teto h@ fagnambaniama ny betsileo. Tsy azo antoka koa elahy. Kely sisa de lasa pasteur. Xa xixa. Mahereza letsy lekotoa!

    • @JeanPaulÉmileRakotozafy
      @JeanPaulÉmileRakotozafy 11 місяців тому

      Silamo ianao dia mino ianao fa hiteny aminao Jesosy. Comores dia nosy Al Kamar. Tao amin'ny Mer des Roseaux no niampita ny zanak'Israely

  • @socrateracyclone6349
    @socrateracyclone6349 11 місяців тому +1

    Miovà izany toetra KOTO a !

  • @berivoanita5125
    @berivoanita5125 10 місяців тому +1

    Bonjour Je viens de voir ton vidéo Ça me paraît bizarre parce que ton autre vidéo que tu parles que jésus il a jamais existé est que là avec tes vidéos là tu parles que jésus te parle par rapport à tes c'est possible d'arrêter de dédier n'importe quoi Parce que là tu tiens traîne embrouillé l'esprit des gens s'il vous plaît merci

  • @eliramiliariniaina2207
    @eliramiliariniaina2207 11 місяців тому +2

    Milay ianao koto. Tena mahay mampiesona ny malagasy iray manontolo. Misy Jesosy, tsy misy Jesosy, rehefa hainao ny fanazavana dia samy mandray izay mety aminy. Izaho dia ohatry ny mihaino tantara tany Mcar no mihaino anao. Mety amiko izay lazainao, mba analako andro

  • @christophecolombe8593
    @christophecolombe8593 11 місяців тому +1

    Hahahahahaha😂

  • @jos3613
    @jos3613 11 місяців тому +2

    Misy ny Marc Tatandraza, ny Mesia Tsaratsara ary miampy an’i Koto!

  • @rakotohaingo6810
    @rakotohaingo6810 11 місяців тому +1

    Zoky a ! na marina na diso ze lazainao de tsy tokony teneninao eto zany ; lasa mampidina be ny credibilité nao zao zavatra ataonao izao , diniho daholo ne ny commentaire ny ol e Zoky a ovay le sujet bonsoir........

    • @harizofanivana9416
      @harizofanivana9416 11 місяців тому +1

      Marina mihitsy zany. Simba ny image ny amin zao zavatra zao

    • @harizofanivana9416
      @harizofanivana9416 11 місяців тому +1

      Sao de mba tsy Koto ity?😂 Je suis un theologien fa tena diso tanteraka ny interpretation biblique nao Koto. Tohizo le analyse politique anao fa io no talenta nao! Mirary soa!

  • @hanitranil4489
    @hanitranil4489 11 місяців тому +1

    Tsy Jesosy zany....
    Rehefa mibebaka dia raisimy.
    Ary betsaka ny gasy no mibebaka Sao ianao gaga.

    • @hanitranil4489
      @hanitranil4489 11 місяців тому +3

      Avy eo koa, anio rakoto mino any Jesosy , Rampitso dia anti Christ hiringiriny... Aza mifandrebireby a!!

    • @ArmandMamba
      @ArmandMamba 11 місяців тому

      fa i Jean Yves V. fa iza mo inao io ry @hanitranil no mahalala an jesosi, sa inao no vadiny? Ita mitsin oe mpi- interprete sy mpiatsaravelatsy (firy @ le 27 millions no nibebka, d aona ny nahafantarana an zany betsaka zany?)

    • @hanitranil4489
      @hanitranil4489 11 місяців тому

      ​@@ArmandMamba dia aza mibebaka e..... Nareo sy ny devoly Mifanao Bao avy eo......
      Ny tsy mahalala any Jesosy ihany no tsy mahita fa tena mist matahotra an'Andriamanitra ny gasy ka efa mibebaka.... Tsy fantatry ny olona tsy än att valan'i Jesosy toa any ty zao zany.
      Ny alika no any ivelany.
      Bakio badboll fa ao zany

    • @ArmandMamba
      @ArmandMamba 11 місяців тому

      Ngah jesosy irery no Andriamanitra ? , ngan n baiboly irery no vakian olona d oe refa tsy ao de Alika? na ireo kristianina aza mizarazara, mifanipaka ao anatin.ny vala@@hanitranil4489

    • @ArmandMamba
      @ArmandMamba 11 місяців тому

      ra ny mahazo an gasy aloha d tena ita oe efa nialan jesosiny , fa ny mi insiste no betsaka@@hanitranil4489

  • @MeliZai-c4p
    @MeliZai-c4p 11 місяців тому +2

    N'importe quoi,,