- 148
- 383 499
Gasy Karaoke FLUO
Приєднався 10 гру 2023
Karaoke gasy - Hira malagasy 100% - Tsara feo - Mora vakiana - Ny loko marevaka FLUO no hahafantarana azy - Misy Playlist mazava sy milamina tsara - Mivoatra hatrany - Ny tsara indrindra sy asa voakaly natokana ho anao mpaka fy
Karaoke malgache - 100% Musique malagasy - Bon son - Confort visuel à la lecture - Distinction : charte graphique fluo - Playlists claires et bien agencées - En constante évolution - Notre passion pour la musique malagasy nous pousse à offrir le meilleur aux passionés de karaoke comme nous
Karaoke malgache - 100% Musique malagasy - Bon son - Confort visuel à la lecture - Distinction : charte graphique fluo - Playlists claires et bien agencées - En constante évolution - Notre passion pour la musique malagasy nous pousse à offrir le meilleur aux passionés de karaoke comme nous
Karaoke RY TOMPO - MAHALEO
RY TOMPO
#karaokegasy #gasykaraoke #hiramalagasy
Tononkira - Paroles - Texte - Lyrics
MOZIKA
Ry Tompo (2)
Omeo hery aho
Ho entiko hanompo
hanompo, ny anaranao
Fa ny fakam-panahy
Mbola mananontanona ahy
Ny fitiavan-tena
Mahamenatra jerena
Vonjeo aho ry Tompo
Ry Raiko (2)
Omeo toromarika
Ny saiko (2)
Mba tsy ho mora voasarika
Tsy hanao zava-tsy mendrika
Izay mety handrendrika
Fa hanao ny tsara
Mba tsy ho ratsy fiafara
Matoky anao ry Tompo.
MAHALEO
#karaokegasy #gasykaraoke #hiramalagasy
Tononkira - Paroles - Texte - Lyrics
MOZIKA
Ry Tompo (2)
Omeo hery aho
Ho entiko hanompo
hanompo, ny anaranao
Fa ny fakam-panahy
Mbola mananontanona ahy
Ny fitiavan-tena
Mahamenatra jerena
Vonjeo aho ry Tompo
Ry Raiko (2)
Omeo toromarika
Ny saiko (2)
Mba tsy ho mora voasarika
Tsy hanao zava-tsy mendrika
Izay mety handrendrika
Fa hanao ny tsara
Mba tsy ho ratsy fiafara
Matoky anao ry Tompo.
MAHALEO
Переглядів: 95
Відео
Karaoke AO IZY E - DADAH RABEL & INAH - MAHALEO
Переглядів 26316 годин тому
AO IZY E #karaokegasy #gasykaraoke #hiramalagasy Tononkira - Paroles - Texte - Lyrics Ianao Ilay nailika, ankilabao Nasiana tsipika tsy azo hihoaranao Toy irony kamboty, tsy misy mpiahy Mba te hiangoty nefa tsy reny tsy ray Ao Izy e, hanome ilay anjara fitia F’Izy anie no mandre Ny antson'ireo very dia Ao Izy e, hanome ilay anjara fitia F' Izy anie no hany mandre Ny antso manginan'ireo izay nan...
Kraroke SOLY - SAMOELA
Переглядів 16616 годин тому
SOLY #karaokegasy #gasykaraoke #hiramalagasy Tononkira - Paroles - Texte - Lyrics Dinta kely miraikitra anatin'ny loha Mikiky malefaka ny ati-doha Mahasaikasaika toa saribakoly No nitiavako anao re ry Kala Soly Rahoviana vao ho hitako ianao, ilay manao dance Na tratrako manao théatre hariva amin'ny Alliance Kizintina ery raha miasa maraina fa manao stage ô Fa hipetraka lava ao anaty biraon'ny B...
