Titre de la chanson sujet a un engagement financier. Fanoloran- tena ara- bola Citation espagnole " Chanter ,pleurer le malheur des autres, mieux vaut que de noyer ses peines avec du téquila" Pour la traduction malgache, voire Google.
Ana zegny Mba nagnatogno valy Fa hagnefa ,kanefa ny sasany tsy magnatogno andefasagna Sms tsy mamaly tsihay hagnefa tsy hay tsy hagnefa, misaotra fo tsara be hafatra
Tiako be ity hira ity fa saingy fohy loatra le folaka soukouss @ ilay izy nefa eo no tena fandihizana❤🕺
Arao tihody zah maregny feonao eeee, tiako loatra anao 🥰
Titre de la chanson sujet a un engagement financier.
Fanoloran- tena ara- bola
Citation espagnole " Chanter ,pleurer le malheur des autres, mieux vaut que de noyer ses peines avec du téquila"
Pour la traduction malgache, voire Google.
Mankafy Elidiot fonafona😍😍
Merci Elydiot hafatra ho an zay mitrosa milefa tss fagnazavagna am lay olo Tompo mbola,, tsara ny milaza ny marigny 💪💪💪ts milefalefa
Tena zay ny message tiana ampitaina mba tsy aviany disadisa hoanolo nifanaraka, rah mazava ny sera, misy foana comprehension avy am ilany
Tsara erÿ lay fandih amtyh hira Ty🥰❣️❣️
Expression française/ Le succès, une dette à payer/
Genialissime monye .
❤ tiako le hira ❤
Quel talent Elidiot, continuez bravo ❤❤
Tsara be le hira, koa mba kara ze ataon'olo jiaby mitrosa mbola tsy tatra fotoagna agnifagna izy nilamigny fiarahamonigny.
Tena zay mihitsy ny anatra tiana ampitaina amin'azy ty, mba tsy ilefa sy ahavita ifanazava mikasiky ny trosa nalaina
Ny hiran'ny mpihira dia tsy miditra amin'ny sofin 'ny izay mandihy.
Reveko lesy zany hira zan.... Misy andihizagna @ bonne année 😁
Mankasitraka ehhh, mbol misy hira maro izay misy spécial hirany bonne année, fa ho itantsika ato ihany manaraka eo
Mahangoma hiranareo zany ngiabe aii!! Tegna pare ai
Mankasitraka ehhh
Mankafy anao hatrany hatrany, mbola tsy ary diso fanantenana tamin'ny hira jiaby niboaka❤
Mankasitraka ehhh, mbola maro hira ntsik ivoaka, manantena tsy handiso fanantenana anao hoan'ireo zay hivoaka tsy ho ela
Tsara be merci
Izay manefa ny trosan no manankarena ......,voire tonton Google pour traduction française eny .
Ana zegny Mba nagnatogno valy Fa hagnefa ,kanefa ny sasany tsy magnatogno andefasagna Sms tsy mamaly tsihay hagnefa tsy hay tsy hagnefa, misaotra fo tsara be hafatra
Merci bcp wooo tsara ty hira ty bravo elidiot officiel 😍😍😍😍🎊
Nareo mankafy no tena isaorana, ka Mankasitraka ehhh
Expression des mots croisés de force 5[ Singe en boite].
Mankafi Élodie
tiako tonokiranao tegna miresaka, misaotra e, star
Tegna tsara ai ❤, merci Elidiot ,
Nareo mankafy no tena isaorana, ka Mankasitraka ehhh
Tiako ai mankafy anao jusque farany 😍😍🎵
Mankasitraka ehhh ☺
Proverbe arabe" Qui paie ses dettes s'enrichit "
Traduction malgache/ Izay manefa ny trosany dia miha manankarena "
Mankasitra eeee, tsara ilay iz, zahay tany tamatave no nanaovana ity tournage ity
Maromaro clip ko vita tany tamatave, tsara koa lay tanana de mbol misy roa hivoaka tsy ho ela, natao tany koa, araho akaiky ato fona
misaotra e fa tena tsara le vazo e sady misy hanatra no misy lesona merci e
Mankasitraka ehhh, nareo no tena isaorana izay mankafy sangan'asa vitanay
Patron Clephant, mbola tsy voahefa trosanao. en tout cas tsara be lay hira
J'adore ❤❤ quel et le non du groupe de danse svp
Tafaboaka maitre ai, tsara be ilay hira 👍
Merci fa tsara be👏❤❤
Ne sois pas parmi ceux qui prennent des engagements.
Proverbes de la bible 22-26.
La sainte bible.
Hafa koa araik Ty bro è 👏👏👏💪
Miezaka manandrana rythme gasy izay mbol tsy natao sy zay mety tiany mpankafy bro
Tsara tsotra zao 🥰🥰🥰
J'adore,my favorite chanteur
Toujours top avao hiranao dahy 🇲🇬🇲🇬👍
Tratra eky izy zegny ai... bravO
Tsara aii ❤
Mankasitraka ehhh
Triste réalité 🥲
Kanto e, merci
Mankasitraka ehhh
Adidy ara-moraly.
Ahoana no handoavana ny trosanao ?
Grave konay fiainagna Ty ay
Miezaka mi s'inspirer am réalité ny fiainana andavanandro, fa samy olo am situation mahatonga fahasahiranana otrany levaly zao
Merci beaucoup ❤❤ tsara be le hira ❤
Nareo mpankafy no tena isaorana ☺
j ' adore 🥰
Tsara Sady mampalahelo za eky anao levaly😅
Mafy am levaly zavatra mahazo eh, misy impact hatram tokantrano lay izy
Merci🙏🏼
Tikooo🤩🤩
Eka valy aiii..
Mafy am levaly kony raha mahazo eh
Roseline layo
machiro hira ty eee
Mankasitraka ehhh
mankafy hatrany ai
Mankasitraka ehhh
Bien Armina Thanks you
Mankasitraka ehhh
Miandry chefo
akory izy ao finalement?
@@elidiotmadagascar tsara ka
norme b grand a!
Ty ndro izy fa tsy ilay milefa
Fa tsy olo rehetra anagnanolo trosa no manatona otr'izao, zay nefa matetiky miteraka probleme afa plus grave
Tian'olo ambanivolo eky hira zegny karaha hitako aby
mersaka ka fety amty ay
Misaotra nareo mankafy sangan'asa nay, miezaka manome zay tokony ahafapo ny mpankafy zay, mbola misy hira avoaka alohany fety zay hira mietsiketsiky fanampiny
@@elidiotmadagascar miambigny eto fo zahay
Sur mintsy 👍
Mankasitraka ehhh
Groupe tenimana
🔥🔥🔥
Merci monfr
Merci beaucoup j'adore bravo 💖❤❤
N° 13 fao
Wow j'adore 🥰🎧🎧👏👏
Roseli nawo
Tsara hira ai
Mankasitraka ehhh
J'adore 🔥🔥❤️❤️👏👏
Misaotsa betsaka
🥰🥰
🥺🥺🥺♥️♥️♥️
Mankasitraka ehhh
TSARA E
🥰😍😍🥰
nice
Merci Roméo
😍😍😍
Merci 😊
👌😍😍💯🎶🎶🎶
❤😍😍😍👌
Mankasitraka ehhh
Kjo
Cv b
Reveko be ty vazo ty an 👍👍👍
Mankasitraka ehhh
Réalité absolue… tsara be…
tiako le Baba ai