Mr SAYDA (ft Scotty Raz) - EFA TARA LOATRA (Official Video 2021)

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 8 вер 2024
  • Artiste : Mr Sayda
    Titre : Efa Tara Loatra
    Réalisation : Jaylix
    Prod by Scotty Raz
    Direction Uploading - Plateformes : Mellow Manitra
    distrokid.com/...
    MISIE MILAY 2021

КОМЕНТАРІ • 67

  • @baryandriniaina5270
    @baryandriniaina5270 2 роки тому +3

    oka rangaha...mi-chapeau rangah Mr Sayda...tsara eee!!!...Miala tsin Mr Sayda f ts maints atao en boucle aloh ty eee!!!

  • @tommygerry7691
    @tommygerry7691 2 роки тому +2

    Alefaaa aaa. Mlay be

  • @anycetgeorges1343
    @anycetgeorges1343 2 роки тому +2

    🙏Manala satroka fn 👏letsy Mr Sayda

  • @andriamialyrabeharisoa3548
    @andriamialyrabeharisoa3548 2 роки тому +4

    MILAY FOANA E! ary mba feon'iza lay manao Alefaso Sayda amin farany iny hoa e??? MILAY...

  • @tsiandri
    @tsiandri 2 роки тому +3

    Ndriiiiiiiiii ❤️❤️❤️ ny foko anie ka mbola tsy mahafoy anao....

  • @TheMTahina
    @TheMTahina 2 роки тому +4

    Tsis ambara fa tena oe Misie Mlay e👌
    Ny parole moa de oka fotsiny 🫀

  • @aumicytianjara2600
    @aumicytianjara2600 2 роки тому +2

    Alefaso SAYDA! Mankasitraka e! Tena tsara be ilay hira, tena manan-talenta anao SAYDA

  • @radoniainarakotoson7495
    @radoniainarakotoson7495 2 роки тому +1

    Afaka atsakadina tonga any de ze fikanao eo 💪💪🔥🔥

  • @rakotoarimananamikerubech8120
    @rakotoarimananamikerubech8120 2 роки тому +3

    Ny feony tianay alefaso sayda 🥰💗

  • @miantsa344
    @miantsa344 2 роки тому +2

    Alefaso saydaaaaaaaaaaa!!!👍👍👍

  • @sahazamamyrakotoarisoa2060
    @sahazamamyrakotoarisoa2060 2 роки тому +3

    Ny fitiavako ato mbola noana anao❤️❤️❤️

  • @Vid_Pets
    @Vid_Pets 2 роки тому +3

    Mbola lava ilay izy izany,.. fa andriko foana!❤

  • @narindraharinasoavina7787
    @narindraharinasoavina7787 Рік тому

    Merci sayda amin'ny hira milay l hira👍👍👍👍👏👏👏

  • @tsantadania7647
    @tsantadania7647 2 роки тому +1

    Mafinaritraaaaa 😭😭😭👍👍👍

  • @nyainacamilleralimamonjy4216
    @nyainacamilleralimamonjy4216 2 роки тому

    Milay b le vazo o, ALEFASO....SAYDA 🤗🤗🤗

  • @manantsoamiharijaona8265
    @manantsoamiharijaona8265 2 роки тому +2

    Alefaso sayda 🤘🏿

  • @razafindrasofrancineelia8239
    @razafindrasofrancineelia8239 2 роки тому +2

    Tiako loatra e!! ❤️❤️❤️❤️🔥🔥🔥

  • @zandahotel5309
    @zandahotel5309 2 роки тому +2

    aza manabe letsy zoky an!!!!

  • @dinarakotonirina4269
    @dinarakotonirina4269 2 роки тому +1

    Milay ranga :)

  • @mirananoelisoa1178
    @mirananoelisoa1178 2 роки тому +1

    bravo be,
    alefa sayda a!

