Sa ma tellement touché cette chanson comment un être humain est arrivé là ? Sa ma mis le larmes au yeux on voyait l'enfant ramasser le lettre de son père quand tu avais rien tu lui demande de l'aide ke jour où il à besoin de toi tu l'ignore triste réalité merci la chanson sa fais réfléchir l'enfant est tromatiser j'avais le larmes au yeux mampandiky hira Ty é merci la musique ilay feo tsara Ary tononkira koa tena tsara mampatsiaro n'y nanadino
tiako be le clip sy ilay hira zoky elidiot fa la plupart clip anao fgn no mijaly sy miangavy! de mila tohiny io clip io izahay mpankafy mba anw efa tafavoaka amle clip ndreka tianey ho ita e kara tam le clip raika igny si non merci bcp fa tegna nankafy zao to be contined!
Marina ilay lazain'ilay hira è Kodiarantsarety ny fihainana è, Ary Andriamanitra.misy Izany no.mahatonga ny Olona sasany manafika ny Olona misy ny atao @ fihainana , satria Tsy mba tia manampy ny mahantra na @ geste kely fotsiny Fa ny tena mahatohina ny fô mahita ilay petit nambanimbaniny ny zon'ny papany , TSY AZO ATAO NY FIHETSIKA OHATRAN'INY @ ZAZA KELY TSY MAINTSY MAGNIFOGNO na tiana na Tsy tiana Tongava saina ry malagasy manana fomba karaha igny fa Tsy mety è
Tsaroako tsara t@ Elidiot voalohany namoronkira ny viavy botabota zay nanambany be azy fa oe hira tsisy dikany,,,zao Elidiot lasa mpihira malaza,,tsara tononkira,,tsara feonkira,, zay havoakany dia tsara jiaby 🥰,, merci bcp Elidiot @ hezaka rehetra vitanao ,,,on t'aime pour toujours 💖💖💖
Tsendrik ni tandrignesa ko efa nataoko j aime direct
Za ndreky tafitomoagny mizaha ihira ty ,rarah ko fiengna ty e courage fo olo jiaby zay tratra anzao
c´est la premiere fois que j´ai pleure devant un Clip :( :( :( BRAVO ELIDIOT!!!!!!
Merci ELIDIOT, tegna voninahitra ny vatana no tsy nahalatsaka ny ranomasoko ay ,manantalenta anao ary mangetaheta ny tohiny izahay fa tegna ontsa ny fo nahita ity clip tegna marigny ity ,tegna izany ka hira mifono hanatra ,ary tegna REALITE ,encore merci ELIDIOT .
Tegna marigny mahazo cas ny hira zegny merci Elidiot
Mankafy anao atrany zahay olo navy @ nay fier managna ano zahay avy Andapa🥰🥰🥰❤️❤️❤️👏👏👏👏👏
Tena tsara eeeeh 😁
Asio tohiny eeeeh 🎉😘💖💋❤️
Tegna marigny fa mila courage @ fiainagna ts misy nateraka hijaly merci beaucoup Elidiot💋🥰🥰🥰
Tomoagny zah mahita Hira ty😪😰😓🥲atsarovako rah maro nandalovako
Bravo Elidiot
Tsaray malasa saina bee merc ee😢😢🧡💕💋💋💋💙🧡🇲🇬🇲🇬
Misaotra e ! e ! tafita ny hafatra Ra Elidiot a !
Merci Elydiot n'a ranomasoko aza latsaka e merci frérot
Magnifique zokikahy.
Conclusion be,.... fiainana mandeha mandeha iany.
💔💔💔marary aby foko mahita hira t'y merci elidiot 🙏🙏
Maha latsa-dranomaso ai hira nao io, tsara fao ek 😪😍😍
Latsaka Ranomasoko Elidiot e😥😥😥, miaiky ny Talentanao za, tsara fa tohizo mercie
Merci beaucoup Elidiot eee tsara be le hira
Sa ma tellement touché cette chanson comment un être humain est arrivé là ?
