MINISTRY NY FOLOALINDAHY HAMETRAKA FITORIANA HANENJEHANA AN'I KOLONELY CHARLES ANDRIANASOAVINA

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 15 січ 2025

КОМЕНТАРІ • 42

  • @fleurettekobel2490
    @fleurettekobel2490 16 годин тому +17

    Miarahaba anao Ministre Foloalindahy ! Hafatra hoanao ry Ray amandreny , aza manao fisain- dratsy rehefa hitam- poko sy hitam - pirenena ! Ianareo ireo mpitondra @ izao ireo dia efa tsy ho takotra hafenina , fa ny vahoaka madinika maro, izay tsy misy fomba hahitana ny toetra ratsy hitondranareo ity firenena ity no mbola tsy mahafantatra anareo tompoko ! Fitondrana ( Mafia ) no misy eto , ary fitondran'ny jiolahim- boto tompoko , koa atsaharo ny fisolelahina , fa mba hento ampaha-marinana tompoko ! Tsy misy fatahoranao ilay Nanahary nampisy antsika olombelona izao fanoheranao sy fanambaranao ny zavatra tena misy marina eto @ fahantran' ny vahoaka Malagasy izao ! Marina fa misy ny olombelona manatanteraka ny asan'ny ratsy toy ianao io , ary tsy te- hatsapa ny fijalian'ny vahoaka Malagasy maro ,nohon'ny fitiavan- tena sy tombon- tsoa manokana tompoko ! Efa betsaka ny marina izay niseho teto Madagaskat teto ry Meur. le ministre, fa mba mihaino ary tokony hiova rehefa diso tompoko ! Ohatra iray tompoko : ireny volamena nivadika fonjamby ireny ? Aiza tokoatra ny marina ? Izahay vahoaka tompoko ,indrindra fa ny tena tia Tanindrazana rehetra, dia tsy manaiky ny tsindry hazolena , satria efa nisy hatramin'izay ny olombelona vitsivitsy manao haratsiam - panahy io ! Tantara miverimberina io tompoko , koa ianareo ireto no olona voatokana hamerina sy hanao izany teti- dratsy izany !
    Ambava homana , ampo mieritreritra , fa ny marina doa marina hatrany !
    Masina ny Tanindrazana !

  • @tianacaro2398
    @tianacaro2398 11 годин тому +10

    Raha tratra ambody omby amin'izay ratsy nataonareo de lazaina fa manakoratana .
    Bravo ho anao colonel Charles Ny tompo Andriamanitra homba anao mon Colonel 👏👏👏👏👏👏

  • @RatiandrenyArisoa-l1l
    @RatiandrenyArisoa-l1l 14 годин тому +12

    Miaro vahoaka ve nareo sa miaro an'i Rajoelina. Potika mihitsy ilay Madagascar azonareo. Miala fa mijaly ny gasy

  • @NiainaJessica
    @NiainaJessica 17 годин тому +10

    Harovy iany le seza fa io anie hoa misy farany e

  • @GilbertRakotoarimanana
    @GilbertRakotoarimanana 10 годин тому +2

    Misy farany raha jiaby mr le ministre

  • @31raso
    @31raso 15 годин тому +3

    Satria ve valala voatango anio n'y gasy dia hoe anareo ny laka!?!? hisy farany izao setrasetranareo zao,Vive le zanabahoaka!!!!

  • @tianacaro2398
    @tianacaro2398 11 годин тому +3

    Fitondrana feno herisetra ,fangalaram-bato miopampana ahafahany manao fanjakan'i baroa sy herisetra ho an'i vahoaka madinika maty mijaly sy maty mosary ,fa nareo mahazo seza ,sy hare-pirenena rehetra ireny.Mbola mandainga hiany nareo .Foza maloto

  • @noaxpixfull7880
    @noaxpixfull7880 17 годин тому +6

    Mpisolelaka reto fa miandry nu tohiny tantara

  • @MarieAgnes-v9c
    @MarieAgnes-v9c 17 годин тому +5

    Zany foana...