  • @razakatoaninarivoandopatri1586
    @razakatoaninarivoandopatri1586 2 роки тому +1

    tikooo ❤️❤️❤️❤️

  • @andrainaandriniarivo3979
    @andrainaandriniarivo3979 2 роки тому

    Tiko be fona eee ♥️

  • @rhisaia2530
    @rhisaia2530 2 роки тому

    😱Mlay kous le 👊

  • @andorasoanaivo3362
    @andorasoanaivo3362 2 роки тому +1

    Milay foana e 👌

  • @solofomamyoliviersteiny734
    @solofomamyoliviersteiny734 2 роки тому +2

    Misaotr e ❤🔥🔥

  • @harenaaheartfilia3468
    @harenaaheartfilia3468 2 роки тому +1

    ❤🔥mlay b

  • @arnorabenandrasana8915
    @arnorabenandrasana8915 2 роки тому +2

    Merci Sayda, Milay foana e ! :)

  • @raryhaaland5458
    @raryhaaland5458 2 роки тому

    Aleo andeha le '' Wa Wa Wa Wa Wa''..❤️😌😏

  • @elinahnavalonaravelomandim2467
    @elinahnavalonaravelomandim2467 5 місяців тому

    ❤tiko mandrakizay

  • @thibs8025
    @thibs8025 2 роки тому +1

    le meilleur la verité

  • @b-rayianofficiel148
    @b-rayianofficiel148 2 роки тому +2

    mety tsy ho tia ahy isanandro ianao,
    fa mandrakizay ianao de ho tia anah

  • @lantonirinavalisoarahajani1718
    @lantonirinavalisoarahajani1718 2 роки тому +1

    Mlay fona e,💝

  • @yandunyaina5389
    @yandunyaina5389 2 роки тому +1

    Norma🙏❤️

  • @Raynylevoary
    @Raynylevoary 2 роки тому

    Mafinaritra fona eh👊

  • @baryandriniaina5270
    @baryandriniaina5270 2 роки тому +1

    Efa tsy andrinay mihitsy rangaha...

  • @tojosoarakotorabarijoel4278
    @tojosoarakotorabarijoel4278 4 місяці тому

    😍😍😍😍

  • @haingotinarafanomezatsoa622
    @haingotinarafanomezatsoa622 2 роки тому +1

    merci sayda ❤❤

  • @fanionnondy5751
    @fanionnondy5751 2 роки тому +1

    mbol any ian le resak aleo ho any zay any !!!
    mlai le song zoky be

  • @herynyainamiza8372
    @herynyainamiza8372 2 роки тому +2

    Chapeau!
    ❤❤❤❤❤

  • @sissimorgan4998
    @sissimorgan4998 2 роки тому +3

    ❤️🔥

  • @mampioninajoelrasoanjanaha7826
    @mampioninajoelrasoanjanaha7826 2 роки тому

    mlay e 👌

  • @joeonnmalaysia
    @joeonnmalaysia Рік тому

    I ❤️ this song
    I'm from Malaysia

  • @tiantsoaofisialy3095
    @tiantsoaofisialy3095 2 роки тому +10

    1-Na efa ela be Ary aho no tsy nahitanao
    De mbola haiko le laharana e (033....)
    Anio hariva aho andeha hoany aminao
    Mba hiangavy farany e
    Tsy hoe tonga tanam-polo ah fa nivatsy fitiavana eeee...
    Tonga mandondona anao (Malala vohay a)
    Mety efa sambatra enao, mety efa miadana e
    Tonga de lazao anah (Tsy maninona ary eh)
    ...
    Tsy haiko na efa tara loatra
    Raha 'zao ah vo mba te hanamboatra
    Raha 'zao ah vao te hiova toetra
    Efa nirodana ny manda rehetra
    Ka hoy ah hoe non non non non non
    Ny foko anie ka mbola tsy mahafoy anao
    Toy ny zazakely m' non non non non non
    Ny fitiavako ato mbola tena noana anao
    Aleo andeha 'ze wa wa wa wa wa
    Hilaza aminao hoe hoe hoe hoe hoe
    Enao tsy natao hoanah nah nah nah nah
    F'ianao tsy hoavelako andeh ei ei ei ei...
    ...
    2-Tsy haiko enao raha mahatsiaro ah, tsy haiko enao ko raha mievona e
    Ny fitiavako anao iny hoa ka vanja tsara levona e
    Mbola haneno hipoaka izy,ary mbola hitroatra hivoaka izy
    N'inona2 kozy miainga de mandrakizay tsy hitsaoka izy
    Satria mety tsy ho tia ahy isan'andro enao ee
    Fa mandrakizay ianao de ho tianah
    Ary zah ko efa haiko, fa mbola hiala ny aiko
    De ny endrikao sariaka no hitoetra ato an-tsaiko
    ...
    Tsy haiko na efa tara loatra
    Raha 'zao ah vo mba te hanamboatra
    Raha 'zao ah vao te hiova toetra
    Efa nirodana ny manda rehetra
    Ka hoy ah hoe non non non non non
    Ny foko anie ka mbola tsy mahafoy anao
    Toy ny zazakely m' non non non non non
    Ny fitiavako ato mbola tena noana anao
    Aleo andeha 'ze wa wa wa wa wa
    Hilaza aminao hoe hoe hoe hoe hoe
    Enao tsy natao hoanah nah nah nah nah
    F'ianao tsy hoavelako andeh ei ei ei ei...
    #Tsy mandohalika zah fa folaka,miandry ny fonao hangoraka
    Sanatria zah mamoy fo ka eny @ ranon'ny ikopa ny hitsoraka
    Fa hitsoraka anaty betax ah,hamonjy anao eny @nareo
    Afaka atsasakadina ah tonga any de 'zay fikanao eo....
    Ka hoy ah hoe non non non non non
    Ny foko anie ka mbola tsy mahafoy anao
    Toy ny zazakely m' non non non non non
    Ny fitiavako ato mbola tena noana anao
    Aleo andeha 'ze wa wa wa wa wa
    Hilaza aminao hoe hoe hoe hoe hoe
    Enao tsy natao hoanah nah nah nah nah
    F'ianao tsy hoavelako andeh ei ei ei ei...

