Hum hum hum hum... la la la la la... (2X) Tsy satrinao ve ki zah manao zay revin-dry Hony' f'aza de manorisory elah Lalandiavina mbola ho ela marina Sao tsy ho tafarina eo ah Satriko mahita anao lalandava Falifaly ery miramirana ny tava Sambatsambatr'iny, tsy mahafoy ireo fahiny efa vita Fitiavana masondriana Fanomezan-janahary Zaho sy ianao 'lay mpivahiny Lasa miara-dia, lasa mpifankatia Tsy mifankafoy tsy mifanary eh Hum... La la.... Mba tiko mantsy ny ahy ndray zao no arahana eto am-pelatanako ny fitiavanao indro ny hirako Itantara zay tsy voalazako Teo anatrehanao Mamiko sy ankafiziko Tsy satrinao ve izany Zah anie tsy ho aiza fa eo ihany Tsy satrinao ve ki? Zah no eo anilan-dry eo anilan-dry! (2X) Tsy satrinao ve ki zah manao zay revin-dry Hony' f'aza de manorisory elah Lalandiavina mbola ho ela marina Sao tsy ho tafarina eo ah Hafa ihany hoa le nahazatra Niara-nisedra, niara nizaka Hiala maina zay andrava Fa ny aty lavalava Satry foana hifamihana Ampitombo ny amamiana Lay' fitiavantsika Afana tsy hangatsiaka Amiratr'anjopika De gaga eo zay ahita Zany nefa automatique Fa samy love isika Satry foana hifamihana Ampitombo ny amamiana Lay' fitiavantsika Afana tsy hangatsiaka Raha nanaja ano iny (tsy ho satriko foana ve tsy ho satriko foana ianao) Ka miangavy anao iny YEAH!!! Efa voalaza ireo avy amin'ny fo Enao nanambara Tsy mila hafa koa Fitiavantsika roa Tsy ho aiko zaraina F'enao lay maminiaina (2X) Tsy satrinao ve ki zah manao zay revin-dry Hony' f'aza de manorisory elah Lalandiavina mbola ho ela marina Sao tsy ho tafarina eo ah
mamiko sy ankafiziko tsy satrinao ve zan za anie tsy ho aiza fa eo ihany, tsy satrinao ve zany tsy satrinao ve akia izah no ho eo anilandry eo aninilandryyyyyyyy???
2024 ny fahatanorana❤, tsara fona
2020 mbola tsy mankaleo fa mbola ça va be foana ny mieno Martiora Freedom
Hum hum hum hum...
la la la la la...
(2X)
Tsy satrinao ve ki zah manao zay revin-dry
Hony' f'aza de manorisory elah
Lalandiavina mbola ho ela marina
Sao tsy ho tafarina eo ah
Satriko mahita anao lalandava
Falifaly ery miramirana ny tava
Sambatsambatr'iny,
tsy mahafoy ireo fahiny efa vita
Fitiavana masondriana
Fanomezan-janahary
Zaho sy ianao 'lay mpivahiny
Lasa miara-dia, lasa mpifankatia
Tsy mifankafoy tsy mifanary eh
Hum...
La la....
Mba tiko mantsy
ny ahy ndray zao no arahana
eto am-pelatanako
ny fitiavanao indro ny hirako
Itantara zay tsy voalazako
Teo anatrehanao
Mamiko sy ankafiziko
Tsy satrinao ve izany
Zah anie tsy ho aiza fa eo ihany
Tsy satrinao ve ki?
Zah no eo anilan-dry
eo anilan-dry!
(2X)
Tsy satrinao ve ki zah manao zay revin-dry
Hony' f'aza de manorisory elah
Lalandiavina mbola ho ela marina
Sao tsy ho tafarina eo ah
Hafa ihany hoa le nahazatra
Niara-nisedra, niara nizaka
Hiala maina zay andrava
Fa ny aty lavalava
Satry foana hifamihana
Ampitombo ny amamiana
Lay' fitiavantsika
Afana tsy hangatsiaka
Amiratr'anjopika
De gaga eo zay ahita
Zany nefa automatique
Fa samy love isika
Satry foana hifamihana
Ampitombo ny amamiana
Lay' fitiavantsika
Afana tsy hangatsiaka
Raha nanaja ano iny
(tsy ho satriko foana ve
tsy ho satriko foana ianao)
Ka miangavy anao iny
YEAH!!!
Efa voalaza
ireo avy amin'ny fo
Enao nanambara
Tsy mila hafa koa
Fitiavantsika roa
Tsy ho aiko zaraina
F'enao lay maminiaina
(2X)
Tsy satrinao ve ki zah manao zay revin-dry
Hony' f'aza de manorisory elah
Lalandiavina mbola ho ela marina
Sao tsy ho tafarina eo ah
28 août 2024 ❤❤❤🎧🎧🎵🎶👂🔊🔊
Tsy leo mihintsy za miheno an'ity masterpiece ty 🔥
2021 mbol mis mihaino ve?? tsar beuuh fona ny vazo 😍✌️✌️
Za mbola mieno o😁
Lay fitiavantsika hafana tsy hangatsiaka ❤️ Septembre 2020 👌 🇩🇪🔥
On m'avait dédié ce song quand j'étais au college 🤭
Hira tsy mety lefy laza !!!
