DON DRESAKA DU 28 JUILLET 2024 BY TV PLUS MADAGASCAR

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 19 жов 2024
  • DON DRESAKA DU 28 JUILLET 2024 BY TV PLUS MADAGASCAR

КОМЕНТАРІ • 15

  • @dood587
    @dood587 2 місяці тому

    Fa Nankaiza ny F.E.R ( fonds d'entretiens routiers) no miandry Famatsiana avy any Ivelany foana ???

  • @dood587
    @dood587 2 місяці тому

    KKK !!! Sahirana mihitsy S.G manamboatra resaka satria tsy manana PROGRAMME MAZAVA ny Ministère sy Fanjakana....

  • @margodelarosa7268
    @margodelarosa7268 2 місяці тому

    Tsy tiko.ity rabaina ity
    Na mihaino ny feo ny le baina aiza de mskaleo😊

  • @filohafitea2798
    @filohafitea2798 2 місяці тому

    This RN2 should have been strengthened since then, instead of creating a new road building

  • @dood587
    @dood587 2 місяці тому

    Depuis 2009 Fampanantenana no betsaka . Fa Tsy Fahaiza-mitantana sy kolikoly manomboka any Fitondrana Tampony no mamotika Firenena ary 15 ans (2024) Gisitra Madagascar !!!!!🫣🫣

  • @geraldRandriambololona
    @geraldRandriambololona 2 місяці тому

    Aleo MBA tsy asaina ntsony le tsaratsara f manaratsy adihevitra

  • @mdn.29
    @mdn.29 2 місяці тому

    Fa anga dia tsy misy olonamahalala sy manana argument avy ao amin MTP no ireto no alefa eto?

  • @ramanantsoaharison3098
    @ramanantsoaharison3098 2 місяці тому

    Vaha olana 2 no omeko: homena budget ny Fokontany na ny mairie handrahoana sakafo vatan-dehilahy hanokatra ny tatatra tototra fa ny rano mandalo anaty lalana no manimba ny lalana.
    Vahailana faha 2 d ny fanokafana ny lalamby d mihena ny camions vaventy mitatitra.
    Farany aza mena-maso an-kota Ka mihinan-kenam-boa-mosavy.
    Misy kenda roroka maro na tsindry bokotra tsy ahafahana manao izay tokony atao.

  • @ramanantsoaharison3098
    @ramanantsoaharison3098 2 місяці тому

    Tokony privatiser na tahaka ny carburant foana Solima ohatra d pourcentage alain ny fanjakana.
    Tokony koa momba ny lalana indrindra moa Ity autoroutes vao hatao ity.
    Na Ity Jirama ity tokony homena privé d ampahany raisin n fanjakana.

  • @ramanantsoaharison3098
    @ramanantsoaharison3098 2 місяці тому

    Otrn lasa andrasana potika tanteraka foana ny lalana d mitady financement matavy.

  • @LéopoldIngady
    @LéopoldIngady 2 місяці тому

    Kay v haka vola @ FMI iany??? Vendra- P ....

  • @ramanantsoaharison3098
    @ramanantsoaharison3098 2 місяці тому

    Tsy haiko oe mbol misy v ny TP travaux publics sa? Satria taloha nisy foana ny mpanamboamboarra lalana mpanampina lavaka.

  • @tianarakototovao5079
    @tianarakototovao5079 2 місяці тому

    Tsy mbola tsaroako hoe: Madagascar nanana lalana tsara. Ny an'olona 14h mandeha fiara tsy misy lavaka na kely. 70Miles/H ny hafainganam-pandeha. Izany Ambondromamy zany, Daraina...../ Ny mahagaga dia misy fontionnaire voakarama, hanao izay fotsiny./ Ny camion amin'izao 40 tonnes, ary tokony manaraka izay koa ny lalana, tokony mihoatra ary.

  • @LéopoldIngady
    @LéopoldIngady 2 місяці тому

    Nulll ! Nulll ! Ireo mitondra reo Sady mpangalatra!!
    S.G fahatany, olona otranzao moa no mitondra ka Aiza no handroso ny firenena, ary AZA MANDAINGA RY TINTIN FA 1ere République zany tsy nisy corruption !! Samy niaina anzany faza mapme !!!
    Veloma tsika gasy fa 4 engins no hanamboarana lalàna eto Dago

  • @ramanantsoaharison3098
    @ramanantsoaharison3098 2 місяці тому

    Vaha olana 2 no omeko: homena budget ny Fokontany na ny mairie handrahoana sakafo vatan-dehilahy hanokatra ny tatatra tototra fa ny rano mandalo anaty lalana no manimba ny lalana.
    Vahailana faha 2 d ny fanokafana ny lalamby d mihena ny camions vaventy mitatitra.
    Farany aza mena-maso an-kota Ka mihinan-kenam-boa-mosavy.
    Misy kenda roroka maro na tsindry bokotra tsy ahafahana manao izay tokony atao.