Karaoke ENY AMBANIVOHITRA - ZANDRY GASY
Переглядів 93228 днів тому
ENY AMBANIVOHITRA #karaokegasy #gasykaraoke #hiramalagasy Tononkira - Paroles - Texte - Lyrics Eny ambanivohitr’eny lahy ô Lohasaha, Lohasaha izay mitomandavana Toa mangina hoy aho, toa mangina, mangina sady tony e Alokalofan'ny, alokalofan'ny (havoana..) Havoana tsy hita fetra Eny ambanivohitr’eny lahy ô Lohasaha, lohasaha izay mitomandavana Toa mangina hoy aho, toa mangina, mangina sady tony ...
Karaoke AMPIANARO - POOPY
Переглядів 35228 днів тому
AMPIANARO #karaokegasy #gasykaraoke #hiramalagasy Tononkira - Paroles - Texte - Lyrics Ampianaro aho Tompo mba Ho haiko ny mitondra ilay Fitiavana ato am-poko mba Ho ravaka diamondra Toroy aho ry Raiko Ilay fitiavana tanatiko Tsy ahavery ahy Fa atolotro ho fanatitro Omeo ahy ny fandeferana Handreseko ny ambom-po Toroy ny faharetana aho Hiandrandrako valisoa Omeo ahy ny fahendrena Sy ny fiarovan...
Karaoke RAINAY O - TSELATRA
Переглядів 174Місяць тому
RAINAY O #karaokegasy #gasykaraoke #hiramalagasy Tononkira - Paroles - Texte - Lyrics Rainay ô ! Ato anaty lalina No miantso anao izahay Mba henoy ny vavakay a a a ! Rainay ô ! Indro atolotray ho Anao Fo sy saina, sy fanahy Mamindrà fo, mamindrà fo aminay Indro solafaka izahay, ie, ie Ka miandrandra ny tananao Fanantenana, Famonjena No irina avy Aminao Mba raiso ho eo akaikinao Fahasambarana, f...
Karaoke EFA ELA (Zava-poana) - MAHALEO
Переглядів 546Місяць тому
EFA ELA (Zava-poana) #karaokegasy #gasykaraoke #hiramalagasy Tononkira - Paroles - Texte - Lyrics Efa ela aho no niandry izao andro izao Hatrizay aho tsy tafandry fa nitalaho Zava-poana e, ny miaina Maizin-dàlana aho raha toa ka tsy eo ianao Efa ela aho no naniry ny tànanao Mba hamihina ny ahy eo an-tratranao Zava-poana e, ny miaina Zovy no hantenaina raha tsy eo ianao Ao avokoa ireo mety hampi...
Karaoke NA TSIKY NA TOMANY - NY MPITORY
Переглядів 338Місяць тому
NA TSIKY NA TOMANY #karaokegasy #gasykaraoke #hiramalagasy Tononkira - Paroles - Texte - Lyrics Na tsiky na tomany samy iderako anao Ry Ray fa avy taminao Izany ny foko na hiloatra fifaliana na hisento Hidera anao ihany Ny doboky ny foko maneho fifaliana Ny sentoko misoko milaza fijaliana Ireny rehetra ireny iderako anao Ka sahiko ny miteny izao fanekena izao Lanjaiko am-pifaliana tsy misy mamp...
Karaoke IANTRAO - MAHALEO
Переглядів 206Місяць тому
IANTRAO #karaokegasy #gasykaraoke #hiramalagasy Tononkira - Paroles - Texte - Lyrics Iantrao fa aza rikoriko Sanatria tsy fanahy niniako No nahatonga ahy ho toy izao Iantrao fa ny hazofijaliako Mavesatra fa nikimpiako Raiso tanana aho raha azo atao Mahantra aho, tsy mitafy mandry fotsy Ory fitia sy rotsirotsy, Ka mba manantena anao Mahantra aho, ny fiainako mikororosy Manitsaka ahy izay te hano...
Karaoke SAO DIA ATAON IALAHY HOE - MAHALEO
Переглядів 428Місяць тому
SAO DIA ATAON IALAHY HOE #karaokegasy #gasykaraoke #hiramalagasy Tononkira - Paroles - Texte - Lyrics Sao dia ataon'ialahy hoe manadino letsy aho a Tsia letsy a, tsy maintsy mody any letsy aho a Sao dia ataon'ialahy hoe mirediredy letsy aho a Tsia letsy a, mbola tsy bedy letsy aho a Ny fiainana, hono letsy, tsy vita mora Raha vao solafaka eo ialahy, be ny mpanakora Ka ny mora kivy, io no tsy at...