  • @sidoniesidonie9722
    @sidoniesidonie9722 7 годин тому

    Hita marigny sy vakina fotsiny nareo mpilelaka mpitondra anareo 💔😭
    MBA mandiniha tegna fa mandalo ane zao fiegnana izao 💔😭
    Mivavaka anareo mba hamindran Andriamanitra fo, mba hatsapa fizaliany vahoaka entinareo zao💔😭
    Tsy zakany ratsy tokoa ny marigny an😢

  • @georgesANDRIANASOLO
    @georgesANDRIANASOLO 8 годин тому +2

    1/ tao anatin'ity fanambarana nataon'i CLe Charle ity dia tsy nisy na iray aza ompa na fanevatevana fa filazana ny zava-misy sy ny marina rehetra koa inona no tokony hitorina na hisamborana azy , efa fomba fiady mihitsy ilay abus de pouvoir sy intimidation hoe izay milaza ny marina dia gadraina sy hamoronana dossier , ary tsy misy na iray aza aminareo jeneraly amperinasa ireo mahafantatra ny marina mihoatra an'i Cle Charles sy jeneraly Lylson .
    2/ Ny fitaovam-piadina dia vady voaloha ho an'ny miaramila , koa asa raha hanaiky ny miaramila hoe ho afindra any amin'ny gendarme izany vady voalohanareo izany

  • @rtsvhgy3589
    @rtsvhgy3589 14 годин тому +2

    OLONA EFA MARARY SAINA DAHOLO IREO NY FITSARANA IO NO ATAO LAPA FILALAOVANA FITSARANA TSY MISY DIKANY

  • @zakasoaravi8962
    @zakasoaravi8962 12 годин тому +2

    Ity rangahy ity koa toa Bomba bis raha izao fomba fisainana sy firesany izao. Maivan-doha mianakavy.

  • @rtsvhgy3589
    @rtsvhgy3589 3 години тому

    TORIO TORIO ZANY FONA ZANY NO FOMBA FIADY MAMPTAOTRA ANAREO NY FITSARANA

  • @carlarose6797
    @carlarose6797 7 годин тому

    Ô ry RoaTelo03, tonga indray ianareo fa tsy manamarika fa citation no ataonareo, fa tsy affirmation ataonareo manokana no ataonareo.
    Mandiso ny compréhension , fa tandremo.
    Mampiasà "hono" , "hono hoy" .

  • @HajatianaTokiniaina-tu7by
    @HajatianaTokiniaina-tu7by 9 годин тому +1

    Fitsarana any ivelany angaha mitovy amin'ny eto baikonareo. Resaka ka atao.

  • @Yvette-r8p
    @Yvette-r8p 11 годин тому +2

    Lazaina fa tsy marina daholo izay lazain ny olona .miseo daholo izao ny tay nafeninareo ao am fitondrana.
    Tsy ahazo an colonel Charles zany nareo é

  • @Tiana_Rakoto
    @Tiana_Rakoto 10 годин тому +2

    Tsy nisy nihevitra azy sy nitondra teny toa MAFY BE toa an'i Colonnel Charles rehefa nametraka an'i Rajoelina.
    Matoa izy TONGA SAINA dia mihevera-tena fa EXPANDABLE (consummables) ianareo, izany hoe rehefa lany ny ilany anareo dia ataony toa an'i Col Charles toy izao: ariana, soketana, enjehina!
    Raha Colonnel aza sahinareo ny manao azy toy izany, mainka fa izahay vahoaka madinika? Ahoana no hahafahanay mahatoky anareo? Izay marina ni-"FUITES" dia lazaina fa "FANAKOROTANANA"?

  • @naivoniainarazafimahaleo
    @naivoniainarazafimahaleo 3 години тому

    Ary marina .... Nisy fivoriana natao zareo tao. Fa ...

  • @LinaMad-pt1sr
    @LinaMad-pt1sr 15 годин тому +2

    Tsy otrizay eky tavela fa iala aminy fahefana nampindramina io nareo

  • @JOYCEFLY-zl9hl
    @JOYCEFLY-zl9hl 15 годин тому +2

    Aza mampihorohoro vahoaka ianareo eo amin.ny fitondrana fa tsy ho eo mandrakizay ianareo,ary ny valin ny natao dia ny lanitrao ry Tompo,😮

  • @gertrudebernadette5584
    @gertrudebernadette5584 10 годин тому +2

    Zany gasy raha manambasy ee merci colonel ahoana nareo ambiny ???

