Directed by YS Entertainment Mellow Distribution 2024 Spotify spoti.fi/3IlxSUl Deezer bit.ly/3Xospk9 Apple music apple.co/3YuSa3k UA-cam bit.ly/40SsaRa
Zay vao tafaray ny Enjana 🖖🏾❤️ Efa ela ihany no niandrasana an’i Mr Sayda ❌ Agrad satria samy tompon’ny jeux de mots ary efa samy mpanao Fantsy tao anaty Rap Syga tamizany 🖖🏾🇲🇬 Sinon, Magic 🪄 ilay Duo 🔥 Alefaso Daysa sy Grad ah 👊🏻😉
Aucune insulte, aucun mauvais message, musique agréable à écouter, 10/10 😍
Oui norma le style TRAP Lesy BIG UP DJ YANN
1 commentaire,milay less misié a❤
Tsara be! Love from Norway 🙏🏼
Trop bien Mr Sayda 🥰😍
c'est top❤🎉🇲🇬
respect be ho anareo zoky be !!!!tegna kiasy be le son !!!!!big up be ho anareo m'tsam !!
nanary volamena ianao ahita firaka .milay ee!💪💪💪
Zao maka anilah Agrad ❤
Efa elah za no niandry an' ity son ity hivoka , fa top ✊
Za bao mpakafy ai 💝💝💝💝💝💝💝💝💝💝💝💝💝💝
top bravo 👏👏....
Bien posé 👌💥💫
Best Duo🔥🤙
Les deux les deux 🔥
Yeahh!!
Milay be..
Agrad🎉❤
Le Agrad lessy mamay e 🔥💪🖖
level hafa mihitsy lery eh💪💪
Alefaaa
Alefa leseeeee
Quelque chose qui change , bravo 👏
Merci❤️☺️
Mpanjaka ny music an,Dago ...merciii zalah a
Tena top rangah Agrad a, 💪💪💪 mafy be
Norme😍
Mlay🎉❤
Mafinaritra e 👍👍
Tiako ❤
Mamay❤
Manao le Agrad
Tena tsara ❤
alefa SAYDA milay be🎉
alefa AGRAD rap be🎉
Milay be ragah le son mozika milay foana
sheeshhh
Merci ❤
Zay vao tafaray ny Enjana 🖖🏾❤️ Efa ela ihany no niandrasana an’i Mr Sayda ❌ Agrad satria samy tompon’ny jeux de mots ary efa samy mpanao Fantsy tao anaty Rap Syga tamizany 🖖🏾🇲🇬 Sinon, Magic 🪄 ilay Duo 🔥 Alefaso Daysa sy Grad ah 👊🏻😉
Norm❤
Misaotra anareo mtsam e❤
Tsara eii
Mahay le AGRAD
Mafy les zan fantsy zan bro le😂❤milay e,mb manaova tourné canada les e
Efa ela za no niandry an´ty featuring ty zala aa.💥💥💯 mandona be
💪🏽🇲🇬
Merci e,,mlay be 😍😍😍
❤❤❤❤
Merci fa Milay MISIE A 😍😍
tsara😊
Alefaso Sayda an.avec ra Cap
Ts lany mints laisany ra inspi goats 🐐
tena milay
👍
Mankasitraka less grand isany aaaa🫶🇲🇬
Tsara be ilay hira fa mba tiako i #AGRAD raha mba tena atao teny Gasy daholo ilay frista....
otran hoe maheno skaiz za ah amle oooo oooo
Tsara
milay rangah a! mino ah fa hotsapany tsara zay
Zay vo tonga le 30 min😂
Tsara ry zalah
Milay b le fiarahana @ le fantsy mamay b😅😅
Best 🫶🏿
sur e
Mrc nareo eh😊😅
Atolotra ho an'i BM
tsy mety amiko le autotune lava e, lisany sy ry aya mitovy 👎
mlai eh