Karaoke NY TENA FITIA - MAHALEO (Dadah & Fafah)
Переглядів 1,7 тис.Місяць тому
NY TENA FITIA #karaokegasy #gasykaraoke #hiramalagasy Tononkira - Paroles - Texte - Lyrics N'inona nanjo Na tojo ny mafy na nambinin-java-tsoa Na faly na maloka ny fo Ianao tsy lavitra fa teo anilako Ny masonao no ahitako Ny tongotrao no mahalala ny lalana hombako Izay taratrao no fahazavako Ny fontsika mitempo mifamaly tony lamako Izany akia ny fitia, fitia tena fitia Iray aina, iray safidy Iz...
Karaoke BAKOBAKO ROA - TROUPE JEANNETTE
Переглядів 637Місяць тому
BAKOBAKO ROA #karaokegasy #gasykaraoke #hiramalagasy Tononkira - Paroles - Texte - Lyrics (Tendren'i Sammy RAKOTOARIMALALA) Jereo kely ! Jereo anie ireto voromahailala Ireo modely te-ho, ho tahafin’ny mana-malala Ny azy ireny dia hajainy tokoa ny fitia Azo toky, fady izay mba hania Fa mandra-maty tsy mba lefy ilay fitia mitafotafo Ka isan’andro indreo miaina an-drotsirotsy sy safosafo Tsy ho mb...
Karaoke REQUIEM FOR MADNESS - SILO
Переглядів 149Місяць тому
REQUIEM FOR MADNESS #karaokegasy #gasykaraoke #hiramalagasy Tononkira - Paroles - Texte - Lyrics (Tendren'i Njaka Rakotonirainy) Anio aho hilaza sy hitantara aminao 'Ndeha hatao fanao ireo izay mba tianao fa marary, mampijaly, rehefa injay, ianao no tsy mamaly Satria ianao toa mahalala ahy ihany Ny ao anatiko ao rehefa injay tomany Toa fanahy, mila ainga foana, mampanahy, sao dia lasa moana Fa ...
Karaoke RAZAZAVAVY - MAHALEO (Bekoto)
Переглядів 271Місяць тому
RAZAZAVAVY #karaokegasy #gasykaraoke #hiramalagasy Tononkira - Paroles - Texte - Lyrics Tonga sahady ny lohataona Vadin’i Razazavy tsy mety tonga foana Omaly alahady andro fiangonana Vavakan-dRazazavavy manao hoe miverena Nisy nandalo tao an-tanàna Nilaza an-dRazavavy : "maty ny vadiny" Matin’ny fiara, fiarakodia Tany a-Talatamaty ilay vadiny Hatramin'izay, lasa fadin’ny taranaka Taranakan-dRaz...
Karaoke SALANITRA - MAHALEO
Переглядів 475Місяць тому
SALANITRA #karaokegasy #gasykaraoke #hiramalagasy Tononkira - Paroles - Texte - Lyrics Il est souvent des mots Il est aussi des cris Que le cœur en sanglots Laisse échapper sans bruit Faut-il que je te le dise (2) Mais il est des moments Où un silence éloquent Nous murmure toujours Tous nos petits mots d’amour Faut-il que je te le dise (2) Il sera des jours heureux Où tous nos mots et nos cris ...