Sa ma mis le larmes au yeux on voyait l'enfant ramasser le lettre de son père quand tu avais rien tu lui demande de l'aide ke jour où il à besoin de toi tu l'ignore triste réalité merci la chanson sa fais réfléchir l'enfant est tromatiser j'avais le larmes au yeux mampandiky hira Ty é merci la musique ilay feo tsara Ary tononkira koa tena tsara mampatsiaro n'y nanadino
Tsara e mandona fo be zay 💔💖
Merci beaucoup Elidiot ❤❤, tsara be ilay sady nandona ny foko 😥😢💔💔
Efa ela niambesako raiky ty eeee, Merci Elidiot
Merci frere ....Zany kaha aingam - panahy , tengna raha misy aminy fiainana ny olo kara regny , sady mampande heritreritry . Kanefa ts atao mahakivy , fa ny raha azoko ambaro fo aza mba mitsiriritra fanana drahan ' olo zgny , fa mifaly amizay anana
tiako be le clip sy ilay hira zoky elidiot fa la plupart clip anao fgn no mijaly sy miangavy! de mila tohiny io clip io izahay mpankafy mba anw efa tafavoaka amle clip ndreka tianey ho ita e kara tam le clip raika igny si non merci bcp fa tegna nankafy zao to be contined!
Merci beaucoup! Tsara be le hira!!!!
Mafinaritra fona zay hira avokanao! miandry ny tohiny izahay mpakafy
tsara ny hafatra ❤❤
Merci Eldiot.
Raha tegna misy amin'ny fihaignana io.
Tsara loatra hira sy clip❤️❤️❤️
Mankasitraka elidiot fa tsara sady mifono anantra be le hira clip mondona fo 🙏❤️🥺
Ça touche jusque au fond de mmon âme. J'aprecis tellement
Tsara le hira 😘 zavatra misy lazainy
Tokony mbl mis suite le izy hoe nanao ahon n efarany
😭😭la vie reel
Zh koa tena miombokevitra amnao
😍😍😍😍😍Makasitraka anao zok elidiot fa tena tsarabe le hira satria fampieritrerietanabe le hira (mananantrbe ) 🤜🤛❤️❤️❤️
Tsara marigny araiky ty ein... 🤗
Marina mihts zavatra lazainao io Elidiot, latsak mihts ranomasoko nahita clip toy , merci 🙏🙏🙏😢💝
Nahita Nao Tsara ka ! Ty hira ty
Merci fa tsara be ❤🎧😭
kkkkk,io fa ts be mangovitra fa tremblement de terre mhts donc!!! merci zok'nakay
Merci beaucoup Elidiot 👏🎧😭😭
kaka zala zandry ty eee ts lany ra tsara merci zandrila ❤🎤
Mandona fô mijery ilay clip ,
Fa tokony asinw tohiny ilay histoire 😥😥
Tiako loatra eeeee mitombo laza atrany atrany zalahy eee ❤️❤️❤️👌👌👌👏👏👏👏👏🔥🔥🔥🔥🔥🔥
Merci mivola raha Marignan Amy finama amy zao fa TS hay sasy , Zah tena voa Amy fitiava nama Ty mora mivadika 🥰😍
Raha misy @ izio eeee misaotra @ fananaragna eeee hira nao jiaby iiii mivolandraha fo tohizo fa tsara eeee 👍👍
Maromaro vodogna @zany hira zany zoky ah, m'lay enao eh mankasitraka 🙏❤️🙏
tsara be ilay clip chapeau
Tsara ai🥰😘
Misaotra nizara eh
Tiako loatreee arooo😢❤️mitomboa laza fa zay mpakafy ts miala lavitry❤️❤️❤️❤️❤️
Tsara bé le hira misaotra betsaka
tsara be ee; tafita tsara ny afatra
zay mankafy fon #Elidiot a
malasa saigny💋
Tonga ny hafatra!!! Merci
Merci beaucoup Eldiot mifogno anatra maro hira zainy .