  • @carlarose6797
    @carlarose6797 7 годин тому +1

    Milalao tànana ilay soi-disant général :
    Maka contenance !!!
    Tsy zatra mandray fitenenana, sa manafina ny tahotra, sa maha tsapa ny tenany ho ratsy toerana à izy mamono vahoaka ?

  • @carlarose6797
    @carlarose6797 7 годин тому

    Marikoriko ny mahita an'i rajwel.
    Isaorana i Col Charles.
    Ny tsara indrindra dia i Col Charles no tokony antsoina hitarika ny tolona fanonganana an' i rajwel mianakavy.
    Hidio ny frontières fa mety hitsaoka mitondra volamena à tonnes maro i rajwel.

  • @clauderakotomalala2354
    @clauderakotomalala2354 2 години тому

    Olona mba mitaky ny zo any tofirinareo @ bomba mandatsadranomaso miaro ve izany sa mamono sy mandratra ny vahoaka malagasy aza mandainga hoa fa arovy rajoelina

  • @TahiryharilalaRazafindrako-m9n
    @TahiryharilalaRazafindrako-m9n 9 годин тому +1

    Andriamanitra no mahita sy mahalala ny marina ary na ho ela na ho aingana dia ho ampafantariny ny vahoaka malagasy izany.

  • @EtienneRandriamanana
    @EtienneRandriamanana 7 годин тому +1

    Zao milaza ny marina dia lainga kanefa gnolo solelafanareo no Rainy lainga

  • @mrfectt
    @mrfectt 7 годин тому

    Rehefa miteny ny marina de gadraina

  • @TheRrija1
    @TheRrija1 40 хвилин тому

    Miaro anio frantsay mitondranareo io nareo fa tsy ny vahoaka e. Ny beefsteak nareo koa no harovanareo mafy sao lany ny vahoaka. Mbola ho laninio refa kelikely fa andraso. Aza mapme eo 😂

  • @hetsikamontpellier2998
    @hetsikamontpellier2998 8 хвилин тому

    Ka ianao izao milaza fa ny tafika dia miaro ny vahoaka sy ny fananany.. Dia tena miaro ny vahoaa ve ianareo izao ? Tokony ho saziana koa anie ny lainga avoakanareo.

  • @ratsizafisonhonore
    @ratsizafisonhonore 2 години тому

    Hitory ony zareo, mairo vahaoka nareo , mijaly vahoaka zao, tokony miaro azay nareo fa tsy oe mety foana io fa andrimpanjakana

  • @MyriamKnoblauch-fg8mj
    @MyriamKnoblauch-fg8mj 16 годин тому +1

    Makanesa any Mada raha manao politika fa aza mialokaloka ety ivelany ianareo

    • @JohnRafaralahy
      @JohnRafaralahy 16 годин тому +1

      Jus papay lets rehef tsy mahazaka a,mten a elah et amtanana de itanlah n ahazo anlah

    • @ctmdrivetest789
      @ctmdrivetest789 13 годин тому +1

      zany ve tsy mitovy @ le hoe ra mahay bolina ela dia makanesa aty an-tokotaninay hilalao fa za miantoka bol sy arbitre sy ny isan mpilalao eo ambony kianja hoe firy nenla dia firy nena dia hita eo hoe maharesy ialahy sa tsia

    • @Yvette-r8p
      @Yvette-r8p 10 годин тому +2

      Nga izy afaka manambara annizany ra ao mada? Bravooo colonel Charles..

    • @Yvette-r8p
      @Yvette-r8p 10 годин тому +1

      Ahafinaritra be MIara manonja androany

  • @noaxpixfull7880
    @noaxpixfull7880 17 годин тому +1

    Hiaro vahoaka pory aona e

  • @leroabalita687
    @leroabalita687 3 години тому

    Un général à la solde d un vazaha une vraie honte