Karaoke RY TOERA MANIRERY - JEANNE NALY (Kalon'ny Fahiny)
Переглядів 342Місяць тому
Karaoke RY TOERA MANIRERY - JEANNE NALY (Kalon'ny Fahiny)
Karaoke HIRA NO TSARA - OLOMBELO RICKY
Переглядів 213Місяць тому
Karaoke HIRA NO TSARA - OLOMBELO RICKY
Karaoke VAVAKA HO ANAO RY NENY - RAMY FRANCK
Переглядів 228Місяць тому
Karaoke VAVAKA HO ANAO RY NENY - RAMY FRANCK
Karaoke VOROMPOTSY MIARA-DIA - SOLIKA (Kalon'ny Fahiny)
Переглядів 432Місяць тому
Karaoke VOROMPOTSY MIARA-DIA - SOLIKA (Kalon'ny Fahiny)
Karaoke MIFANKATIAVA IHANY - SOLIKA (Kalon'ny Fahiny)
Переглядів 307Місяць тому
Karaoke MIFANKATIAVA IHANY - SOLIKA (Kalon'ny Fahiny)
Karaoke TSOFIKO RANO RAFARANIAINA - SOLIKA (Kalon'ny Fahiny)
Переглядів 225Місяць тому
Karaoke TSOFIKO RANO RAFARANIAINA - SOLIKA (Kalon'ny Fahiny)
Karaoke JACARANDA (Rehefa volana Oktobra) - LOLO SY NY TARINY
Переглядів 640Місяць тому
Karaoke JACARANDA (Rehefa volana Oktobra) - LOLO SY NY TARINY
Karaoke GASIKARA - TELOFANGADY & RAKOTO FRAH
Переглядів 3672 місяці тому
Karaoke GASIKARA - TELOFANGADY & RAKOTO FRAH
Karaoke MISY KALO - MIREILLE & TSELONINA
Переглядів 4752 місяці тому
Karaoke MISY KALO - MIREILLE & TSELONINA
Karaoke TSY OMALY - RIJA RAMANANTOANINA
Переглядів 1872 місяці тому
Karaoke TSY OMALY - RIJA RAMANANTOANINA
Johary
Toraka voninkazo e
Milay. Tena milay. Mankasitraka hatrany o
Salanitra e. Mangataka karaoke ilay "Salanitra - Mahaleo". Mankasitraka o
Voaray. Zarainay eto vao vonona. Mirary soa ô.
Indro ary ô. Natao manokana ho anao. Tena tsara io hira io fa misaotra amin'ny toro-hevitra. Zarazarao dia aza misalasala raha mbola misy hira hafa tianao angatahana. ua-cam.com/video/x_dSncxKgWA/v-deo.html
@@GasyKaraokeFluo Mankasitraka feno. Tsara be ilay izy.
Salama e. Tena tsara be.
Mankasitraka ô.
Play ee👍🏻
Hafatra rossy
Misaotra amin'ny soson-kevitra. Efa ato. Mankasitraka indrindra dia mihirà finaritra e. ua-cam.com/video/uWq4dgMCHq0/v-deo.html
Souv milay 👍👍👍
Hatraty io. Ra-Gabhy Jeneraly koa favy e. Ankafizo foana? Mirary soa indrindra.
Kamboty velon_dray
Eee indrisy fa lasa ilay manga feo 😢
Fa ny hirany mitoetra foana. Dia hiraintsika foana. Courage.
RIP Rampal😢😢😢 Mandalo n eto
Courage fa ny hira mitoetra foana. Tsy maty ao am-pontsika.
Hiran'ny TVM marina itony. Misaotra e.
Tena mafaniratra sady heno Tsara hilar feo an ilay vehivavy miara-mihira, manantena karaoke maromaro
Miezaka foana isika. Misaotra sy mankasitraka anao.
Hafatra rossy
Voaray ô. Mankasitraka amin'ny soso-kevitra.
ua-cam.com/video/uWq4dgMCHq0/v-deo.html
tsara fon ee
Mankasitraka anao e.
Tsara ❤❤
Mankasitraka ô
Mankasitraka 🙏🥰🥰❤
Ianao no isaorana ô.
Mankasitraka 🫶🏾🫶🏾🫶🏾
Mankasitraka anao.
Misaotra betsaka tompoko❤❤😄
Ianao no isaorana. Ankafizo e.
Afaka mba mahazo ny karaoke an'ilay hira ' i Nanie , ilay hoe niova ianao ve azafady indrindra tompoko 😊misaotra mialoha
Vita Tompoko. Mijere sy mihirà finaritra ô. ua-cam.com/video/FN1U8CIquZQ/v-deo.html