C'est très touchant, merci Elidiot
Hakamarony hiranao tiako daholo
Tu es ça fait parti de mes chanteur préférés Elidiot, bonne continuation
Merci beaucoup
Merci beaucoup elidiot tena tsara be ❤👏👏👏
Merci Elidiot! feno hafatra sady tsara be le hira
Mahay mihira zalh anw aii .. Hira jiab misy afatra ab ❤mrc
Merci Elidiot 😢💖👌😍
🔥🔥🔥🇲🇬💃🏽❤️❤️❤️ merci
Merci elidiot 👏👏
Merci beaucoup Elidiot !
Ny ory tsy havany manana😭 toetsaina Tena tsy mampandroso ny firenena iray
Malasitraka o!! Tsara be lay hira💕💕👊
Tsara moa zany le hira nade mandratra fo ary. 😂😭
Tsara e, merci Elidiot!! miandry n toiny
Tiko loatra ❤❤merci Elidiot
tokony misy tohiny ity hira ity hoe refa tsika le tafa ndray
aza adino fa kodiarantsarety le fiainana havako aby
Zay hira tsara ...😍😍😍🥰🥰💯💯💯👌👌
Tsara be💯❤️🌹
tsara ilay hira, merci Elidiot
😭❤ merci bcp Elidiot, t'es le meilleur
Mahay mi joué ny rôle ny mintsy elidiot sady tiko dol ny hirany.
Merci
Tsar hir ♥️😢
Mercie fa tsar be 🥰❤😘
Tsar ee💝
Merci bcp Elidiot fa tsara amby hira nao jiaby 👏🏻
Milay eee
mankasitraka elidiot tena mandona ny fo ny hira sy ny clip miandry ny tohiny
Ndriiiiiii,😪😪😪😪😪😪tsara lotra n anatra
kkkk tsara be bravo
Merci Elidiot , très émouvante comme chanson 😢😥
Elidiot bravo,
Tsy mitsahatra miresaka ny fiainana iainako isanandro 😢
Mbola hanjary marigny manafonao
Merci bcp trop touchant
Misaotree
Atao ela tohiny zoky Elidiot
mampalehelo kely ery, nefa tena zava-misy amin'ny fiarahamonina
Bien Armina 🔥🔥
Bien Armina Toiza fa tsara be🔥🔥
Majerijery izy ty e, tsara e👏👏
merci e tena tsara le vazo no misy lesona hanabe ny piarambelona tsinka no misy hanatra milay e zay maka nareo foana milay elaha ra tsy miova
Misaotra fa mba manohintohigny saignindreo mpanao azy tsara io!
🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🤙🤙🤙🤙🤙🤙🤙
TOP LEISY ZANY VOKATR'LESANY ZANY, efa tokony mba misy ketrika long métrage amin'izay inspiré avy amin'ireny tononkiran'lah reny leisy bain
Maha lasa Saina be🤔
Trop laolo ty izy koa hanao clip mampalahelo ay.
Zava-misy am fiaraha-monina amzao io tantara agnaty hira io
miandry ny tohiny e
😍😍
Veloma hoy zay aty La Réunion....marina b lay hira❤🖐
Marina ilay lazain'ilay hira è
Kodiarantsarety ny fihainana è, Ary Andriamanitra.misy
Izany no.mahatonga ny Olona sasany manafika ny Olona misy ny atao @ fihainana , satria Tsy mba tia manampy ny mahantra na @ geste kely fotsiny
Fa ny tena mahatohina ny fô mahita ilay petit nambanimbaniny ny zon'ny papany , TSY AZO ATAO NY FIHETSIKA OHATRAN'INY @ ZAZA KELY
TSY MAINTSY MAGNIFOGNO na tiana na Tsy tiana
Tongava saina ry malagasy manana fomba karaha igny fa Tsy mety è
❤️❤️Merci
Mlay be