  • @zamadago9495
    @zamadago9495 Рік тому

    OK Sayda, ao tsara kay

  • @cinepacs7363
    @cinepacs7363 2 роки тому +2

    alefaso Sayda annnnn

  • @richardrakotomalala5166
    @richardrakotomalala5166 2 роки тому

    peace and love less,,,afaka atsasakadiny ah tonga any de ze fikanao e kkkkk milay e

  • @andriannlisana4355
    @andriannlisana4355 2 роки тому +2

    Zah Mbola tsy tara tamny comment taire . Fa Tonga ilaza fa Milay lay vazo

  • @yoagaintojo5724
    @yoagaintojo5724 2 роки тому +2

    ❤❤❤

  • @fetinirinaratsimbazafy3492
    @fetinirinaratsimbazafy3492 2 роки тому

    Milay let's frero

  • @titilyfitoky396
    @titilyfitoky396 2 роки тому +1

    ❤️🇯🇲

  • @sitrakajacklin4652
    @sitrakajacklin4652 2 роки тому +1

  • @hanitrasehwi8262
    @hanitrasehwi8262 2 роки тому

    Sode tara loatra marina, viloma.

  • @taniaheritiana2668
    @taniaheritiana2668 2 роки тому +2

    78 min tavela

  • @harena7530
    @harena7530 2 роки тому

    Tsara be

  • @FANGATO974
    @FANGATO974 2 роки тому

    MILAY

  • @serjo8195
    @serjo8195 2 роки тому +1

    Milay zoky e

  • @ravakarakotomanga795
    @ravakarakotomanga795 2 роки тому

    💟💟

  • @koloinarandrianaly4805
    @koloinarandrianaly4805 2 роки тому

    Ok ❤️

  • @typenmakyenahandriambololo1623
    @typenmakyenahandriambololo1623 2 роки тому +2

    anay ef te hapipoaka le sub ato andragno ato a!

  • @rojoraveloarimalala1598
    @rojoraveloarimalala1598 2 роки тому

    Dajdu ft Lynda

  • @sahidyhobiniainafanomezant8909
    @sahidyhobiniainafanomezant8909 2 роки тому

    ALEO ANDE ZAY Wa Wa Wa Wa....hilaza aminao hoeeeeeeeeeeeee ianao tsy natao anahhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhh

  • @taniaheritiana2668
    @taniaheritiana2668 2 роки тому +2

    Miandry miandry

  • @sliming2045
    @sliming2045 2 роки тому

    Joexbalo

  • @henintsoarakotoarisoa2592
    @henintsoarakotoarisoa2592 2 роки тому +1

    masiso keli le feo @ farany

  • @rinahnarindra6817
    @rinahnarindra6817 2 роки тому +2

    zany zany ny fikan'ny ex te hiverina 😂 de manantena oe hiandry eo foana le olona krkrkrkrkr

  • @mariaharimiarana294
    @mariaharimiarana294 2 роки тому

    ❤️❤️