Tefeo ny foko ho Anao Ka ho zava-drehetra amiko Ianao Diniho lalina ny foko ho tonga fonenanao Tefeo ny foko ho Anao Ka ho zava-drehetra amiko Ianao Diniho lalina ny foko ho tonga fonenanao Fonenanao aho Izay rehetra atao Manome lalana Anao ho ato am-po Ho fitoeranao raka izay irinao
Seigneur Jésus Christ et Saint Esprit est notre Dieu qui nous reforme pour toujours. IL ne nous abandonne jamais par son bonté.Seigneur ! Merci de votre amour pour nous chaires pechés . Amen
Tiako loatra mahakasika ny foko isakin'ny miheno azy, re mintsy oe mikasika ny fo Jesosy amin'ity hira ity na de hira efa ela aza izy ity ❤️
❤️❤️❤️🙏🏼🙏🏼🙏🏼 Misaotra Jesosy manaiky hanefy ity foko
Tefeo ny foko ho Anao
Ka ho zava-drehetra amiko Ianao
Diniho lalina ny foko ho tonga fonenanao
Tefeo ny foko ho Anao
Ka ho zava-drehetra amiko Ianao
Diniho lalina ny foko ho tonga fonenanao
Fonenanao aho
Izay rehetra atao
Manome lalana Anao ho ato am-po
Ho fitoeranao raka izay irinao
Tefeo aho Jesoa ho olona mendrika ny antsonao. Ao koa Jesoa ireo izay mbola mifatotra rehetra mba tefeo ho Anao.
Fonenanao. Mandrakizay ny Fonay Mianakavy Ry Jehovah Tompo. Anao irery ihany Alleluia Amen
Hanome alalana Anao aho , amin'ny zavatra rehetra atao . Amen
Seigneur Jésus Christ et Saint Esprit est notre Dieu qui nous reforme pour toujours. IL ne nous abandonne jamais par son bonté.Seigneur ! Merci de votre amour pour nous chaires pechés . Amen
🙏🏻
andri ramarozatovo n
tompo oo tefeo foko ho anao!!!
Tefeo ny foko Tompo o, mba ho fonenanao araka izay irinao amen
Tefeo ny foko Tompo ô mba ho tonga fonenanAo! Diniho lalina aho ka mitoera ato amiko Ianao, Amen!
mankasitraka mihintsy fa tena mahafinaritra loatra tsy matory manaraka ireo hira fiderana by youtube so thanks a lot and Glory to the Lord
ny fanekena anao ho TOMPO sy mapmonjy Jesoa no nanefy ny fonay mba itandrina ireo didy nolazainao anay!!
Ho tonga fonenanao anie ny foko ry Jesoa
Tompo ô! Iriako tokoa ny foko mba ho fonenaNAO! Indro diniho lalina aho ka mitoera ato ampoko Ianao!
Tefeo ny foko Jesoa ô!
merci pour cette merveilleuse chanson
Tefeo ny foko Tompo ho Anao!
tena mampahery ny tononkira,ary mahalatsa-dranomaso ny mihaino azy
Fier d'être malgache😄😄
tena mampihetsi-po be le hira , mahafnaritra bee :)
Tefeo ny foko Tompo ho fonenao....
bopnjour, j'aime ce chant, pouvez vous me donner la traduction du chant SVP?
Façonne mon cœur,
Sonde mon cœur
pour qu'il devienne ta demeure !
Que toute ma vie te soit vouée (Jésus-Christ)
Tsara be,ty hira nahalalana anareo
Mankasitraka é!
My heart, Your home
Tsy makaleo mihitsy t'y hira t'y ❤️➕🙏
TSARA JEHOVA ARY TENA TSARA E
mbola hafa iany ny midera an'i Tompo e!
🥰💝💯 14/12/2020
Ianao hitombo fa za hiena mba faniriko zany
Tiko be!! Mahafinaritra
Ny foko tonga ho fonenanao
Tefeo ny foko Jesosy o
Tiako be io hira io 😇😇😇💟💟💟
🔴⚪🟢 que dieu vous donne sa paix et la sagesse✝️ madagaskar❤️tompô🌹
eny ry Tompo téfeo ny foko ,fa ho anao
Tefeo ny foko ....
2022 ☺️
efa didiny rahateo hoe "atolory ahy ny fonao"
Amen!
Tsara ny Tompo
Jesus is great
tena tsara
Tena hira tiako indrindra
Tena mahafinaritra ny midera an'ny tompo ( ato misy feon-kira maro afaka hideranao ny tompo tsara ua-cam.com/channels/1JFFgJZrCz7AXj2n_n2OYw.html )
Tsara
Come and make my heart your home
aiza ny paroles?
misaotra Tompo ô
dommage tsisy paroles, fa mankasitraka foana eh!
tefeo NY foko ...