Matsapa fa tena mpanota aho. Tsapako isan'andro ny tsy fahatanterahako. Mahagaga anefa fa tia ahy foana Andriamanitra. Teo foana Izy ho ahy, na tao anatin'ny fahoriana na fifaliana. Mendrika ny dera sy ny saotra rehetra Ianao Andriamanitra oh ❤️
Dera sy Laza ho anao mandrakaizay Tompo ô!!! Misaotra Tompo t@ zavatra rehetra nataonao tamin'ny fiainako ny ho avy rehetra apetraka feno eo aminao Amen
Thank you Lord for all the days you give me, for all the graces you give me, despite my sins. 🌄
Matsapa fa tena mpanota aho. Tsapako isan'andro ny tsy fahatanterahako. Mahagaga anefa fa tia ahy foana Andriamanitra. Teo foana Izy ho ahy, na tao anatin'ny fahoriana na fifaliana. Mendrika ny dera sy ny saotra rehetra Ianao Andriamanitra oh ❤️
Dera sy Laza anie ho anao Ilay Ray tsy mandao, asandratro avo ny anaranao 🙏🏻
Merci infiniment pour ton immense amour Seigneur Dieu 🙏🏻
1:02
Krismasy mihavaka indrindra @fiainako satria tena tsapako ilay fahaterahana vaovao. Misaotra anao ry Raiko💖
Dera sy Laza ho anao mandrakaizay Tompo ô!!! Misaotra Tompo t@ zavatra rehetra nataonao tamin'ny fiainako ny ho avy rehetra apetraka feno eo aminao Amen
Ianao ry Ray ilay tsy mba mandao na dia aty an-tany lavitra aza 😭❤️❤️ Misaotra Jesosy, asandratro avo ny Anaranao 🙌
Misaotra noho ireo tombon'andro omenao hifandraisaiko Aminao. 😍
Misaotra ihany koa an'ilay mpamorona hira fa tena tsara
hitako iany ty hira ty ! Tena misaotra Anao Tompo fa Ianao no anton ny zavatra rehetra !Voninahitra ,dera sy laza tokoa ho Anao Tompo !
Deraina ny Tompo, satria izy tsy nanaisotra ny famindrampony mahavelona antsika hatramin'izao
Misaotra Tompo!Dera no atolotro ho Anao
Ianao lay Ray tsy mba mandao, misaotra!
Dera sy laza ho anao ry RAY Tsitoa,ianao ilay tsy Ray tsy mba mandao 🙏🙏🙏🙏💪 misaotra anao aho Jesosy malala oh
J’adore cette chanson ❤
fisaorana lehibe no atolotra ray O satria enw lay ray ts mba manary anay amen!
Misaotra Jesosy ô😇Amen!
Matoky Anao aho Tompo ô!
Tena isaorana isanandro ny tombonandro omenao Ray o!
Misaotra Jesosy ny androko rehetra apetrako aminao ,Misaotra noho ny tombon'andro omenao anay
Misaotra Tompo oh
Voninahitra ho an'i Andriamanitra irery ihany🌼
Misaotra Tompo ô, noho ny tombon-andro omenao ahy.
Dera sy laza ho Anao Ry ilay tsy toa! Misaotra Anao!
Ny amiko rehetra anjakao re ry Tompo. Amen
Tsara loatra e !! Deraina mandrakizay ny Tompo !!
Ny ho anilanao kokoa mandrakizay doria Amen
ny ho eo anilanao mandrakizay, misaotra Tompo, tsy takatry ny saiko ny asanao Tompo.
tsitoha.
Kalo n'y fahi.ny
Mombamomba ahy rehetra dia ho anao tsy misy fetra!!!
Mankasitraka ee ❤❤🙏🙏🙏
Misaotra anao Tompo noho ny fitahiana rehetra...
😍 j'adore cette chanson
Tiko loatra, tsara msaotraô
Hatolotro anao ny androko sisa iainako ety tompo ,ianao no hitantana izany dia
Tiko loatra ...Misaotra Tompo oh
amen !
Tsy misy tsara mihaotra an Andriamanitra Derao lalandava Izy e
Foiko omeko anao ❤️❤️❤️❤️
Misaotra Jesosy ❤
Hira rasollondraibe
na feony na tonony, tsara daholo
Asandratro avo ny anaranao Tompo ô,Mpanjaka Ianao
Misaotra Tompo nanome anareo io tonikira io n'y Tompo anome hery antsika zanany
Amen
tsara lotra tiko e!!
tiako loatra sady misaotra anaomandrakariva ahy jesoa
Atolotro anao ny androko rehetra misaotra Ray be fitiavana misaotra ny Karmella fa tena manome hery lay hira
💖
Misaotra tompo ô!!
2023❤
Tsara loatra. Misaotra
Tiko be!
Mino sy manantena anao aho ry Tompo Andriamanitro
❤
kanto loatra fa misaotra
Lafatra loatra!
matoky ny fitondranao ny fiainako tompo o
tena tsara ny midera ny tompo.
Tsara be
Saotra zy dera
fa ny androko rehetra apetrako aminao tompo o
tsara be
asandratro avo ny anaranao
Tsara ny TOMPO!!!! derao mandrakariva Izy
Misaotra Jesosy
Marina loatra tono kira
Misaotra Jesosy Tompo
Tsara ny midera ny Tompo
Deraina.ny tompo.eee
manome hery hiatrehana ny tontolo andro.
Tsarab l hira
tsra tiko loatra
Misaotra fona Tompo o ,ts takatry ny saina ny fitiavanao
What language is this? Can someone explain me?
Malagasy language (Madagascar) 🇲🇬
@@mitwoandronic3969 ok thank you bro, greetings from Indonesia 🇮🇩
Tsara ny texture an´ilay hira, ny accords rehetra, ny firindran'ny hira, ny tonony...
Msaotra Tompo o
💓
❤