Henoiko sy ankafiziko hatramin'izao 👌
Zah rang ten adal n vazu n Martiora mits anh tiko b dhl 👊👊❤
Tsy mety leo anity hira ty mits na ef ho 3 taona aza. Mankasitraka👏
Mtovy zn..
J'ecoutais cette chanson depuis que j'etait 7 ans , donc depuis son sortie , et je me souviens encore , sinon belle chanson
ten milay le vazo satriko foana iano anile izy sur fa madona be rahga! milay nareo za maka nareo je kiff tro
2k21 mbola eto foana
♥️♥️
I don’t understand but it’s very good 👏🇲🇬
tiko be ty hiranareo ty
👍👍👍💋❤
2024 Mbola eto fona lessy ra Bomi Ehhh!!
Tena zao vo tsapako le alalin le parole😍💖
Légende zay mihaino amin'izao 2022
sayan supa martiora! mlay ka!
2020 mbola top foana ...........
00h15 07/12/19 ts satrinao v ky za manao ze revin ndry.... Satriko mahita anao lalandava...
Confinement aty am tany alavitra 🔥
REVEKO VAZONY RAMALM❤
Septembre 2024
LMA 2016 ❤💯 milay foan eeee
Tsiaro 1ray 😊❤
31 Aout 2024
Mbola mankafy fona na efa aty an-tany lavitra ara Kuwait
sur mints ranga amle vazo!! reveko ooo!!!
8h30 19 Juillet 2019 oufff💪💪💪📚📚⏳
Octobre 2024❤
Mlay fona eee, tiko ....
Atolotro ho an zay Tiavina zay. Jtm tjrs
2021 mbola tsy méti léo Respect MF
lasa miara dia lasa pifakatia tsy mifankafoy sy mifanary 🎵🎵🎵
Yeaaah, tsara ny hira :)
2019
hamiratra hanompika dia gaga eo izay hahita
Tena tiako ny stilnao, ry Martiora (y)
TENA TSY MPIKIFA MARTIORA ZA FA NAHENO TY VAZO TONGA DE LASAMBORONA LASA MIREVY 2020
Tsara loatra 👍
Tena tiakob mhtsy ity hira ity 😘😍😘😍
2023🫱🏼🫲🏾😂
ny chérie nanaovana dédicace an'ty tam'zany ary efa maty le
tsara nama ty hira ty. Tsy mety leo.
io vazo io no coud de coeur ty taona 2015/2016 ty sur fa milay
tsy satrinao ve ki zaha manao zay revindry ,milay e
2024 eeeee🎉
zik dedié à ma femme !!!!!!!!!! je kiff grave !!!!!!!!! merci tioramar !
Ao tsara 🔥🍻
Mlay lesy bandy akama fa toizy le zick
Tsy anampiana sady tsy analana, fa ao tsara...
cava baina a!! za makan lisan
♥️♥️🕊️🥇
2018?
2019?
bomi
Milay lotra, tsy mankaleo mintsy miheno azy miverimberina
❤❤❤❤
Tikoooooo fonaaaaaaaaa 🔥❤️
efa ela les ny niandrasako anty clip ty zay le. rrrreeeeevveeeekkooo ôôôôhhh
2h23 juin 2019
Le 3èm
✈✈🇪🇸👌
mlamndam.... sur!!!
Satriko enao no anilako 🆘
mlay lesy bandy e, tohizo; .....isaky ny anokatra tsena za maraina d mihaino kely : SATRIKO s FA MISY INONA
Io vazon lisany ten reveko,, mankasitraka les e,,,
Hisao ho mpankafia an'laisany za manombok'zao (y)
Mbl tam college zah tamzany ahh
mlay beu (y)
:)
Ao tsara e!!
norminaly 2024
Mlay lisany e.
Malm kosa lesy le tsara anie zany eh
Tiko b😊sur 😊
mamiko sy ankafiziko tsy satrinao ve zan
za anie tsy ho aiza fa eo ihany, tsy satrinao ve zany
tsy satrinao ve akia izah no ho eo anilandry
eo aninilandryyyyyyyy???
ca va brooo
31/12/2019..23h17...tiko fona
mlay be ranga le vazo an tohizo ehhhhhhhhhhh
very good
mba mangataka instrum anaovana karaoke rah poinsa lesy ra malm a :D six
mmmmmm ,,merci @ le vazo
Sur mitsy eee
tena tsara lesy zala ah
Tohizo ry zalahy fa milay be!!!
Mlay b reto à.
2024
ankafiziko,satriko ery
big up
mlay e!!
sur fa revek be le vazo makasitrak
2018 !!
mle les rzalah a!sur tohizo fn e!
ao tsara e tena tiako
tsara e tohizo
mlay é👍👍
00h20✈✈🙏🙏💪
j'aime e
👍👍👍👍
Sûr eh
atolotro any manitra vadimalalako paid lava amino fa tiko fona.
tiko b daol n texte an lisany..... tohizo fa tsar e!! za maka anareo fon e